Hanambady hono

21. lila ( 05/01/2007 11:14)
aza de asianareo mafy kosa i xxx fa samy mba milaza ny heviny ankalalahana anie e. raha amiko tsy de misy problème loatra na manambady izy na tsia, fa rehefa nekena kosa hoe hanonkatena tsy hanambady dia tanterahina hatram farany refa tsy aritra de aleo miala de manambady na refa tsy ho vita le tsy hanambady dia tsy manao mompera. ary na mijanona mompera aza izy nefa manambady tsy hitako ze olana eo amin'ny mpino sy ny fiarahamonina raha tsy hoe atakalony ny vady amanjanany angaha ny fivavahana!
22. Tinaniaina ( 07/04/2007 12:24)
Tandremo koa fa ny fanambadiana ange tsy kilalao e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1755