mitady vady

21. fasaly ( 26/12/2005 19:22)
landrie sy tokinao: mandehàna mitady any madà fa ny sipa gasy aty ivelany efa nifindran'ny aretimbazaha e! sarotra be ny mi aborder azy , zà klou mahatsapa izany koa e! mety ho hisy fa tena i ray ao anatin'y zato angamba no tena mazoto amzay. surtout izy efa manana ny indépendance-ny iny an! juste revy fotsiny de zay angamba...sa ahoana ry zalahy!???
22. xxx ( 26/12/2005 21:10)
Aza manantena ny hahazo vady @ itony internet itony r'ise fa mitadiava dia hahita satria ny voditsobika aza hono manana ny tandrifiny fa aza kivy.Mandehana @ ireny fety gasy ireny izao.
23. Herimiafina ( 27/12/2005 04:08)
Zah zany te hitady ady amin'itony internet itony indray fa efa leo mahita amin'ny reel klé, tsy mamokatra daholo, hehehehe:-D:-D:-D:-D
24. fameusecousine ( 27/12/2005 05:13)
=((=((=((ie tena tsy milay lay reel ehhh:?::}:}:}:}mankaleo..bonne chance ehhh=((=((=((=((=((=((=((=((=((=((=((
25. Herimiafina ( 27/12/2005 07:54)
O ry fameusecousine an, inona ity mampanjonitra anao klé? ary vao niteny zah de enao no nandondona ny varavarako voalohany an, hehehehe:-D:-D:-D:-D
26. Mifenty ( 27/12/2005 10:05)
Tsy mitsara aho fa mba curieux fotsiny. Toa maro reo sipa no minamana amin reny frera na mopera reny, ary misy tena mpinamana be mihitsy, nefa talo hono na ny fiaran dry zala aza tsy azo nitaingenan ny vhv. Tsy manam bady izy, ekeko tsara io, fa ny hoe tsy miaraka amin ny vhv toa manahirana ny saina ihany ny hanaiky an zany avy hatrany, asa aloh e
27. taratrakely ( 27/12/2005 12:27)
Tsy mitsara aho fa mba curieux fotsiny. Toa maro reo sipa no minamana amin reny frera na mopera reny, ary misy tena mpinamana be mihitsy, nefa talo hono na ny fiaran dry zala aza tsy azo nitaingenan ny vhv. Tsy manam bady izy, ekeko tsara io, fa ny hoe tsy miaraka amin ny vhv toa manahirana ny saina ihany ny hanaiky an zany avy hatrany, asa aloh e
28. xxx ( 27/12/2005 13:11)
Miarahaba anao aloha ny tenako tratry ny chrismas, ary mbola mirary anao hanao taombaovao mahafinaritra.
Nahita ny hafatrao za de te-hanontany bebe-kokoa anao, ie: firy taona ianao, avy aiza; ary ny hoe: genre-na vehivavy manao ahoana no tianao sns...
Ilay manoratra aminao aloha dia olona avy aty Tuléar sao ilainao no mahafantatra izany.
Tsy sanatria hoe hivarotra olona akory za eto fa tena betsaka no manontany ahy aty hoe itadiavo vady e!
Amin'izay mantsy no ahazoako mi-canalisé izay mety ho choix-nao ihany koa; na mince; na antonony; ary na lavalava; na somary eo @ 1,55m.
Raha liana ianao dia mandefasa hafatra @ ity adresse manaraka ity: ramanankavanah@yahoo.fr


landrie:

manaona
zaho dia lehila mitady vady.
monina eto france.
ary miasa.
efa ela aho no nitady nefa tsy naita.
ka zay vonona mba amaly ny atsoko dia aoka anoratra @ ty adresse ty landrie @namana serasera
misaotra mialoha
landrie



29. fameusecousine ( 27/12/2005 21:09)
tsy hoe mandodona ny varavaranao za ry herimiafina fa manao exemple aminao hoe milay lay par net ehhhhh:-D:-D:-D:-D:-D
30. fasaly ( 27/12/2005 22:19)
fa inona aky no mampilay azy mba azavao we! sao mba ahitàna sopapa kely izy izany de mba manao koa zany...:wink:
31. Hubert ( 28/12/2005 05:37)
fa maninona kay ry reto rehafa misy olona tiana d mampifila foana a?!sa hodiany tsy fantatra?
32. Hubert ( 28/12/2005 05:42)
Oups! tena azafady fa tsy tandritandriko ilay izy. hay moa ity page public.
bonne chance landrie â!
33. Hubert ( 28/12/2005 05:44)
Oups! tena azafady fa tsy tandritandriko ilay izy. hay moa ity page public.
bonne chance landrie â!
34. Hubert ( 28/12/2005 05:46)
Oups! tena azafady fa tsy tandritandriko ilay izy. hay moa ity page public.
bonne chance landrie â!
35. anjeliko ( 28/12/2005 10:30)
tsy d tsara ny mitady vady @ alalan'itony net itony. satria matoa mandefa filazana @ net d tsarovy fa manana olana zay mety ho lehibe mihoatra ny anao zay lé olona nandefa io.

eo ihany koa lay hoe mety manana toetra mampilefa olona(na sipa io na kofa ).na zany aza aty gasikara no ahitana ny tena tsirony e!

mahita zay iriana e!!
36. dadabe ( 28/12/2005 12:41)
hoy i xxx>

Amin'izay mantsy no ahazoako mi-canalisé izay mety ho choix-nao ihany koa; na mince; na antonony; ary na lavalava; na somary eo @ 1,55m.
Raha liana ianao dia mandefasa hafatra @ ity adresse manaraka ity: ramanankavanah@yahoo.fr


aza hitako ka zah indray no ahazaka azy kle , efa mifanoratra amiko le sipa :-D:-D:-D


elah hoa ra-landrie tsy ampy morsa a,mba be morsa fa tsy fidiny ahy anie letsy ny ahazaka an'i fasaly e
:wink::wink: :-D:-D
37. diamondra27 ( 28/12/2005 12:51)
landrie: teneno anay hoe inona no nataonao le tsy nandaitra mba ahazoanay manampy anao, de taiza no efa nalehanao? tantarao antsipirihany an!
38. landrie ( 28/12/2005 15:54)
tsy mety maita za r'zareo a.
ze anatonana ray manda avokoa.
na hoe za efa manambady fa afaka manampy anao.
tena lany hery aho.
tsy aiko zay atao.
za efa mila vehivavy satria efa ela tsy niaraka t@ vehivavy..inona no ataoko e?
39. landrie ( 28/12/2005 15:58)
tsy mety maita za r'zareo a.
ze anatonana ray manda avokoa.
na hoe za efa manambady fa afaka manampy anao.
tena lany hery aho.
tsy aiko zay atao.
za efa mila vehivavy satria efa ela tsy niaraka t@ vehivavy..inona no ataoko e?
40. landrie ( 28/12/2005 16:01)
tsy mety maita za r'zareo a.
ze anatonana ray manda avokoa.
na hoe za efa manambady fa afaka manampy anao.
tena lany hery aho.
tsy aiko zay atao.
za efa mila vehivavy satria efa ela tsy niaraka t@ vehivavy..inona no ataoko e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2404