mitady vady

1. landrie ( 25/12/2005 15:06)
manaona
zaho dia lehila mitady vady.
monina eto france.
ary miasa.
efa ela aho no nitady nefa tsy naita.
ka zay vonona mba amaly ny atsoko dia aoka anoratra @ ty adresse ty landrie @namana serasera
misaotra mialoha
landrie
novalian'i victor15 ny 30/08/2015 13:26
2. Ragadona ( 25/12/2005 15:13)
O ra Landrie a, sao de mba ataonareo ohatry ny mitady mpiasa na mitady mpanampy ary ny fitadiavana vady ?
3. landrie ( 25/12/2005 15:26)
efa sahirana aho.
fa tsy hoe zany....to @ tony internet tono hono,mety aitana..fa tsy hoe mitady mpiasa akory.
soa dia maita ho ahy enao?:?
mpamily no asako aty,ary efa ho 2 taona zay no natongavako teto France.
ny tohiny moa dia ho an'zay mamaly.
4. Ragadona ( 25/12/2005 15:30)
Ao France ao toa be sipa gasy raha ohatra ka gasy, ary ra vazaha de reny portugaises reny karohina fa tena . . .
5. landrie ( 25/12/2005 15:33)
efa nitady aho fa tsy naita...ze itako rehetra de na izy efa misy bandy miaraka aminy,na izy manda.
na ko izy makorela.
ka afa afa iany ra haka vady makorela zany.
ka de tonga aho mitady eto.
na aiza na aiza.
za mitady oul miteny gasy fotsiny.
tsy mifidy.
6. joda ( 25/12/2005 16:55)
manakanesa any ampiangonan asa rangahy na katolika na protestant ao @ fiangonana katolika ao porte d'orléans ohatra feno
7. Ragadona ( 25/12/2005 18:13)
Aiza kosa letsy Joda dia zay no hankanesana any am piangonana. Aleo letsy ety ivelan ny fiangonana no mitilitily azy raha izany fa tsy dia lasa kosa ra hoe mody mivavaka mba hitady sipa, na le sipa ho voafitaka satria mihevitra izy fa mpivavaka ela hay hitady azy fotsiny fa tsy mpivavaka akory, ka na mpivavaka aza aleo ivelany no mampiditra an izany fika zany e
8. Veloo ( 26/12/2005 00:27)
Landrie a ao Paris be gasy hono e
9. Veloo ( 26/12/2005 00:30)
Landrie a ty ko misy hevitra iray... matadiava endroit fivorian'ny gasy ,, ohatra izao @ fin d'annee jereo ao @ radio vazo gasy ao fa betsaka ny pub gasy azo andehananao 20 euro fotsiny dia mety ahita vady ianao...
dia mazoto o dia mahazo vady :wink:
10. chiquitta ( 26/12/2005 06:35)
Bjr Landrie,

Miarahaba anao tratry ny Krisimasy, izaho koa Landrie mba mitady izay lehilahy afaka hiaraka amiko sy ho tia ahy ka mety aminao ve aho, izaho mipetraka aty Dago, fa manana zandry mipetraka ao France aho.
Raha sitrakao dia manorata ho ahy ahafahantsika miresaka misimisy kokoa.
Miandry anao aho.
Chiquitta
11. Herimiafina ( 26/12/2005 06:59)
okay, landrie, ireo izy daholo, anao ny safisy, hehehehe :-D :-D
12. zama91 ( 26/12/2005 08:29)
soa dia misy kilemana kosa ary nareo ty no tsy mety mahita vady nefa ny vehivavy aty mihinana ny namany fotsyny
13. ari.malala ( 26/12/2005 10:16)
dray kosa ry zama ty vavanao! :-D sao d mba mafy loatra kosa e! :-D
14. fasaly ( 26/12/2005 10:50)
andàna marina any dago no mitady r'isé fa any enao sur fa hahita a! manaova vakansy kely any de mitondra mody avy eo sa ahoana an!
15. mandrindra ( 26/12/2005 14:02)
tsy tadiavina ny sipa fa manaraka ho azy e. Misehoa amin'ny tarehy mirana sy tretrika dia ho hitan'i landrie fa marina io lazaiko io.
16. dadabe ( 26/12/2005 15:34)
tssssssssss o letry ry landrie e, sao dia tsy ampy morsa kosa elah le , avia aty amiko manao cours gratos , kiii mieritrereta lety fa tsy ampy morsa elaha a:^)
17. fasaly ( 26/12/2005 15:40)
kou landrie nge vao mahita sipa izy de tonga de hoe le sipa kou mizesta nefa tsy hainy fa mi charme aminy le sipa, kou aiza izy no hazàka sipa amzany, andàna maka cours any am dadabe de araho io tenin'i mandrindra io:wink:
18. Tokinao ( 26/12/2005 15:40)
Fa resaka ihany izany rehetra izany fa sarotra ny mi-aborder gasy eto paris a! za koa mantsy mba mitovy problem amin'i landri
19. annie ( 26/12/2005 16:46)
Mivavaha dia atolotr'Aa anao ny anjaranao fa tsy voatery manao antso avo toy izao akory
20. mec2 ( 26/12/2005 18:19)
ra za semody aty madagasikara fa aty feno mitady tena kozy eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2479