Namana mila fanampiana
21. Mariano
(
26/12/2005 20:03)
Mba mananihany koa ianao ty ry Diamondra a, tsy ny blem ny ol no valiana fa avadiny, math indray ny resaka
22. Herimiafina
(
27/12/2005 04:12)
Ampiasao ny côcô dia asio fo kely de milamina io, ny olana mantsy be lotra le saina miasa kanefa tsy misy fo intsony de tsy mandefa le zaferam-pitiavana, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
23. xxx
(
27/12/2005 09:01)
tena mbola zazakely tsy mahafantatra ny tokony ataony ranamana izany raha zandrin'ilay vadiny 15 taona be izao! Maimaika ny hanam-bady vazaha sy ho any an-dafy fotsiny, mazava ho azy e! Mahabe olana anao fotsiny izy io fa rehefa izay hoe hisaraka @ vadiny vazaha izay no masaka ao an-dohany de asaivo misaraka izy de avy hatrany de asaina mody fa sao de mitokona ao aminao ao indray. 'zah mino marimarina fa tsy mitombona @ io vadiny vazah io intsony ny sainy ary na ahavita hiaritra elaela eo ihany aza izy mandritra ny fotoana lavalava de tsy maintsy hisy sipa hafa hanaitaitra ny lohany indray avy eo.
24. xxx
(
27/12/2005 09:02)

25. xxx
(
27/12/2005 14:48)
Afaka zay ny krismasy, mino aho fa nanao fety sambatra daoly nareo. Niantso ahy ry zareo namako ireo niarahaba ana tratry ny fety, amin'izay ts niara niantso fa niantso tsirairay. Iny ramatoa fa mitaraina ndray hoe ampijalin'ily namako hono izy, iny koa ny iray mitaraina fa efa ts tamana intsony hono fa te hody mafy,asa ra diso aho fa somary tezitra kely aho ary niteny andry zareo hoe leo anareo hoa za, ny andro fety mbola ny problème nareo iany no ataonareo manakorotana ny saiko, tsy te hiditra amin'ny fiainanareo intsony hoa za fa ataovy ao ze mety aminareo, misaraha rehefa zay no fantatrareo fa mety fa mba eritrereto koa hoe manana ny mahasahirana ana za aty ary za koa mba manana olana fa ts nareo irery akory. Samy ts nisy nahateny moa reo satria naveriko nantsoina tamin'ny ora naha sur ana hoe tao antrano daoly izy 2, za koa somary niakatra mintsy d zay, nanao veloma za d napetrako le téléphone, asa re diso aho angamba ?
26. diamondra27
(
27/12/2005 15:08)
ra za enao de mamoaka boky roman de mahazo vola @zay
de io tantara io atao feeling, respiration

28. vale
(
27/12/2005 20:44)
Ny azoko lazaina dia tsy matotra ilay ranamana alohan'ny handray fanampahan-kevitra! tsy tokony hiavona @ izao fotsiny @ ilay ramatoa vadiny izy raha toa ka tsy tia azy intsony fa izay no mahatonga azy (ilay ratoa) hiantso an'i xxx mihevitra fa mbola tia izy (le bandy io) nefa tsy izay no hiavonany fa tsy tia azy intsony! ka mila mitsotra @ izy fa tsy hanao fomban-jaza toy izany! sady mandany ny fotoany izy no mandany ny fotoan'ilay rtoa!mahereza ihany alou xxx e! tsy mora tokoa ity fanampiana namana ity, ary izay koa moa no maha-mpinamana ko !:-*(l)
29. anjeliko
(
28/12/2005 09:30)
fa maninona kay ry reto rehafa misy olona tiana d mampifila foana a?!sa hodiany tsy fantatra?
30. diamondra27
(
28/12/2005 13:02)
anjeliko: satria tsy mitovy ny fisainan'ny lahy sy ny vavy, tsy mety tafaraka au bon moment au même endroit fa manao aloha sy aoriana foana
xxx:le namanao koa toa tsy sincère koa ary enao nga manambady sa sipa? tandremo sao de ny anao indray no alainy ao an! na de oe misy any dago aza mahalasa adala azy.
matoa enao mampiantrano azy de mpiray tsikombakomba sy mankasitraka ny ataony zay eo imason'ny le rafotsy.
Ny tokony ataonao de oe: lazao rafotsy fa tsy mety intsony ny aminareo ka de aleo za hody, vitaina ny divorce,de asaivo zakainy sy assumé-ny ny décision-ny fa raha tsy vita divorce izy de tsy afaka halainy vady le any dago na de te hody aza izy, lasa sady tsy antany no tsy amparafara

31. diamondra27
(
28/12/2005 13:05)
Mpandefa : fenomalalah [ Valio ] 21-12-2005 11:09:22
Lohateny : akory atao?
fa maninona kay ry reto rehafa misy olona tiana d mampifila foana a?!sa hodiany tsy fantatra?
Lohateny : akory atao?
fa maninona kay ry reto rehafa misy olona tiana d mampifila foana a?!sa hodiany tsy fantatra?
32. xxx
(
29/12/2005 14:17)
diamondra27:
anjeliko: satria tsy mitovy ny fisainan'ny lahy sy ny vavy, tsy mety tafaraka au bon moment au même endroit fa manao aloha sy aoriana foana
xxx:le namanao koa toa tsy sincère koa ary enao nga manambady sa sipa? tandremo sao de ny anao indray no alainy ao an! na de oe misy any dago aza mahalasa adala azy.
matoa enao mampiantrano azy de mpiray tsikombakomba sy mankasitraka ny ataony zay eo imason'ny le rafotsy.
Ny tokony ataonao de oe: lazao rafotsy fa tsy mety intsony ny aminareo ka de aleo za hody, vitaina ny divorce,de asaivo zakainy sy assumé-ny ny décision-ny fa raha tsy vita divorce izy de tsy afaka halainy vady le any dago na de te hody aza izy, lasa sady tsy antany no tsy amparafara
Za ts mbola manambady ka, fa manana ny olontiako aho any Dago,efa hody koa aho mantsy amin'io taona 2006 io ka indraindray d tena ts hadriko izay handehanako satria rehefa tsy eto intsony aho angamba mety tsy ho voaelingelindry zareo intsony, nefa moa ny miantso an téléphone mbola azony atao ihany. Hatramin'ny nahatezitra ahy tamindry zareo tam krismasy io aloha d samy mbola tsisy sahy niantso ahy ry zareo hatramzao satria efa entitra ny teniko taminy hoe olondehibe nifanaraka ianareo nanao ny nataonareo dia tokony hahay hizaka ny fiainanareo koa fa ts za akory no hitondra solution ho any fiainanareo.
Misaotra anareo rehetra nanome torohevitra, lazaiko anareo eto ihany ny fivoharan'io tantatra io satria zao fotsiny reny no ts miantso ahy fa refa afaka elaela eo sure za fa ts maintsy mbola hiantso indray.
33. xxx
(
29/12/2005 14:20)
diamondra27:
ra za enao de mamoaka boky roman de mahazo vola @zay
de io tantara io atao feeling, respiration
Hevitra mety mihitsy aloha nenao e, sady raha avoaka boky io mety mba lesona ho an'izay rehetra mamaky zay indrindra fa ny tanora ! Misy ho dinihana ny mikasika an'izay an !
38. diamondra27
(
03/01/2006 10:38)
dadabe: za ve de angataka fika hafa any ankafa fa tsssssss , ny eo aza tsy hita zay asiana azy