Fa maninona no "ora" no handrefesana ny fotoana?

41. xxx ( 31/12/2005 14:51)
Herimiafina an, tsy nanazava izany aho fa naneho hevitra fotsiny (izany hoe mety tsy ho ireo no tena antony, fa ireo fotsiny no noeritreretiko momba ny fanontanianao)

xxx:
Fa raha ny hevitro dia zavatra roa no mety nahatonga io convention io.
42. jennifer2 ( 31/12/2005 16:54)
ho an'i xx, inona le hevitrao nahatonga an'le convention aloha e?
43. xxx ( 31/12/2005 17:51)
jenny, efa ireo ambony ireo akia! Ilay temps de Planck sy ny Minute naturelle ny iray, dia ny iray ilay influences babyloniennes.
44. Herimiafina ( 31/12/2005 18:46)
xxx: eny ary e, fanehoana hevitra fa tsy fanazavana, saingy misaotra ihany fa nahita pista tsara isika amin'ity fikarohana ny valin'ny fanontaniana ity.

Mbola te-hiresaka ny momba ny fotoana isika fa aleo amin'ny taona vaovao: "le temps est relatif" izay ilay tiako halalinina indray, hoe tsara ve ny nanarahana an'io convention io raha samy hafa ny mety ho perception ny olona tsirairay amin'ny conditions samihafa ny fotoana?
45. xxx ( 01/01/2006 17:24)
Aza asiana fisaorana e!

Ny valin'ilay fanontaniana manaraka dia "relative" be - hihihi
46. jennifer2 ( 02/01/2006 02:22)
misy olona tena intelligent ato zany an!
47. diamondra27 ( 03/01/2006 10:34)
HM: ny vaovao vao henoko t@ week-end zao de oe 45 ans avant la naissance de Jésus Christ hono no nanomboka ny 01 janvier
48. lapino ( 03/01/2006 11:49)
>>> \"le temps est relatif ... tsara ve ny nanarahana an\'io convention io\"

Amin\'ny toerana roa mifanalavitra indrindra eto ambonin\'ny tany, mety ho firy segondra ny elanelan\'ny fiovan\'ny fotoana ao anatin\'ny taona iray?

Ilay convention manko hoe raha mbola ho relatif koa ny ventin-drefy ampiasain\'ny samy siantifika, dia tsy hifankahazoana intsony. Ka raha mbola tsy mandiso ny kajy atao hatramin\'izao aloha ny fanatsinontsinoavana ny fiovan\'ny fotoana dia mbola tsy maninona. Fa amin\'ny kajy ilana mitandro an\'izay, dia tsy maintsy hoe ametrahana repère-na fotoana izany!

Ny siansa koa ange miorina ambonina abstraction ngeza be fotsiny. Tsy afaka lazaina fa marina ny siansa, saingy hita kosa aloha hoe misy degré de cohérence ngeza ihany dia raisina araka izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2046