Fa maninona no "ora" no handrefesana ny fotoana?

21. Herimiafina ( 27/12/2005 06:24)
Le relativité restreinte iny e, hi-contrer-ko an'i xxx fotsiny, hehehehe:-D:-D
22. ari.malala ( 27/12/2005 07:19)
hay kay ts za rery no tratra 'nle ersaka mivadika tampoka knouuu =))=))
23. pissoa ( 27/12/2005 08:17)
ny an'i Herimiafina akia ny sasany ataony fanahy inina ah :-$=))
24. fijo ( 27/12/2005 22:06)
mahalala tsar aan'i herymiafina indray pipiso an.
25. pitchou ( 28/12/2005 01:39)
13 déc @ calendrier n'iza le izy herimiafaina? d @firy @ oran'iza?

Tsy hitako tokoa izay antony tsy hanovana ny fanamaritana ora na dia ho antsika ihany aza! io izao ny arabo manisa andro @ fiodinan'ny volana tsy misy bedy, ny sinoa manisa taona @ biby tsy misy managadra koa maninona isika no hisy hi-kritika raha manana ny ora sy fotoanan'ny gasy?
26. Herimiafina ( 28/12/2005 01:57)
Amin`ny 13 decembre ny execution an`i williams Stanley na i Tookie , araka ny hevitrareo mety ahazo clemency ve lery . Azavao ny hevitrao
27. diamondra27 ( 28/12/2005 13:26)
fa maninona no averina foana e!
28. pissoa ( 28/12/2005 17:56)
fijo wa :-$
29. jennifer2 ( 28/12/2005 23:33)
Herimiafina a: Amin`ny 13 decembre ny execution an`i williams Stanley na i Tookie , araka ny hevitrareo mety ahazo clemency ve lery . Azavao ny hevitrao

30. pitchou ( 29/12/2005 01:56)
ary mi-coince kely indray zany côcô n'i herimiafina zany an! fa naninona?
31. fijo ( 29/12/2005 04:38)
ka mbola lasa ny caca izy ko
32. pissoa ( 29/12/2005 06:01)
mahalala tsara an'i herymiafina indray fijo an :-D
33. diamondra27 ( 29/12/2005 06:16)
time is money
34. Herimiafina ( 29/12/2005 20:12)
Tsy mety mahintsiny fa io William tookie io foana no mipoitra, hehehehe:-D:-D:-D:-D
Izao izany: ny segondra nampiasaina tamin'ny théorie de la relativité restereinte sy ny electromagnétisme dia tsy mametraka olana, fa ny olana hoa aho de ilay hoe fa maninona ny 60s no natao hoe minitra tsotra izao?
35. fijo ( 29/12/2005 20:42)
Amin`ny 13 decembre ny execution an`i williams Stanley na i Tookie , araka ny hevitrareo mety ahazo clemency ve lery . Azavao ny hevitrao
36. jennifer2 ( 29/12/2005 23:57)
Fa hono tokoa hoy aho? maninona no atao hoe "atome" ny zavatra bitika indrindra?
37. xxx ( 30/12/2005 07:20)
Herimiafina:
Izao izany: ny segondra nampiasaina tamin'ny théorie de la relativité restereinte sy ny electromagnétisme dia tsy mametraka olana, fa ny olana hoa aho de ilay hoe fa maninona ny 60s no natao hoe minitra tsotra izao?

Iny aloha marina ny anao hoe convention eh! Fa raha ny hevitro dia zavatra roa no mety nahatonga io convention io.

Voalohany, ny temps de Planck sy ny "minute naturelle". Ny minute naturelle dia eo amin'ny 53.912s eo ho eo. Mety hoe hi-conserver-na ilay teny hoe "minute" angamba dia natao hoe 60s. Mba tsy mifanalavitra be loatra ny "minute naturelle" (nofaritana avy amin'ny tranga fizika indray) sy ny "minute conventionnelle" (ilay miasa isan'andro).

Ny faharoa dia mety mbola tao koa ny influences babyloniennes. Ry zareo mantsy rehefa manisa taloha dia base 60 no nampiasainy.
38. pissoa ( 30/12/2005 13:57)
Herimiafina, nalahelo mafy an'i Williams Tookie mihitsy angamba ianao :-D
39. Herimiafina ( 30/12/2005 21:57)
Misaotra an'i xxx amin'ny fanazavana. Ho fanamafisana :
http://timeworld.ifrance.com/origine.htm

Ny fanontaniana manaraka dia hevitra tsara ve ny nanakaikezana io minitra voajanahary io?:?:
40. jennifer2 ( 30/12/2005 23:30)
Mba tsy hisian'ny confusion ohatra ka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8812