ho anareo vehivavy

21. Herimiafina ( 21/12/2005 04:45)
Aiza zany, aiza zany ry jennifer, hehehehe:-D:{
22. Veloo ( 21/12/2005 15:26)
:-D:-D
23. diamondra27 ( 21/12/2005 19:39)
za te hananjanaka fa tsy tiko hoe :xxx ny rainjanako manjary misy pb any ampianarana any aoriana, sady sao de anaovanjareo experience koa ny zanako ko

le né sous x aza efa tsy fidiny
24. Veloo ( 21/12/2005 19:57)
:-D
25. akamatiana ( 22/12/2005 03:17)
:-D:-D
26. angelgirl ( 22/12/2005 13:21)
koa refa zay ary no mahasalama azy!
27. mimiso ( 22/12/2005 13:35)
:-D:-D:-D:-D:-D
28. ravakamalala ( 22/12/2005 21:35)
Zay ary i xxx dia tsy hita ntsony!! dia nefa milaza hiantoka zaza amam behivavy !!! koa tsy loza!!
29. akamatiana ( 23/12/2005 03:26)
=))
30. diamondra27 ( 23/12/2005 03:31)
XXX: sur ve enao fa hi-reconnaître le zaza nefa eto @ serasera aza mahamenatra anao ny mitonina anarana

au contraire tena fietré zany hoe misy lhl vonona hitana ny responsabilité-ny zany
31. Ragadona ( 23/12/2005 19:47)
Tsy sanatria ve Ra xxx ohatra an ireny fampanarahana kisoa vavy any ambanivohitra reny no tadiavinareo. Mahavita mande lavitra mihitsy ny mpiompy mba hahita kisoa lahy hitaingina an ilay kisoa vavy, dia avy eo entina mody ny kisoa vavy andrasana ny hahabevoka azy. D karakaraina tsara ny reniny sy ny zanany refa teraka izy. Refa lebebe ny zanany dia azo amidy amin zay. Ny reniny itadiavana lahy hanao azy ndray.. . De hampanaraka ohatr izany ve no tian havana xxx ? Tsy azo sady tsy mety atao an zany kosa ny olombelona raha ohatra ka izay e
32. xxx ( 26/12/2005 14:21)
tongava aty amiko ra mila zanaka x e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2909