ho anareo vehivavy

1. xxx ( 20/12/2005 11:05)
hono a mba misy sipa ve ato te hananjaka fa tsy te hanambady , dia za zany ra misy dia vonona hiatonka ilay mamany sy ny zaza , ra misy ny ilaina , ny anarany tsy maninona fa ra ohatra ka mila reconnaissance dia vonona ko za , misokatra ny ady hevitra
novalian'i xxx ny 26/12/2005 14:21
2. xxx ( 20/12/2005 11:14)
Dia raha misy dia ahoana no hifandraisana?
3. xxx ( 20/12/2005 11:21)
mety ve raha par correspondance ???


humm anjekaky oo :{:{
4. xxx ( 20/12/2005 11:51)
za zao sady efa manambady no mananjanaka de aôna zany za?
5. xxx ( 20/12/2005 13:09)
ka efa we izay sipa te hanajanaka fa tsy te hanambady no tedaviny ko! mazava ngeh zany e!
6. xxx ( 20/12/2005 13:19)
x no rainy, x ny reniny, x ny zanany dia io lasa manome xxx
7. Veloo ( 20/12/2005 14:12)
ary inn doly ary reto xxxxxx tsssssss:-D:-D:-D
8. annie ( 20/12/2005 16:11)
Veloo> tsy mahita hatao aky reo an!mampalahelo
9. ariel ( 20/12/2005 16:13)
laozanareo mampiady x fotsiny
10. mirana5 ( 20/12/2005 18:33)
xxx:

hono a mba misy sipa ve ato te hananjaka fa tsy te hanambady , dia za zany ra misy dia vonona hiatonka ilay mamany sy ny zaza , ra misy ny ilaina , ny anarany tsy maninona fa ra ohatra ka mila reconnaissance dia vonona ko za , misokatra ny ady hevitra


dia XXI siecle tokoa isika toetsaiana koa rey zany:evil:
11. xxx ( 20/12/2005 18:59)
ny hifandraisana ve , afaka fona ka , io tsy misy olana rehefa vonan nareo joba e , tena resaka serieux anie ty e
12. Herimiafina ( 20/12/2005 19:25)
Tsy maintsy joba ngah klé, zah mantsy vonona klé, hehehehehe:-D:-D:-D
13. ravakamalala ( 20/12/2005 20:12)
za!!!!!!
tsy manambady ,
te hananjanaka (fa tsy aminao)
iantohanao zahay?:-P
14. Ragadona ( 20/12/2005 20:16)
Mba misy tetika kosa io heviny io ry ravakamalala a
15. Veloo ( 20/12/2005 20:30)
Veloo> tsy mahita hatao aky reo an!mampalahelo

annie bejoro njy ela2 njay zany :-* ...ie wa aky
mirana a
dia XXI siecle tokoa isika toetsaiana koa rey zany
loza mihitsy retsy ahitana ny tsy fahita mihitsy o?:-*
16. Bariry ( 20/12/2005 20:38)
velona be zany xxx ao zany klé, ary tena vonona tokoa:roll::roll:
17. vale ( 20/12/2005 20:49)
xxx> raha lehilahy hanitsakitsaka kosa ve tsy aleo tsy misy? asa alou e! fa matoa kou ny vehivavy misafidy io toerana iray io dia misy ny ampy iantohany ny zanany fa aza manararaotra eo:P
18. ravakamalala ( 20/12/2005 20:49)
Mba misy tetika kosa io heviny io ry ravakamalala a


tena marina hoe? tsy nampoiziko, noheveriko fa dia amin ny fo madio!:(:-D
19. akamatiana ( 21/12/2005 03:57)
:-D
20. jennifer2 ( 21/12/2005 04:14)
ary mitady hivadika film x izy zany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2574