simba ny fitiavana e!

21. mirana5 ( 18/12/2005 19:01)
za no efa voan'izany narary dia narary aloha fa rehefa atao ny fandinihana dia tsara no nisaraka satria na ho ela na ho haingana, hanidian foana leiry koa tsy aleo za no miala aloha? mba tsy hitotonana in 2 eo é
22. lapino ( 18/12/2005 20:17)
vale:
ouay ty lapino e! raha otsan'izany doly ve ny bandy tsy aleo manao masera? tia tena!:evil:

Raha manao masera daôly ny sipa, toa ho velona izay mpamboly karôty kle! :-D:-D
ravak:
tsilon'ny compas ny lohanao ry lapino!!tsy menatra akory ianao miteny an'zany!:twisted::twisted::twisted:

Moramora aky ravak a! :wink:
Izao ange le izy e:
- eo amin'ny tsilon'ny compas ny laka. De raha eo aminao ny tsilon'ny compas dia anao izany ny laka :)
- izay eo amin'ny tsilon'ny compas dia tsy mihetsika teo, fa efa mitsatoka, efa fixe.

Izay any amin'ny sisiny any ihodinkodinana fotsiny. Raha misaraka zany zao i miramirana, dia azo kilasiana ho isan'ny "looser". :!:
23. ravakamalala ( 18/12/2005 20:34)
Looser? satria tsy nahay nionona tamin ny zava nisy? za mieritreritra hoe mbola misy toe javatra tsaratsara kokoa noho io azon i miramirana hita any amin ny hafa!
24. lapino ( 18/12/2005 20:49)
Betsaka ny mihodinkodina eran'ny tanàna, fa vitsy kokoa no mitady hanorenam-pangady. Mahità izay tadiavina raha izay, asakasany ihany io.
25. diamondra27 ( 18/12/2005 23:40)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
26. miramirana ( 19/12/2005 12:19)
lapino:
Moramora aky ravak a!
Izao ange le izy e:
- eo amin'ny tsilon'ny compas ny laka. De raha eo aminao ny tsilon'ny compas dia anao izany ny laka
- izay eo amin'ny tsilon'ny compas dia tsy mihetsika teo, fa efa mitsatoka, efa fixe.

Izay any amin'ny sisiny any ihodinkodinana fotsiny. Raha misaraka zany zao i miramirana, dia azo kilasiana ho isan'ny "looser".
Tsy maninona mihitsy aho ra "looser" ary satria tsy ianao ny eo @ toerako ka toa hendry ianao.Ary za tsy mila atao tsilona compas zany fa rhf ana dia ana iray manontlo fa tsy zaraiko dia rhf tsy ana tsy ana.voa miha mijaly eo."mieux vaut être seule que d'être mal accompagné".tsy izy irery akory ny lehilahy.Mitomany sy marary angamba aho zao fa mbola ho avy ny andro hanadinoako azy.
27. ravakamalala ( 19/12/2005 14:03)
mazava ho azy akia ry miramirana, manaova zavatra hafa, ndana manala azy kely, miaraha amin ny namana, manaova grand ménage ao antrano, manary dia e! amin izay indry tsy mieritreritra azy intsony, fa mbola ho avy foana ilay tena tia sy hanaja andry. :-*
28. lapino ( 19/12/2005 14:24)
miramirana < ianao ihany no manapa-kevitra. Niteny ny hevitro fotsiny aho, mba hevitra hafa noho ny an'ny sasany, fa ianao ihany no mahalala izay mety aminao. Fa aza raisina ho ratsy :)
29. miramirana ( 19/12/2005 15:59)
zay ahay mba valin-teny mety ry lapino!!!
30. xxx ( 19/12/2005 16:01)
marina akia ny andry ry miramirana!!avelao izy ho any "1 de perdu 10 de retrouvés"ozy ny vozongo zay!!aza manaiky hamijalian'ny kofa zany.bisous dia bon courage e!!
31. lapino ( 19/12/2005 16:07)
miramirana < mety ihany koa ilay valin-teniko tery aloha ka! Izay no hevitro, dia izay no nolazaiko! :)
32. Herimiafina ( 19/12/2005 19:36)
Tena aleo ihany tsy misy klé, amin'izay tsy mizarazara ny saina fa tonga de any amin,ny tanjona principal foana, hehehehe:-D:-D:-D:-D
33. ja ( 20/12/2005 10:49)
inona ny tianao ho tenenina @ ilay oe tsy misy klé?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1934