Xmasy

41. adam ( 09/01/2006 07:00)
konferansa iray manontolo io resaka io bedada an ,miaraka @document eran'ny 3chevaux 'aoka aloha so ngo de manimba zavatra mbola ho avy ny fotoana e; efa antomotra manko e, dray
42. dadabe ( 09/01/2006 07:18)
:D:D
43. rakekely ( 10/01/2006 09:15)
dia misaotra anareo eh
tena zava-dehibe dia ny hoe ny fanetren-tenan,'Andriamanitra teto anivon'ny voahary izay asan'ny tanany mba hamonjena azy ireny,ary ireny daty ireny dia manamarika ny fisiana sy ny fahatsiarovana izany fotoana izany, izay misy ihany koa ny fanisana atao eo amin'ny fizaram-potoana lalovan'ny fiangonana.
44. dadabe ( 10/01/2006 22:45)
:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3505