Xmasy

21. fijo ( 23/12/2005 04:50)
laza,tena nanetry tena ve lery???? tsy mino aho.olona tia heboebo no manao toa ireny.
ravaka;mivavaka amin'ny "imaginaire" ve izany???? tsy lasa kle
22. jentilisa ( 23/12/2005 08:31)
ny manao toy inona moa fa tsy azoko?
23. marozevo ( 28/12/2005 01:29)
namanao > Tena marina ny filazanao fa ny ondry sy ny osy no betsaka tany Palestina tamin'io fotoana io. Nefa tsy diso koa ny hoe tranon'omby.
Ny tena ekeko dia ny hevitr'i LazaRandri : Tsy ny antsipirihiny no mahamaika fa ny hevi-dehibe fonosiny.
"Tsy maintsy ho nidina (nietry) teto an-tany ilay any an-danitra, mba hampakatra izay eto an-tany ho any an-danitra". Ary ny lanitra lazaina amin'izany dia tsy io rivotra tazan'ny masontsika io, ary mety tsy ho any ambony any koa aza (tsy haiko hoe aiza), fa ilay fiainana feno fahasambarana mandrakizay miaraka amin'ny Trinité Masina sy ny Olomasina rehetra efa nialoha làlana.
Tena fanetren-tena io, fa tsy fisehosehoana araka ny tenin'i fijo.
24. dadabe ( 28/12/2005 15:18)
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.

25. hokanchec ( 29/12/2005 08:55)
"Lohateny : Re : Xmasy
na tranon'omby na tranon'ondry, peu importe!....ny zava-dehibe dia hoe nanetry tena i Jesoa noho ny fitiavany antsika "
Tandremo ry Lazarandry , manao aniza ny hoe peu importe fa tena any @ afobe no hiafarana ra izany no eritreritrao , tsy maninona na izao fa refa... mino defa ok...! tandremo, sao jesosy hafa no ekenao hiafaranay satria be da be ny jesosy ka mila fantarina hoe iza no tena izy fa sao hoe tanteraka aminao le hoe " Tsy fantako ianao" satria olona hafa no ninoana ilay tsy marina,


Ny tena marina de mariana ny tenin'ny dadabe sy jentilisa amiko, za mivavaka arahiko sy fakafaiko dolo ireny fivvahana misy fa izao ataovy ao antsaina fa tokana ihany ny marina de ilay lalana tery le tsy misy mpahita sy maha remark azy dei ilay marina,
ekeko faa tsy 25 ny krsismasy ( ary tsy voalaza tokoa hoe ankalazao , fa fa afaka atao kou nefa ) fa ny tena Voalaza ao @ "Bible " de ny fahafatesana kristy, "izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy isaky ny misotro sy mihinaan nareo, izany hoe le fandraisana izany hoe tokony "ilay fahafatesan'i kristy no tokony hatao fety " de mihinana sy misotro anlay divay mpadraisana sy mofo tsy misy masirasira,
zay ry zareo , fa zao kou , aza mihavitra koa hoe izay harahin'ny olona no marina satrai voalaza fa vitsy no ho voavonjy, ary aza mba manao fiteny hoe tsy rarahinay zany na marina na tsy marian na 25 na tsy 25 fa ref mahatsiaro fotsiny def izay; dray
ref diso de aza arahina mba tsy handehanaano any @ fahaverezana.
26. dadabe ( 29/12/2005 15:34)
oadray le , ary nivadika an'io koa ilay hafatra nalefako teo tssssssss
27. marozevo ( 01/01/2006 23:05)
Tsy fantatro na diso na marina ny hoe 25 decembre no nahaterahan'i Kristy. Ny ahy aloha dia io no fantatro, ka raha mbola tsy misy olona afaka manome ahy POROFO MAZAVA SY MITOMBINA fa tsy io no izy, dia io aloha no harahiko. Mino anefa aho fa tsy hisy hahaporofo izany. Asa anefa !
28. dadabe ( 02/01/2006 11:58)
marozevo > jereo io ambony io fa zah aza efa niezaka ny hanaporofo de ianao manao hoe tsy hisy hahaporofo , mbola hotohizako ve io ?? humm lava be anie io fa nafoheziko e
29. bichette ( 02/01/2006 13:26)
ka na io na tsy io 25 desambra io ny TENA nahaterahan'i Jesosy maninona anefa e ! supposer-na fotsiny hoe io, tsy ny andro no zava-dehibe fa ilay isika "conscient" ny "nahatongavan'i Jesosy Kristy". Ny famonjena, le salut no tokony tena atao ao anatin'ny saina fa tsy hoe io marina ve ny andro.:-*:-*:-* ilay pourkoi sy pour quoi no tokony tadidina fa tsy ilay hoe comment na hoe QUAND exactement:wink::-*:-*

raha fantatra aza ny tena daty hoe ovina, manova zavatra ve ? mampitombo ny finoantsika bebe kokoa ve ? ahazoana antoka kokoa ve fa hoe ho voavonjy ? mampitombo ny andro hiainana ve ? :wink:

satria moa tsy hay mazava hoe ovina marina dia napetraka io andro io mba "hahatsiarovana ilay fitiavan'Atra ka nandefa ny zanany tety an-tany hitondra famonjena", eritrereto anie raha tsy nankalaza krismasy mihintsy sy paska, tena mety adino tanteraka mihintsy hoe "tonga tety antany tokoa io Jesosy ary maty ho antsika" atao ho fahatsiarovana fotsiny anie ireny e !

ny mampalahelo fotsiny dia hoe lasa fetin'olombelona ilay izy ary ny 80% ny olona manadino ny tena antony nametrahana io andro io dia fatsiarovana ilay nahatongavan'i Jesosy nanaiky hidina ety an-tany nohon'ny fitiavany AHY SY IANAO.

bizzz daholo aloha e :-*:-*:-*





30. naritsimba ( 03/01/2006 09:02)
mandiniha tena ny tsirairay e
31. jentilisa ( 03/01/2006 09:49)
ny nilazana ny fihinanam-bilona dia hanondroana ny saranga nisy an'i Jesoa. Ireo tsy noheverin'ny mpitondra na ara-pivavahana na ara-panjakana loatra. Na ankehitriny aza maro ny saranga tsy heverina lotra fa tian-kafenina aza satria "mahamenatra" ny fisiany ao amin'ny fireneny!
32. marozevo ( 03/01/2006 23:13)
Ka ny porofon'i dadabe anie tsy maharesy lahatra ahy eh... Ny heveriko hoe porofo, amin'ity resaka ity, tsy ny filazana ny anaram-bolana sy ny zavatra toy izany, fa ny fanehoana, ohatra hoe ny acte de naissance tamin'izany, izay tsy hilaza hoe 25 dec.. na asa inona koa ! fa ny fanazavan'i dadabe azoko tsara saingy tsy porofo ireo.
33. Veloo ( 05/01/2006 16:31)
dadabe a tsy ao ny porofn-njy fa avereno eto kle...
34. hokanchec ( 06/01/2006 05:37)
bichette:
ilay pourkoi sy pour quoi no tokony tadidina fa tsy ilay hoe comment na hoe QUAND exactement

raha fantatra aza ny tena daty hoe ovina, manova zavatra ve ? mampitombo ny finoantsika bebe kokoa ve ? ahazoana antoka kokoa ve fa hoe ho voavonjy ? mampitombo ny andro hiainana ve ?

tena diso tokoa enao raha izany no eritreritrao , ahoana moa ny olona inoanao no tsy fantatrao akory
ny daty zany hoe comment et quand , manjary diso enao eo antrehany tompo,
tadidido izao , virijina adala,
1 ho raisina iraytsy ho raisina
mandiniha faza manao anizany
35. bichette ( 06/01/2006 06:30)
hokanchec > dé ataovy aza ny fikarohana e , dé lazao eto ny tena daty ; tandremo fotsiny sao varina mitady ny tena daty ka adino ny mivavaka :P
36. bichette ( 06/01/2006 06:39)
hokanchec > ny fo no tena, no tena hoy aho, jeren'Atra fa tsy izay details hoe ohatran'izany raha ny fahitako azy. marina fa tsara ho fantatra ny tena daty fa amiko detail izany. alalino ilay tena tantaran'ilay virijiny adala, resaka faharetana, resaka caractere, resaka fo fa tsy resaka connaissance no nampa adala ireo virijiny 5 adala
37. adam ( 08/01/2006 01:27)
voalaza tokoa ary samy manaiky ny mpandinika tantara fa teraka talohan'ny nahafatesan'iHeroda Legrand i Jesoa matoa izy nampamono ny zaza latsaka ny roa taona dia mety ho efa roa taona no tsy nandalo niverina tao aminy ireo magy telo lahy izany hoe mety mbola miampy kely roa taona izany ilay -4 nahafatesan'i Heroda mety ho -6 mihitsy aza no nahaterahan'i Jesoa ny calendrie t@ fotoana izany tsy misy 0 fa -1 de tonga de 1 tany @ taona 26 ac no misy taona milaza fa maty zoma Izy
tsy possibla anie mbola hisy mpiandry ondry @ ririna à faritry mediterane tsy misy ondry mihenjihenjy @izany -15°c izany io 25 dec io no nahaterahan'ny mithra andriamanitra masoandro ka raha mitsahatra @ io andro io ianao de manamasina ny androny
38. dadabe ( 08/01/2006 09:09)
adam sy hockachenk miombon-kevitra tanteraka aminareo ny tenanay
39. adam ( 08/01/2006 10:59)
ao anaty baiboly anie tsy misy teny hoe mankalazà ny andro nahaterahan'i Jesoa KRISTY .
ny andro nahafatesany no nasainy ho notsarovana .talohan'izao ttl izao de efa nisy Izy fa nanetry tena fotsiny ho tonga Olombelona Izy hamonjena ahy sy ianao raha mino ianao.raha ny fahafatesany dia maty 37 ora izy.mba mamaky ihany ry malala baiboly fa sao de voafitaka rehefa tsy misy fianaranza atao intsony io indray atomboke mahafinaritra be io taranja io:D:D:D
40. dadabe ( 08/01/2006 12:32)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 22-12-2005 03:16:26
Lohateny : Re : Xmasy
Misy tsy mazava ity e,izay mahafantatra fa tena vaky ny lohako:
-I Matio milaza fa i Jesoa dia teraka tamin'ny andron'i Heroda izay maty tamin'ny taona moins quatre.
-I Lioka kosa mampiteraka an'i Jesoa tamin'ny andron'ny recencement ,izany hoe plus six.
Dia atao ny calcul dia hita fa misy 10 taona be izao ny elanelany.
Dia iza ary no tena evanjely amin'ireo??
Ny an'i Matio izay vovolombelona nahita maso sa ny an'i Lioka nanao fanadihadiana lalina sy nanontany vavolombelona nahita maso ny zava-niseho?

Dia ahoana koa ary ilay circuit an'i Jesoa fa tena sport be?Rehefa ampitoviana ny voyagen'ny sainte famille dia tena mifandipatra be mihitsy.Ny an'i matio nalefany nitsekaraka nankany Ejipta ry zareo,ny an'i Lioka kosa tonga dia naveriny direkta any Nazareta rehefa teraka i Jesoa.

Sa raha entina amin'ny finoana izany rehetra izany dia mety ho azo ekena ihany?


miampy ny tenin'i adam +hokachenk de mbola ahita holazaina ihany ve hoee tsy maintsy hankalazaina tsssss mba diniho hoaa le lalana andehanana fa humm

adam> ny olana anie dia miova le hevitry ny soratra masina e, ny an'ny sasany aza ny PASKA lazainy fa hoe nitsanganan'i KRISTY ??????!!!!??????? tsssssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2983