Andao avadika hira de atao CD ny hiranao e, na lalala aza

21. LazaRandri ( 27/12/2005 03:54)
cutie> atao inona injay kou negro? hahaha
22. cutie ( 28/12/2005 01:43)
LazaRandri
faly hanadala oul fotsiny :-D
23. Veloo ( 28/12/2005 17:37)
cutie a zaon-njy ihany ve e?:°)
24. McFy ( 28/12/2005 23:48)
cutie tsy misy graveur angah ny ordi-njy? raha misy dia ny Nero matetika no logiciel mi accompagné ny graveur.
25. cutie ( 29/12/2005 01:57)
veloo, azoko ihany io ny iafarany ka :wink:
Mcfy refa ao @ tsaty tsika miresaka :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2327