Andao avadika hira de atao CD ny hiranao e, na lalala aza

1. mamyrafano ( 15/12/2005 18:05)
Efa manana hira ve ianao, ohatra hoe tonony fotsiny de mety mipetraka any anaty kahier any, na feony fotsiny de lasa verivery fotsiny any.
Sady mora, no tsy sarotra de mety ho miseo tele vetivety ianao, marina ange zany e....andao fa ataontsika milay tsara.

raha te hiresaka mivantana amiko, na mila torohevitra , na hanome torohevitra de : mamyrafano@yahoo.fr io no adresiko.

aza misalasala fa tsiky de ampy e.
Veloma vetivety indray aza e
novalian'i cutie ny 29/12/2005 01:57
2. danih ( 16/12/2005 14:42)
slt ! tsy ho mpihira no anoratzko fa mbola momba ilay karaoke malagasy ka mbola mety mahazo ve zah ity ny adiresiko raha toa ka lalaniain@yahoo .fr dia mba atoroy ahy ny fandraisana azy
misaotra
3. cutie ( 17/12/2005 04:36)
ary raha mp3 havadika cd de atao ahona??
4. mamyrafano ( 17/12/2005 05:14)
lalanian, andraso fa latsinainy indray a vao mandefa karaoke ho an'ny serasera

Raha MP3 avadika CD, koa de azontsika atao tsara mintsy, sady mivoka tsara mintsy e.
azonao alefa ao amin'ny e-mail: mamyrafano@yahoo.fr ny mp3 tianao avadika Audio, de any isika miresaka.

Veloma indray ary
5. McFy ( 20/12/2005 10:58)
Cutie, ny Winamp na MusicMatch Box (na hafa koa) mahatafavadika mp3 atao CD
6. cutie ( 21/12/2005 04:37)
Mcfy, atao ahona ny manao azy, fa zay no tsy haiko :roll:
7. McFy ( 21/12/2005 14:09)
cutie, anontanio i Lanto fa izy tena havanana, sinon refa mifankahita ao @ tchat tsika azavaiko @ là rah mbola ts nahita solution là. mety ho @ herin-taona njay kay zany kle :lol:
8. Fiffi ( 21/12/2005 18:52)
McFy: Winamp ve dia azo havadika atao cd ? na Winamp dia azo hatao mp3 koa? nefa efa mba nanandrana aho @ mp3 fa tsy nety mihintsy io an!:(
9. cutie ( 22/12/2005 00:16)
Mcfy, ok
10. LazaRandri ( 22/12/2005 00:25)
Mba mividiana IPOD na mp3 player ry cutie fa aza kaidy otran'io a. hahaha!
11. cutie ( 22/12/2005 20:20)
nga misy an'zany koa??
ka mp3 player no ato koa, de avadika ho cd , @ zay za afaka mihaino azy @ cd player fa tsy @ ordi foana .
12. LazaRandri ( 23/12/2005 23:12)
fanga tsy misy CD player sady afaka mamaky mp3? hahaha
13. fijo ( 23/12/2005 23:45)
sady tsy lafo akory anie ireny e
14. cutie ( 24/12/2005 03:24)
LazaRandri [ Valio ] 24-12-2005 03:12:46
Lohateny : Re : Andao avadika hira de atao CD ny hiranao e, na lalala aza
fanga tsy misy CD player sady afaka mamaky mp3? hahaha

refa tsy azonao ny tiko lazaina de aza miseho milay eo fa mandreraka
15. fijo ( 24/12/2005 04:25)
kay,aza tezitra ndry ry neny an.bonne fety aloha dia tsiky fa sao mampatahotra ahy eo.inona izao no kaly ao androany?
16. cutie ( 24/12/2005 04:27)
fijo hihihihihi, bonne fety e
mianjy ny kaly avy any zao :)
17. fijo ( 24/12/2005 04:46)
aoka moa e.
18. cutie ( 24/12/2005 04:47)
nga tsy misy kaly any :-D
19. McFy ( 24/12/2005 14:31)
Fiffi, misy vesion winamp afaka manao an'io tsara mitsy ka. MusicMatchBox koa afaka manao. Nero koaafaka manao an'io tsara mihitsy.

Cutie, ny Nero hanaovana fa io mora indrindra @ fanazavana. Ho an'i Fiffi koa raha mila
20. cutie ( 25/12/2005 23:42)
Mcfy a , in zany Nero e :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2628