tiako ianao

21. hesham ( 17/12/2005 11:49)
akamatiana fita aki kou , le izy koa zany efa mivelatra be ny resaha homo aty nefa amintsika gasy le izy tena otran`ny mbola mamoafady be ka simba le saindrizareo aty refa mpinamana be ka vhv samy vhv na lhl samy lhl de efa izy zay aminy .:-*:-*:-*:-*

Irsine ,hihihihi arakaraka le fomba fitenenana azy no mampilay le hoe tiko enao fa raha ato tsenjery in1 mankaleo ka . Raha tsy mendry milay kosa ve ranga tsy hitady any ankafa , meo fitiavana bdb ange izy raha mba hitady any ankafa tsony eee.
22. jajaf401 ( 17/12/2005 12:18)
Ka amintsika gasy angeh misy jiaby io ary mihodinkodina eto amin'nt tanàna ireo teny reo fa @ teny gasy fotsiny,
Tiako enao, na hoe reveko enao, na hoe zaho koa momba anao, sns sns, love jiaby io fa ny heviny no manasaraka azy ( misy love adika ho affection, affinité, amitié, amour, sns tsy oatanisa) fa ny antsika fotsiny no tsy dia heno matetika satria tsy eny an-dalambe na @ publiphone na à bazar no hilazan'olo iray hoa tiako be enao,
Eny na dia eto à serasera aza tsy lazaiko mivandravandra ilay fitiavako olo iray zay, fa ilay tsy tiako no lazaiko ho ren-danitra ato @ dinika,
:*:*:*:*:*:*:*:*:*
23. ravakamalala ( 17/12/2005 22:37)
jajaf401> fa maninn no tsy lazaina nefa mety faly be izy zao raha ataonao izay! tena marina e!
24. hesham ( 18/12/2005 23:32)
herimiafina efa hoe je t`aime , tsy ankamaly tsy ankanao nininnn kou hihihihi de tsy namaly tokoa nefa efa niombona hanao je t`aime .
Ny ahy aloha raha tiako de tena teneniko hoe tiako e n`iza n`iza fa misy mandray vilana fa tsy rarahiko satria madio ny saiko . Na refa te hanao za de miteny tsara mintsy hoe za te hanao kony moa ry herimiafina oooo.hihihihihi
25. zandrikely ( 19/12/2005 18:25)
hesham :marina znay e ka zay ihany anie no mampandroso e ,rehefa misy tina dia tena aseho hoe tiana fa rehefa tsy tina dia tenenina tsotra e ,
26. Herimiafina ( 19/12/2005 19:38)
Ka na hiteny hoe tiko enao zato amberivo eo aza tsy midika mihintsy izany hoe te-hiaraka klé.
Ary le boay kely ity hoa tsy mitsahatra ny mitory fitiavana amiko injay tato ho ato izany e, tsisy valerany mihintsy le je t'aime klé, hehehehe:-D:-D
27. Karenjy ( 19/12/2005 20:55)
Tena fanao tokoa aky zany ry hesham fa aza atao mahagaga a, ra olona efa mifankazatra be sy tena mifankahazo tsara d mande hoazy ny toy izany. Za koa aza manana namana vavy akaiky be any Dago, efa hatrany am classe de T3 zay no mpinamana tany Dago fa hatramzao refa miresaka na mivantana aza ka hifanao veloma d manao hoe "je t'adore" foana, ts misy hevitra ambadika zany fa fitiavana tsotra, samy manana ny fiainany zay ary mahalana vao mihaona satria izy any antanàna fa ts mifankafoy fotsiny.
28. Herimiafina ( 19/12/2005 21:03)
"words, don't come easy, to me.
How can I find a way, to make you see I love you?
words, don't come easy, to me.
This is the only way, to make you see I love you.."
F.R. DAVID (l)(l)
29. cutie ( 19/12/2005 21:13)
ary toa lasa nivadika tampoka izy zany .
Mba hanao koa za raha zany :-D
my eyes are searching
my hips are working
muy lips are waiting
take me to love
30. Herimiafina ( 19/12/2005 21:23)
"That's not the shape,the shape of my heart..."STING
31. Veloo ( 20/12/2005 14:10)
eeeeee teny gasy ry reto a :twisted::twisted:
:-D:-D:-D:-D:-D
32. Karenjy ( 20/12/2005 19:55)
Hihihi nenareokosa ry reto lasa teny anglishhhhh be ve an, zay ts mahay anizany ko ! :?:8O
33. Karenjy ( 20/12/2005 19:59)
Hihihi nenareokosa ry reto lasa teny anglishhhhh be ve an, zay ts mahay anizany ko ! :?:8O
34. Karenjy ( 20/12/2005 20:00)
Hihihi nenareokosa ry reto lasa teny anglishhhhh be ve an, zay ts mahay anizany ko ! :?:8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6262