tiako ianao

1. hesham ( 14/12/2005 02:57)
Amintsika malagasy manko otran`ny afahafa be ny milaza hoe \"tiako ianao \" amin`ny namanao tsotra na dia tena tianao ary ilay namanao otran`ny hoe tsy sahy miteny hoe tianao izy fa @ fihetsika no anehoanao izany aminy .
Manana namana ary za aty ( tsy gasy ) dia isaka mitelephone ana izy dia refa manao veloma izy \"bye ...love you \"ozy , dia mba mamaly ary za hoe \"love you too\" tsisy resaka inona fa tena namana be an, tsy lesbienne za sanatria ary izy koa tsy lesbienne fa efa ho 10 ans zay no nifankafantatra.
Nisy ramatoa manambady amanjanaka koa ary nifankafantatra tamiko za tany mada , niaranipetraka izahay 2 volana mahery, tena nahafinaritra be ny fiarahana, io in1 ary ilay \"bye ... love you \"refa mifarana ny resaka @ telephone .
Ny olana dia izao raha @ fiainana aty ivelany moa ve tsy mety ny milaza hoe tiako ianao @ namanao sa za no tsy mahazo resaka sa zavatra hafa no tiandrizareo tenenina amiko amin`ilay hoe Love you , zareo nefa dia tena olona tsotra an ary manana lhl avy tsy mbola nanao fihetsika afahafa zany mintsy.

Ouuuuupppsss tsy afaka manao xxx kai lety eeee hihihihi tsy foiko fafana nefa hihihihihi:-D:-D:-D:-D
novalian'i Karenjy ny 20/12/2005 20:00
2. Herimiafina ( 14/12/2005 03:04)
Ka io ary ny lohanao ry malala efa mikorontana vao misy manao hoe ..love you aminao indray mandeha monja koa maika fa hanao an'izany daholo izao tontolo izao, tsy hipôka ve ny farany klé.

Ary I like you no fiteny aty akia refa namana fa refa vady amanjanaka ihany vao love you an, hehehehehehehehe:-D:-D:-D:-D

Voa njay boay kely tamin'iny klé, hehehehe=))=))
3. hesham ( 14/12/2005 03:10)
hihihihi tsy azonao le izy @ phone anie zany e ilay manao veloma byeeee love youuuu , tsy fanao ve zany otran`ny afahafa be mantsy ny hoe byeeee I like youuu
4. Herimiafina ( 14/12/2005 03:18)
Ka ny tsy anaovana azy anie de tsy le hoe fahamenarana loatra fa le mampikorontana sain'olona e. Otsan'io manjo anao io mahintsiny, lsa saina hoe fa ahoana aza ilay sipa no nanao anah hoe love you klé, de aleo tsy tenenina.
Sady aleo koa tsy tenenina raha tsy sincere. hehe:-D
5. hesham ( 14/12/2005 03:20)
ka le izy anie sincer be zareo eee
6. Herimiafina ( 14/12/2005 03:28)
Fa ny azy anie ny maha-sincere azy de raisiny ho toy ny rahavaviny ianao e, de tsy maninona raha izay no condition, efa nisy zzavatra marobe nandalovanareo talohan'izay, de efa nifankafantatra de tsy maninona fa tsy PEJORATIF le Love you.

Fa raha ny directeur-nao ao ampiasana izay tsy de mahazatra anao no manao anao hoe Love you Hesham de ahoana ny heritreritrao?
7. hesham ( 14/12/2005 03:35)
namako ankaiky ary mandray ahy toy ny rahavavy zareo no mampiteny azy love you amiko , zay zany no fandraisako azy fa olana nipetraka tamiko le izy zay no mahatonga ahy nametraka ny fanontaniana .Tsy mazava amiko le izy eee
8. Herimiafina ( 14/12/2005 03:46)
Zava-misy aty amerika avaratra akia io tsy fahampiana affection sy chaleur humaine io an, ny fifankatiavana izany.
Noho ny tantarany no nahatonga izany, nijaly be mihintsy fadiranovana be tsy misy ohatr'izany ny olona voalohany tonga taty, nitrandraka volamena, natahotra ny herisetran'ny peau rouge, matin'ny aretina, ny hanohanana, sns.
Noho izany de nanapa-kevitra ry zareo ny tsy hiandany amin'ny resaka plaisir charnelle mihintsy na ny ara-nofo rehetra, avides de sentiment ary tsy niteraka satria natahotra fa sao de hiaina ny condition tamin'izany ireo zanany.
Tsy nanisy sentiment mihintsy ary nametra farakizay tratrany ny fiterahana. Matin'ny asa ary tsy mampiseho fitiavana.

Ny fahantrana koa matetika mampitoka-monina, ary tsy de nifandraindray be loatra ny voisins fa matahotra fanenjehana sy fosafosa sy fitsikerana.
Mbola hita taratra izany ankehitriny, ary ireo anthropologues sy sociologue-ndry zareo no namoaka izany information rehetra izany.

Nisy anefa ilay generation antsoina hoe "Baby Boomer", izay zaza maro no teraka mba hanenjehana ny isan'ny olona maty tamin'ny ady, ny olona tamin'ireo no mba nanana chaleur humaine sy fitiavana kokoa noho ny taloha sy ny tafara rehefa noferana indray ny fiterahana (natao lafo ny service fiterahana).

Ka normale raha misy olona gaga raha niresaka taminao satria zavatra tsy dia fantany no nasehonao azy (tsy misy mefiance fa confiance, chaleur humaine, affection, sns) de izay no antony hitiavany anao.

Tsy voatery marina foana io teniko io satria lehibe ny tany, betsaka ny karazan'olona ary misy foana ny exception.
9. hesham ( 14/12/2005 03:55)
eny aki malala an . Misotra anila :-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 14/12/2005 03:59)
Tsisy fisaorana akia ry chérie an, de izao an, raha misy manao Love you aminao any amabdimbadika any de valio hoe Love you too de mampirafesa fa zah mantsy tsy tia raha tsy ampirafesinao kely aloha, hehe:-D:-D
11. tyfoly ( 14/12/2005 09:25)
raha vhv samy vhv toa ny mahazatra antsika gasy ny we , bye ry cherie an , hitany toi ry cherie! na koa rehefa mba misy resaka secret ataao iny no mifampilaza we nohon'ny fitiavako andry sy hatokisako andry ny hitenenako anizany an , ohatra .Fa na aty andafy koa aza toa tsy fanao loatra ny miteny tsotrizao we je t'aime raha tsy misy antony hilazana anizany . F a tandremo koa fa ianao miteny we tsy lesbienne izy fa mety mba te hanao trio @ sipany izy d mitady sipa zay mba azokazony izy omeny anilay akamany , aleo ihany anie miheritreri-dratsy toizay latsany baomba e!
12. kafmalbar ( 14/12/2005 16:45)
isika gasy saro kenatra,hany ka na ny hiteny hoe handeha hanao aza ohatrany hafahafa be izany,fa dia aholakolako eo ilay fomba fiteny.Efa mba nisy gasy ve niteny ny sipany hoe hanao RDV izy handeha hanao,izaho aloha mbola tsy nahita eh,fa ny any vahiny,j'ai envie de toi meme au telephone,andraso fa ho avy dans 1h monsieur au tel namaly ity sipany vao azony une semaine ity.
13. Dami ( 14/12/2005 17:28)
Izao ange aky e! ilay fotom-pisainana maha malagasy antsika mihitsy no mametraka io tsy sahy milaza zavatra mivantana io, ka nefa ao ilay fitenenana manana hoe: ny alahelo tsy ambara dia zakan'ny tompony ihany ka toa izany koa ny fitiavana tsy misy ny olana rehefa izay no fantatrao fa mety sa ahoana...
14. Herimiafina ( 14/12/2005 17:44)
Vokatry ny tantara ny mahatonga izany rankizy malala tiako be daholo isany, rehefa voageja, voatorotoro, voazanaka, nohambaniana ny olona dia miha-mafy fo ka tsy dia zatra loatra hampisehoana fitiavana sy mampiseho fitiavana, lasa miaramila saina izany e.

Ary tsy gasy iray manontolo no manao izany fa ny sasany ary tsy any Madagasikara irery koa no misy an'izany fa na any ampita anay aza, surtout Etats-Unis klé.
15. akamatiana ( 14/12/2005 20:00)
hesham>> fanao akia zany a, maninn zao tsika sy njy manao wee tikou be mou njy ô !!
16. Herimiafina ( 15/12/2005 03:13)
Ndao tsika retsaretsa hiombona parler "je t'aime" de zah foana no atao tsatsa klé, hehehehehe=))=)):-D:-D
17. tyfoly ( 15/12/2005 10:32)
eny re ry herimiafina e, hay ianao ty any usa an, an , enjana e!io kosa aloa marina io teninao io e, efa zatra voazanaka ka na ny taranaka efa aty aoriana mbola mitondra faisana foana, zany we @ fomba amampanao ka lasa manaiky mandefitra sy manao tsotsotra izay foana , na ny fomba fijery fotsiny aza ny vazaha tena mijoro tsara sady ny tratra hadiridiry fa ny antsika gasy indray d somary mihondrikondrika sy miolankolana zay , ary je t'aime daholo e!
18. hesham ( 15/12/2005 10:58)
tyfole an , tsy lesbienne izy ary tsy hanao tri zany satria olona manana ny maha izy azy reo olona ireo , mifankafantatra tsara zay fa zavatra tsy hisy eo aminay mintsy ny zavatra toy izany .

herimiafina , je t`aime tsy ankamaly tsy ankanao nininnn hihihihihi

Akamatiana , nji koa moa tiko be oooo .Haiko mintsy le izy aki fiteny fa nisy olona aki nanisy olana be momba an`izy io tamiko an koraha tsy lesbienne hono koa hanao love you .

Nanontaniko vhv maro2 mipetraka aty mintsy le cas fa fiteny tsara mintsy io ozy zareo .

je vous aime doli amizay za tian`ny herimiafina fona refa mitia olonkafa .
19. akamatiana ( 15/12/2005 19:42)
hesham ka i kala zany ra vo misy miteny love u sy zestem d mihevitra izy fa tia am zavatra hafa fona kle !:-D:-D

hesham bizzz njy d tikou be mitsiny :-*
20. isrine ( 16/12/2005 13:32)
Inona kay no tena dikan'ny hoe tiko enao? Indray2 anie ilay izy efa lasa fahazarana. Jereo fotsiny ny mpivady ohatra, io teny io foana no averimberina alohan'ny handeha hiasa na tsy hifankahita kely,nefa manao sipa rangahy vao midify andRtoa...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4413