Mondial 2006

41. Mifenty ( 20/12/2005 15:50)
zao anie no tena mahagaga anareo e.

allemaina zany anie ka toerana nahaterahan'ilay rangahy mitondra ny fiangonana ankehitrio ary ny rahalahin'ingahibe io aza dia eveka iany koa ra tsy diso aho.

sadyfirenena goavana izany koa everiko fa tsy hanaonao foana am resaka finoana.


ny gasy no mbola manao anlé oe tsy mahazo miresaka refa ao ampengonana, tsy mahazo mifampitantana ny mpifankatia sy ny tsy aiko. Fikaan'antitra tssss.
42. Mifenty ( 20/12/2005 15:52)


oay saika adinoko.

nen'ny fiangonana sasantsasany aza moa misy anzany oe hidina zany ny fiangonana de aveo ndray sokafana de idina ndray kou.

Otrany oe ny fiangonana ndray zany no manakana ny oul tsy hanantona an'andriamanitra satria nihidy tampoka le varavarana.

Hafa kely.
43. Veloo ( 20/12/2005 20:37)
mifenty:
Fikaan'antitra tssss

fanajana an'Andriamanitra no tsy hiresahina ao am-piangonana, ary ny gasy tena manana fahendrena mihitsy ka ianao io tokony hanaraka ny gasy taloha .... mila mmahay manaja...
matoa misy ireo zavatra miseho ireo zavatra atao ao am-piangonana a part ny midera an'andriamanitra, fantaro tsara fa asan'ny satana doly ireo mody ahodiny sy amboarimboariny kely eo hafangarony ny fahamsinana sy ny tsy fahamasinana dia iny ko raha olombelona fa manaiky... tadidio fa satana tena man-tsaina be tsy mahagaga raha un tier ny anjely lasany ka aza mba manaiky ho hazony lesy a :-*
44. jentilisa ( 21/12/2005 06:09)
o ry mifenty a! f'angaha koa moa ianareo mpitabataba ampiangonana?
45. lapino ( 21/12/2005 08:18)
Mifenty:
allemaina zany anie ka toerana nahaterahan'ilay rangahy mitondra ny fiangonana ankehitrio ary ny rahalahin'ingahibe io aza dia eveka iany koa ra tsy diso aho.

Tsy ilay fiangonana tarihin'i rangahy io no resahana eto izao. Fa na izany aza, tsy antony ahafahana mihevitra mihitsy ny ohatra izany hoe tsy misy olona manota any Betlehema !
Mifenty:
sadyfirenena goavana izany koa everiko fa tsy hanaonao foana am resaka finoana.

Ahoana koa izany? :roll::roll:
Mifenty:
oay saika adinoko.

nen'ny fiangonana sasantsasany aza moa misy anzany oe hidina zany ny fiangonana de aveo ndray sokafana de idina ndray kou.

Otrany oe ny fiangonana ndray zany no manakana ny oul tsy hanantona an'andriamanitra satria nihidy tampoka le varavarana.

Hafa kely.

te-hamaly ihany aho fa tsy efa midila amin'ny adihevitra ve izany? Ôrsizé?
46. sonwin ( 21/12/2005 09:09)
mifenty>=D

veloo, jentilisa> raha nijery tsara ny ventin-kevitry ny nosoratan'i mifenty nareo dia inoako marina fa tsy nanoratra ireo nosoratanareo ireo, ilay fomba filazany aza no somary fikan'ny tanora ngamba no ts nahavaoary tsara azy:°)

lapino> ny olona ao amin'ny fiangonana misy anao angamba tsy manao sport, tsy misy activités hafa afa-tsy ny fiaraha-mivavaka,ny misy ahy kosa anefa manana terrain ny fiangonana, manana salle des jeux, manana salle des fêtes, misy salle de conférence..normal ianao raha hanohitra ilay hevitra,tsarovy fa tsy ny fanabeazana ara-panahy ihany no tokony hita ao ampiangonana fa fanabeazana amin'ny maha-olona(Saina, Vatana, Fanahy)..ary ny fiombonana tsy amin'ny finoana ihany fa amin'ny fianana andavanandro ihany koa...
47. Veloo ( 21/12/2005 16:31)
sonwin :°):°) aleo ary atao tsiky tsiravina e :°)
48. jentilisa ( 22/12/2005 05:37)
le hoe tsy mahazo miresaka sy mifampitantana ampiangonana hoe? tena azo atao mihitsy rehefa ilay asaina miakatra ery aloha ery sady arahabaina fa vita ampiangonana ny mariazy ka!

ny miresaka indray miresaka amin'Andriamanitra (litorjia) no atao any fa ny tanora matetika no miara-mivoaka mba hiresaka zavatra hafa rehefa vaovaom-piangonana (ho an'ny protestanta. Sa mbola misy tsy azoko? :°)
49. sonwin ( 22/12/2005 09:26)
:°):°)
50. dadabe ( 22/12/2005 11:36)
:°):°):°) zah tsy kopy tsony d aleoko mi:@:@:@:@ na dia ato antrano " fivavahana sy finona aza" :@
51. jentilisa ( 22/12/2005 14:49)
fa tahaka ny azoko ihany! izany hoe any amin'ny karazana salle d'oeuvre izany no atao ny direkta?
52. lapino ( 22/12/2005 17:57)
sonwin < mety ho izay angamba :? . Fa tsy miova ny hevitro na izany aza, raha anaty salle d'oeuvre na ohatra an'izany tsy dia maninona loatra, kanefa ... Ilay rohy nomenareo koa amin'ny teny rainiboto kle, za nefa tsy mahay :(
53. jentilisa ( 23/12/2005 13:31)
Satria koa moa izahay tsy mahay teny german dia mba azo fantarina ve hoe inona avy ary no mety hitranga na alahatra mandritra izany fotoana izany any amin'ireny toerana ireny?

tokony hisy ny fandaminana sa dia amin'izao fotsiny?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4173