Famoran-jazavavy aty Afrika
41. pitchou
(
30/12/2005 22:11)
Ragadona> raha afaka nanana andraikitra ny vhv t@ ireny fiaraha-monina ireny d tsy ho nisy ny zavatra sahala @ireny!
He moa izany ianao tsy mahalala akory izay hiaretan'ireo olona atao an'ireny fa d hiaro be fahatany fotsiny ny mpnarey hanao izany ko aiza!
Levy> efa inona kosa moa izany no mba efa vitanao t@ fiadiana @ ireny zavatra ireny e? sa d mba tora-po otran'ny an'ny ankamaroan'ny rehetra koa? izaho aloha mba farafaharatsiny na tsy nahavita nanapaka ny tanan'izay nikasa hanao izany sy nanakenda ny lhl manery ny hanaovana izany aza, mba efa nanao fanentanana ny tsy hanaovana izany, sy nanoro ny fiainana sy ny @ tena very noho ny fanaovana izany e!

42. fijo
(
31/12/2005 04:48)
za indray hiezaka hanome tsirony izay tsy mbola voa mba ahafahany mitantara ny hatsaran'izany hoe tsy mitapaka."hiezaka "wa an.satria mantsy za mbola efa hainareo.
46. gasitiako
(
11/01/2006 05:14)
de tsy ahita fy intsony ve lesy zany ny joba, ki mampalahelo klé, andao rangah hatsangana tsisy hatak'andro anio de anio ary eto @ ity sehatra ifanakalozan-kevitra ity ny fikambanana hiady @ izany a, tsy milay zany joba tsy ahita fy zany klé, tokony tena samy mankafy be mantsy, aleo tsisy toy izay tsy hahita fy ny roa tonta
47. pitchou
(
13/01/2006 16:43)
gasitiako> tsy resaka mijanona hatreo ange io fa misy fiantraikany be hatr@ rehefa miteraka ohatra e! alaivo sary an-tsaina!
48. fiaritiana
(
16/01/2006 13:36)
betsaka ny vhv mitsoaka ao an tranony noho io resaka io satria tsy te hiharan zany intsony, lé any amin ny village reny moa no betsaka atao an izany fa mitsoaka aty amin ny ville ry zareo refa tsy manaiky!
49. Herimiafina
(
16/01/2006 16:44)
O ry fiaritiana! Raha zah i toi mitsoaka any fa amboarin'ny reninjaza any toi an! hehehe:-D:-D:-D:-D
50. fiaritiana
(
16/01/2006 21:23)
tsy manao an lé vahiny izy ka! izy samy izy ao ihany!lol!sady tsy eto amin ny ville fa any ambanivohitra e! ohatra hoe Thiés! hehehe!natahotra njay toi tamin io farany io an!:-D:-D
53. zoara
(
19/01/2006 15:27)
zah koa nijery iny reportage momba an'iny,zay niseho tany Mali,fa tena mampihorokoditra,tanatin'ny herinandro dia tsy niala tao antsaiko na ny fikiakiakiakan'ilay ankizy vavikely,ilay antsy kely fanapahana azy,ny endrik'ilay ramatoa mpandidy....amin'izao taonjato izao dia tokony ho reviser-na daholo ny fombadrazana,fa misy ny tsara tokony ho tazomina,misy ny efa lany daty ka tokony ho hadinoina
55. pitchou
(
23/01/2006 18:48)
ka tsy maintsy mila fiaraha-mientan'ny olona @ firenena rehetra hanohitra azy io vao afaka, satria raha rizareo samy rizareo no andrasana d ze natao an'izay hamaly @ aty aoriana foana ihany, "noho ny fomban-drazana"!