fety ny noely fanaovana veloma ny taoan ary fiarahabana 2006

21. Veloo ( 20/12/2005 20:22)
ny inn ry mamzel?
22. Vehivavy ( 21/12/2005 11:06)
Mitovy amin'ny any Fiffi ny fanontaniana tiako apetrak, ho an'izay aty frantsa ve mety hisy ilay fihaonana, tena mba mahafinaritra mantsy raha misy, d mazotoa e !
23. fijo ( 21/12/2005 19:21)
vehivevy an,tsika aty anie mifanalavitra loatra e
24. Veloo ( 21/12/2005 19:55)
vehivavy a toa misy fa jerijereo ao an
25. Vehivavy ( 21/12/2005 20:40)
Fijo, ka raha misy manentana anie mety mba ho possible ihany hoe tafahoana am toerana iray isika e, asa aloha e, fa tena mba mahafinaritra izany indrindra fa tsika aty lavitra aty ko.
Veloo,tena misy mihitsy ry se ao an réveillon malagasy ary maro ny namana ato am serasera no milaza ho any raha ny fahafantarako azy, fa any Suisse le izy d somary lavitra ihany nefa asa re, hiezahana e !
26. Veloo ( 21/12/2005 20:53)
o ry reto aaaaaaaaa mba ampio i vehivavy ooooooo
27. fijo ( 21/12/2005 21:33)
vehivavy an,ny fanao koa dia amin'ny RNS.any no mifanao fotoana
28. ravatorano ( 22/12/2005 04:32)
rehefa natao izany ny fakana hevitra tamin ny namana marobe dia tsy raikitra ilay andron 'ny 07 janoary io fa dia ho lazaina eto amin ny manaraka ihany ny fotoana hifampiarahabatsika tratry ny taoana 2006 ho avy iny ho atsika eto Madagasikara io ah !
Misaotra indrindra
tsiky iray d ampy
29. fasaly ( 22/12/2005 05:48)
fijo: ka lay RNS:tena lavitsa be anahako nge e! efa tany injay mande zà fa tena iray andro manontolo mi voyage foana knou! fa hevitra manja ka! ohatra ilay soirée faramparany iny no tsara.
30. notron ( 22/12/2005 06:07)
Miala tsiny aloha fa zay aho vao namaky an'ity fa ny hevitro mihintsy an, dia aleo faran'ny herinandro voalohany @ vonana febroary. Izany hoe 5 Febroary.
Efa mba mandray vola mantsy ny ankabeazan'ny namana @ io. Fa raha ny 7 Janoary dia vao avy nandany vola krisimasy sy faran'ny taona ny olona ary mbola tena makafoka be koa e!
Soso-kevitra ihany ny ahy fa izay mety @ maro ihany no arahina e!

Tsara angamba raha mihaona kely aloha dia miara-mandinika e!
31. naritsimba ( 22/12/2005 09:33)
zà afaka foana fa amboary ny prô r'izalahy ah
32. Vehivavy ( 22/12/2005 11:39)
Veloo:

o ry reto aaaaaaaaa mba ampio i vehivavy ooooooo



Veloo a, misy reveillon malagasy hoa any Lausanne fa lavitsa beu ange e !
33. Vehivavy ( 22/12/2005 11:40)
ravatorano:

rehefa natao izany ny fakana hevitra tamin ny namana marobe dia tsy raikitra ilay andron 'ny 07 janoary io fa dia ho lazaina eto amin ny manaraka ihany ny fotoana hifampiarahabatsika tratry ny taoana 2006 ho avy iny ho atsika eto Madagasikara io ah !
Misaotra indrindra
tsiky iray d ampy



Le lavitsa mints ange no olana e, manjary reraka d ts afaka mifety tsara knou !:°)
34. fasaly ( 22/12/2005 13:34)
naritsimba:

zà afaka foana fa amboary ny prô r'izalahy ah



naritismba: tsika partant foana na am firy na ma firy an!:wink:
35. fasaly ( 22/12/2005 13:36)
notron:

Miala tsiny aloha fa zay aho vao namaky an'ity fa ny hevitro mihintsy an, dia aleo faran'ny herinandro voalohany @ vonana febroary. Izany hoe 5 Febroary.


ary raha hahemotra foana mety mba ho tratranay ihany izy ity kou!
36. Samoana ( 22/12/2005 15:01)
Mandra-piandry ny fihaonana dia mirary Krismasina mifono fifaliana sy henika vatomamy ho anareo namana manerana an'izao tontolo izao aloha izahay e !
37. Vehivavy ( 22/12/2005 18:42)
Samoana:

Mandra-piandry ny fihaonana dia mirary Krismasina mifono fifaliana sy henika vatomamy ho anareo namana manerana an'izao tontolo izao aloha izahay e !



Misaotra betsaka anao d nareo koa manaova fety sambatra be.
38. fijo ( 22/12/2005 21:13)
samia manao fety milamina amin'izay ary e.hoan tsika aty,lavitra aty,manaova mafana tsara fa tena mahery izany hatsiaka izany kle
39. naritsimba ( 23/12/2005 04:20)
fijo> mila pardedent elà zany an, hihihihi efa haiko njay ny ody hatsiakan'là le
40. fijo ( 23/12/2005 04:43)
naritsimba,tena loza letsy izy ity kle.ny pi,efa mihoatra ny 3,14 mbola tsy manafana ihany kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2874