fety ny noely fanaovana veloma ny taoan ary fiarahabana 2006

1. ravatorano ( 12/12/2005 05:01)
Faly miarahaba antsika rehetra namana sy tapaka milay b daholo.
Maro ianareo no manontany hoe rahaoviana no hisy fety karakarain'ny namana indrindra amizao fiafaran ny taona sy ny fiavian ny fankalazana ny noely izao.
Efa nijery toerana ihany ny tena satria mino fa hihamaro amizay ny ho avy ary hitombo isa hatrany isika fa saika feno izany.Ny olana kkoa dia izay namana nanontaniana nakana hevitra dia nilaza fa ilay fotoana mihitsy no tsy mety satria na ny 16 na ny 23 decembre no hanaovana ilay izy nefa dia betsaka no manao noely any ampesana ny 23 miaraka amin ny ankizy ny 16 indray dia antomotra loatra.
Izay ny amin iny fa ny fiarahabana ny taona ho an'ny namana serasera eto Dago izany dia ny 07/01/2006 ho avy izao.
Mbola homena anareo eto ihany ny amin ny fotoana mahamety azy ny andinindinin'zany fa ny toerana dia eny Itaosy eny.
Tsiky iray d ampy
Misoatra injinja é
:wink::wink::wink:
novalian'i fijo ny 23/12/2005 04:43
2. Fiffi ( 12/12/2005 05:34)
Dia mazotoa sy manaova fety sambatra daholo ary ianareo rehetra tsy akanavaka any Dago.
Ary ny aty Frantsa ve mba misy io fety io ?misaotra mialoha e!:-*
3. naritsimba ( 12/12/2005 06:12)
milay ravato fa de ho avy foana zay a
4. fasaly ( 12/12/2005 06:28)
de mitohy foana ny lanonana zany a! mampitisirirtra mintsy nareo any ka! oviana aza no mbo ho any????
5. cocorie ( 12/12/2005 11:04)
Milay zany fa organiseo tsara e!
6. fijo ( 12/12/2005 14:07)
tonga soa indray cocorie an,taiza foana ndry?za efa naika hitomany mihintsy
7. Veloo ( 12/12/2005 16:56)
Dia mazoto doly nareo an... dia mirary fahombiazana ho an'ny rehetra e:lol::lol:
8. HeryLo ( 13/12/2005 05:51)
O ry reto à tsy akaiky tro ve zany 7 zany klé ?
tsy woé za contre fa 7 zany mbola fotoana famangina fianakams zany klé !! koz é
Soa dia mila haverina dinihina njay zany ?
zay aloha ny hevitro é ..
9. ari.malala ( 13/12/2005 07:17)
eny tokoa hoa... mbola ao anatin'le fotoana fiaraha mikaly @ fianakaviana zany
10. ravatorano ( 13/12/2005 11:58)
herylo
11. mamzelkely ( 13/12/2005 13:04)
ataovy 21 na 28 dec e:)
12. fijo ( 13/12/2005 20:22)
zoky an,maninona tokoa raha atao voalohandohan'ny febroary?any mba samy efa malalaka ny ankamaroany.
13. ari.malala ( 14/12/2005 05:54)
mamzelkely, alo loatra ra volana decembre, zay mbola mila mifanao fotoana @ ingahibenoely @ commandes ny ankizy, fa io tenenin'i fijo io zao no tena tsara, voalohandohan'ny volana febroary d efa mba samy malalaka
14. ravatorano ( 14/12/2005 06:56)
hatramizao aloha dia mbola eo andalana mandray hevitra izany isika eh d mandika d hanapaka isika
:idea::idea::idea::idea:
15. naritsimba ( 14/12/2005 06:57)
Raha ny fahalalako azy sy ny siosion-dresaka henoko dia misy namana ho avy avy any ivelany ka @ io izy no malalaka afaka mihaona @ rehetra fa dia ho hita eo izay tene marina.
16. mimiso ( 14/12/2005 07:37)
De mirary fety sambatra ho anareo retra any Dago e!
De mazahoa fahafinaretana e!!!
17. fijo ( 14/12/2005 20:50)
za koa hoany fa tsy mbola siora aho hoe febroary marina .
18. ravatorano ( 15/12/2005 10:51)
fijo
19. fijo ( 15/12/2005 20:41)
handalo aho ka.hi hi hi
20. mamzelkely ( 20/12/2005 09:25)
loza saika we 21 na 28 janvier mantsy eeeee :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3762