Fady!!
1. akamatiana
(
09/12/2005 18:56)
Nampiantso ny renin'i Bitika ny mpampianatsa iray fa tsy mety manao devoara lery.... nampifanatrehana izy mianaka...
reniny: fa inn tsy nanaovanao devoara zany ry Bitika??
Bitika:ka fady antsika nge le zavatsa nasain-jams nataoko ry neny ee!!
reniny:Fa inn nefa izany e!!
Bitika:Sarina kisoa!
reniny::roll::-w:-w
reniny: fa inn tsy nanaovanao devoara zany ry Bitika??
Bitika:ka fady antsika nge le zavatsa nasain-jams nataoko ry neny ee!!
reniny:Fa inn nefa izany e!!
Bitika:Sarina kisoa!
reniny::roll::-w:-w
novalian'i Veloo ny 20/12/2005 20:58
2. Herimiafina
(
09/12/2005 18:58)
Inay zah mba fady manao devoara kou de afaka tsy manao devoara tsony klé, fady miara-matory amin'ny sipa zah klé, hehehe:-D:-D:-D:-D
3. Bariry
(
09/12/2005 20:07)
Fady hafa indray ny an'i Herimiafina izany, na de azo ertrereina ho devoara aza!
Fa tokony ho sary lambo anie izany no nataon'i lery ry akamatiana, satria io mitovy amin'ny kisoa saingy mety tsy fady an'i bitika He he.
Fa tokony ho sary lambo anie izany no nataon'i lery ry akamatiana, satria io mitovy amin'ny kisoa saingy mety tsy fady an'i bitika He he.
4. lapino
(
09/12/2005 20:28)
Efa naheno tantara ôtran'io za, tena nisy fa tsy blagy, kanefa hono lery mpianatra elevage tany amin'ny EASTA, de tsy mety manao sary kisoa.
6. Herimiafina
(
09/12/2005 21:46)
Fa maninona marina hoa tsy mba misy an'izany hoe fady manao izany e? Sa favy loatra de tsy noraran'ny razambé klé. hehehehe:-D:-D:-D:-D
10. Herimiafina
(
10/12/2005 16:25)
Mahagaga fa refa zavatra tian'ny olombelona de tsy atao fady mahintsiny fa ze tin'ny hafa ihany no ataony fady klé. hehehe:-D:-D
12. Herimiafina
(
10/12/2005 17:28)
Ie satria le fady amin'ny sasany tsy fady amin'ny sasany, ze tiko zao tsy ataoko fady mahintsiny an, fa refa tsy reveko enao de lasa fady amiko ny manao ze zavatra tinao, hehehehhee:-D:-D:-D:-D
13. pissoa
(
10/12/2005 17:33)
kah rah le tina kou anie no atao fady de mahafoy andro iainana eh. indrindra fa enao mpikaly beeeuuu io :-D:-D
14. Herimiafina
(
10/12/2005 17:41)
Saingy zaha akia tsy mba misy an'izany fady izany an, zah zao tany Betioky sud namely henan'osy de nony nody tany Tanà de tenenin'i mamanay hoe tsika anie ry le maditra lahy ity fady osy e, de ouzy zah hoe, refa aty Tanà fa tsy refa any Betioky sud kah, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
15. pissoa
(
10/12/2005 17:45)
zah kou aloha tsy mba mifady kaly zany eh. afa-tsy izay tsy tiko ihany :-D
fa ny osy angah mba matsiro?
fa ny osy angah mba matsiro?
16. Herimiafina
(
10/12/2005 17:49)
Ie, fa nenah tsy le andrahoina no tiko fa le atao amin'ny hazo de hatsatsika amin'ny setroka klé. Refa any zah de mahita le fianankaviana Antandroy ireny de mahandro tsako (katsaka) ry zareo de misy broche-na henan'osy bedabe mihantona eo amin'ilay afo de tena ngodabe an, de ar100 ny iray de maka anakiroa za, de mijanona isaky ny mahita tanana de otsan'izay hatrany, de refa any Andalatanosy sy Antanimora Sud njay de minana an'ireny habobo ireny, favy an, de asiako le tsipoy roti kely kou, miam miam, hummm, hehehehe:-D:-D:-D:-D
17. pissoa
(
10/12/2005 18:12)
ny hena atsatsika anie matsiro foana e!
fa zah alou ndeha hody hahandro katsaka ... miam miam
fa zah alou ndeha hody hahandro katsaka ... miam miam
20. Herimiafina
(
10/12/2005 18:15)
Ie, de asiana tantely d elasa katsaka laqué klé, favy an, hehehehe:-D:-D
