fangatahana hevitra

21. fijo ( 07/12/2005 21:43)
za anao ra koa raha mila ra le kera
22. Veloo ( 07/12/2005 22:18)
:roll::roll:
23. ari.malala ( 08/12/2005 07:37)
in ko ty tenenin'i fijo?
pissoa, lasa any anaty fon'i mamzelkely v aky njy zany sa we aôna ky zany? :-D:-Dmamzelkely ôôôôô azavao ny hevitry ny mpanoratra azafady ôôôô
24. pissoa ( 08/12/2005 08:22)
ari, velo > aleo mihitsy alou andrasana ze tin'i mamzel tenenina fa so de izy rery eo no lasa malaza :°):-D:-D

fijo, tsy azo ny hevitry ny mpanoratra :roll:
25. sonwin ( 11/12/2005 16:50)
ary sao dia niova taranja ary mamzel ka pissoa no coeur :roll:
26. pissoa ( 11/12/2005 18:07)
Oops, zah zany alou posy 8)
27. hery ( 11/12/2005 18:47)
hatraiza no nanomboka hors sujet? lol
28. ari.malala ( 12/12/2005 12:53)
:-Dnivanaka hatr@ mopera marina :-D
29. Veloo ( 12/12/2005 16:26)
ari a :-D:-D:-D:-D
30. mamzelkely ( 13/12/2005 05:32)
sonwin< aza matahotra enao fa za ts miova taranja zany ky a :-*:-D:-D

pissoa< coeur eeeeee ts azonjy ve zany coeur ao ary fa ovaina ny fanoratra azy e misy mandray antendrony mantsy "CHOEUR" fa njy ko afaka manao coeur fôna ka :-D:-D
31. ari.malala ( 13/12/2005 05:52)
tendron'in ndray ko no azo raisina? sa azo raisina ny tendron'ny coeur nareo? :-D:-D:-D

eh avereno @ laoniny le resak'ol fa malaeolo i sefo we hors size tsika e
32. sonwin ( 13/12/2005 11:51)
Afaka miresaka amin'ny artista malagasy eto ka:), aza misalasala fa ento ny resaka
33. mamzelkely ( 13/12/2005 12:14)
iza ny artista tedavinao ary e ny ana contact an kix ihany no ananako :-D
34. fijo ( 14/12/2005 04:36)
tsy azonareo ve?ka resaka "coeur"fo le izy.de za wa anao "ra" satria mila ra ny fo vao mitempo.dia avereno vakiana amin'izay
35. pissoa ( 14/12/2005 05:39)
hayy - zay voa azoko ...
fa efa we mba avereno @ laoniny ilay resaka mbola manao zaza maditsa ihany enao :lol:
36. mamzelkely ( 14/12/2005 10:31)
za kosa efa namerina fa za nanotany we iza le artista tedavinany a bdb anie ny artista e de za wa manan ny ontct an AmbondronA ra mila izy de zay:)
37. pissoa ( 14/12/2005 10:50)
mamzelkely :-*:-*
38. sonwin ( 15/12/2005 13:01)
za manana contact Jejy music raha mila izy...
39. fijo ( 16/12/2005 04:39)
fona pissoa an,
40. pissoa ( 16/12/2005 06:44)
way, fa maninn enao fona :?:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6599