fangatahana hevitra

1. njaranirina ( 02/12/2005 15:52)
afaka mba mifampiresaka na mifandray @ireo artista malagasy ve azafady
2. sonwin ( 04/12/2005 18:23)
afaka ka, aza misalasala
3. sonwin ( 05/12/2005 18:58)
miandry anao ange ny artista e
4. chipie1 ( 05/12/2005 19:53)
ié ao ambadika ao zao misy e
5. Veloo ( 05/12/2005 21:15)
aiza aiza :-D:-D
6. sonwin ( 05/12/2005 21:31)
be de be ao sy eto e
7. sonwin ( 05/12/2005 21:33)
be de be ao sy eto e
8. Veloo ( 05/12/2005 21:52)
zany hono ry njaranirina a
9. mamzelkely ( 06/12/2005 14:15)
za zao artista fa ts malaza mits :°)
10. pissoa ( 06/12/2005 14:42)
mamzel, manorata manokana aty amiko fa lancer-ko njy :-P:-D:-D
11. mamzelkely ( 06/12/2005 15:48)
ok ary mahay milancer artiste mpamalakira njy a :-D:-D
12. sonwin ( 06/12/2005 16:12)
fa ndry nge mahay mandihy e
13. ari.malala ( 07/12/2005 05:22)
:-Die, mampandihy tapany ambany
14. fijo ( 07/12/2005 05:37)
ngah efa hitan'i ari?????
15. pissoa ( 07/12/2005 06:31)
mamzel, ka ireny mitsy no mitovitovy amiko de reny no lancer-ko kou :-D sady njy ony mahay mandihy
16. mamzelkely ( 07/12/2005 08:29)
ie mahay madihy klou za e mampandihy ratsa tanana ok raikitra pissoa lancer-o za de njy coeur a:-D:-D
17. ari.malala ( 07/12/2005 11:12)
coeur fo v? :-D:-D
18. mamzelkely ( 07/12/2005 12:08)
ie:-D:-D:-D
19. pissoa ( 07/12/2005 19:00)
otran'ny ho sarotra be izy zany kle :°) zah ony coeur :? :-D:-D
20. Veloo ( 07/12/2005 19:24)
pissoa hona lasa coeur :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1916