Voka-tsoa ny fanjanahantany!!

41. ravakamalala ( 10/12/2005 14:10)
Ka ilay mpanao politika mihitsy no mitonantonana e! ny historien aza manao fikarohana sy fanadihadian amandritra ny firy taona vao mamoaka sy manohana ny heviny, dia ry zareo politisiana indray no miseho mitsolatsolana miteniteny foana.
42. Herimiafina ( 10/12/2005 17:12)
"On est arrivé à connaître en détails, à comprendre, même les traits moindre des comportements des oiseaux migrateurs, leur mode de vie. Pourquoi n'est-on jamais arrivé à faire de même pour les hommes?"
43. lapino ( 10/12/2005 21:18)
Jereo eto ilay video fa mbola nisy archive kay(tsy haiko na mbola hijanona firy andro io)
44. ravakamalala ( 12/12/2005 09:40)
sady io presentatrice io anie toa antillaise raha tsy diso aho e! diso varavarana mihitsy ilay sarkozy, dia io koa La reunion fa tsy mety handray an azy; tao aorianan i martinique sy guadeloupe.

mbola aiza ny hanjo an là e!!
45. lapino ( 13/12/2005 09:27)
ravakamalala:
mbola aiza ny hanjo an là e!!

=D=D=D=))
46. tsangana ( 14/12/2005 19:01)
Ny fanjanahantany dia tantara iraisan'ny mpanjanaka sy ny voazanaka.Zavatra nitranga efa lasa kanefa mbola lovaintsika hatramin'izao ny vokany.Ny milaza hoe nitondra soa na tsia dia fitsarana ataontsika tsirairay.Amin'ny maha-malagasy aho dia setrasetra ,famonoana olona, fanaovana angovo ,fandrobana harenan'olon-kafa ny fanjanahantany.Tsahivina fa efa firenena mijoro isika no notafihan'ny "barbares" fotsy hoditra avy any frantsa.Raha nitondra voka-tsoa ny occupation NAZI tamin'ny 39-45 dia angamba toy izany koa ny taona 1895 izay nahalasa Protectorat ary avy colonie antsika.
47. naughtyboy ( 24/04/2006 10:20)
tena tsy lavitra ny marina io ry tsangana fa raha azo tohizana izany de efa lasa lavitra ihany ireo mpandroba izay mizara ny tany manontolo tarihan\'ny firenena faratampony @ fizarampahefana ,toekarena izay ahazahoana tombotsoa mety azo antsona we fanalalahana ny varotra iraisampirenena na ko bodingerina no
ifampiraharahana de miafara @ vono olona nga tsy lozaaaaa ohatra ngamba reto yankees,ny troika ao eropa ny tatsinana tsy lavitra (china,japan)izay tsy nanaiky ho gisitra ka tokony efa haka saina ko we aiza zany no hisy antsika rehetra ambiny mety efa mba betsaka ihany kosa no mahatakatra ny toerana mba tena ahafantaran\'ny sasany fa misy sata i Madagasikarantsika na de ho toerampitsangantsangana
ho an\'ireo vahiny de mba ahafantarany ny lazan\'i Gasikara tsetsatsetsa tsy aritra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5383