Radio Don Bosco

121. ari.malala ( 30/12/2005 05:46)
njy anie ry mamzel e :-D:-D za nga mpidongy gouter any @ mopera ôtrandry? :-D:-D:-D
122. mamzelkely ( 30/12/2005 10:51)
ka tsisy mahazo gouter any am môpera afatsy za kou ange eeee
:wink: :-D:-D
123. ari.malala ( 30/12/2005 11:49)
ie, ef ahaiko aky a ;) :-D:-D:-D
124. pissoa ( 01/01/2006 16:49)
dain, mizesta ery le mamzel :twisted::-D:-D
125. ari.malala ( 02/01/2006 08:13)
:-D:-D:-D:-Dzany ihany no iemezako aanzy eo fa b zesta b :-D:-D
126. mamzelkely ( 03/01/2006 06:40)
fa aôna kosa mo zay no ts hizesta fa za ihany no mahazo gouter kouuuuu :lol::-D:-D
127. pissoa ( 03/01/2006 06:54)
Ndao tsika sy mamzel hiombona ankisasaka ary e :°) de tsy teneniko njy we mzesta :-D:-D
128. mamzelkely ( 03/01/2006 08:35)
andao aza eee fa ts akisasaka 50-50 a fa ny ana 90 de ny anjy 10% =)) lengako zany mou ooooo 50-50 ihany:-D:-D
129. pissoa ( 03/01/2006 17:33)
sady tsy ankisasaka akia raha tsy 50-50 ah =))=))
130. mamzelkely ( 04/01/2006 05:17)
zay anie wa eee aiza ary ny ankibe anjy eee ra ts izany anio ts mpiombona eee :-D:-D
131. ari.malala ( 04/01/2006 10:25)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
132. fijo ( 04/01/2006 21:14)
hay ndry ry mamzely mihidy ao amin'i mopera ao???
133. mamzelkely ( 05/01/2006 06:34)
fa nga za notadiavinao ry fijo :-D:-D manin ts natsony portable zay mbôla managataka gouter kouuu :-D:-D
134. ari.malala ( 05/01/2006 10:24)
hehehe, io ary fa saropiaro i fijo ny anareo an...:-D:-D:-D:-D
135. pissoa ( 05/01/2006 12:32)
:-D:-D:-D
136. mamzelkely ( 05/01/2006 13:23)
zany ono de saropiaro fijo tsisy anzany mo oooo:-*
137. Veloo ( 05/01/2006 14:55)
:-D:-D:-D:-D
138. pissoa ( 05/01/2006 17:44)
:-D:-D:-D:-D:-D
matahotra an'i mopera njay mamzel!
139. mamzelkely ( 06/01/2006 05:25)
pissoa< kou mopera njay njay machika beuu kouu:°):-D:-D
140. pissoa ( 06/01/2006 18:19)
Mikasi-tanana ve retsy? :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5053