Radio Don Bosco

81. ari.malala ( 16/12/2005 10:12)
dadabe, aza miresaka Mage4 @ko enao fa za d tena fan an'reny groupe reny :):-*
82. sonwin ( 16/12/2005 11:57)
pissoa> miandry fotoana mihitsy nge za vao afaka manome gouter ny ankizy kely e:), sa moa toi efa lehibe?:°)

aleo aloha asina hira mandeha kely mandram-piandry ny mpihiano manaraka, indro ary: Mage4 amin'ilay hoe "nandao ahy", ankafizo an o^oo^oo^o
83. ari.malala ( 16/12/2005 13:15)
merci mopera sonwin an!!! mahafinaritra mints enao @ le mandefa mage 4 :-*:-*o^oo^o
84. Veloo ( 16/12/2005 15:46)
:-D kay misy mystera ato kle :-D :-D
85. pissoa ( 16/12/2005 16:56)
inn zany ry veloo?

zah kou tia mage 4 beeeeeeee
86. sonwin ( 16/12/2005 21:12)
Veloo> mhhh lalina zany :roll:, mistery an :^)
mage4 ihany aloha o^oo^o
87. dadabe ( 17/12/2005 03:28)
misaotra anao mopera :@....o^o niverina inadray ny fahiny
..ilay toetranao
nahafinaritr'ahy
izay nitory fitia
niezaka foana teny aho
f'ianao no tsy nety

....ianao tsy niteny nefa tia
tsy sahinao naseho izany satria
sao potika sy levon'ny tany
ilay fonao madio
....o^o klind klindo^o

RADIOOO DON BOSCOOOO (jingel io an !!)

atolotra ho an'izay tia aza io e


ity konko misy iray e
Fitiavana mandrakizay (Mage 4)
io hoe mba omeo ahy ny tonony ry arimalala ?:-*
88. Veloo ( 17/12/2005 03:37)
misaotra anao mopera .... niverina inadray ny fahiny

ie wa lesy dadabe hihihhihi
oy i sonwin oe
Veloo> mhhh lalina zany , mistery an

kita ko:-D:-D:-D:-D
89. ari.malala ( 19/12/2005 04:55)
dadabe:

ity konko misy iray e
Fitiavana mandrakizay (Mage 4)
io hoe mba omeo ahy ny tonony ry arimalala ?:-*



ts azoko antsaina le hira teneninao, meo indice kely we za azafady! tena ôtran'ny ts ao anaty repertoire io kle :-D:-D:-D:-D
90. mamzelkely ( 19/12/2005 12:15)
lava be' le resaka de kamo be za hamaky fa ovay ambonjona amizay le mpihira eeee o^o:-D:-D
91. ari.malala ( 19/12/2005 12:23)
:-D:-D:-D:-D:-Dts aleo v ky Andravohangy na Behoririka na Mahamasina? =))=))
92. Veloo ( 19/12/2005 14:42)
mahamasina no tsara ka :-D:-D:-D
93. mamzelkely ( 20/12/2005 09:21)
nan ambonjona ihany ka :°)
94. dadabe ( 20/12/2005 09:35)
anjanomanalina hoaaa:evil:

arimalala> midira indry www.wanadoo.mg dia ao @ ilay hoe ireo hira ankafizinao dia henoy ao fa ho henonao ao io hira io :D
veloo :*
95. ari.malala ( 20/12/2005 10:10)
d in no mahatezitra b @ fitenenana anjanomanalina e, sa eny no be :@?, :-D:-D:-D
96. mamzelkely ( 20/12/2005 11:06)
ambonjona waaaaaaaaaaaaa:evil::-D:-D
97. Veloo ( 20/12/2005 14:50)
mamzel a aleo aky atao behoririka ndray a :-D:-D:-D:-D
98. pissoa ( 20/12/2005 15:18)
:-D:-D
99. mamzelkely ( 21/12/2005 05:36)
veloo
100. sonwin ( 21/12/2005 08:59)
toa ny mpihaino ndray no miady hevitra amin'ny hira alefa8O

Samoela no mandeha izao o^oo^o
RDB...RDB
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5286