c'est con mais c'est vrai

1. diamondra27 ( 01/12/2005 02:00)
2 segondra ihany no angatahina aminareo
Mandrapipetrakao eo @ seza de ahinjiro ny tongotrao havanana de manaova cercle, ahodino toy ny aiguille à montre ny sens-ny. De refa avy eo, mandritran'izy mihodina inyde soraty ny chiffre "6" dans l'air @ tanana havanana.
Ho hitanao fa hiva ny direction ny tongotrao.
C'est con mais c'est vrai
novalian'i Veloo ny 02/12/2005 16:38
2. Herimiafina ( 01/12/2005 02:13)
Otsan'ny tantara efa hitako zany izy zany klé, fony zah nanao test psycho de nampanaovina zavatsa anakiefatra indray miaraka: sady mitazona manche à balai (sens contraire) no mitazona pompe à gaz (sens normal) no manao calcul amin'ny machine à calculer no mamono le jiro kely ankitelo miloko samihafa izay. Kasa latsaka mbaka ny pipi-ko klé, hehehe:-D:-D
3. pissoa ( 01/12/2005 06:49)
ary so de zavatra dimy no nasaina nataon'i herimiafina ... le 4 + mipipy am-patalou! :-D:-D:-D
4. ari.malala ( 01/12/2005 07:52)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D d pissoa manolo anazy v? :-D
5. pissoa ( 01/12/2005 08:44)
ari > :-D:-D:-D:-D olon-db izy nalefako tany :-D:-D:-D
6. namanao ( 01/12/2005 09:25)
io zao de misy "con vaincu" fa vraie
:-D :-D :-D
7. diamondra27 ( 01/12/2005 12:19)
efa ni con-sacré 2secondes kosa le oulona de con-vaincu izy e! sady tena con-centré be t@ le methode
8. mamzelkely ( 01/12/2005 13:22)
de njy zany diamondra efa nanadrana veuuuuu:roll::-D:-D:-D
9. diamondra27 ( 01/12/2005 13:31)
mamzelkely:ka tsy maintsy manandrana aloha avant ny proposé-na azy anareo ko. Fa ny maha samy hafa azy de ity: t@ voalohany de niodina nanaraka sens le tanana havanana le tongotra fa refa avy eo tsy nanao intsony. inona ary no antony?
He!he!he! nanoratako le chiffre 6 de avy aty ambany no soratana le chiffre fa tsy avy any ambony; voilà
10. dadabe ( 01/12/2005 15:36)
ouaajay le !!inn njay ty :°)
11. Veloo ( 01/12/2005 17:46)
dadabe angaha tsy mba nanandrana? :-D:-D:-D
12. diamondra27 ( 01/12/2005 23:25)
mamzelkely kosa de be fanontaniana fa tsy mba manandrana e! allez mamzelkaly, allez=D=D=D=D=D=D
13. mamzelkely ( 02/12/2005 07:40)
kalou fa g pas 2secondes :-D:-D
14. pissoa ( 02/12/2005 15:39)
oqp be mamzelkely zany :-D:-D
15. Veloo ( 02/12/2005 16:38)
:-D:-D:-D pissoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2733