jereo ny statistika!

41. dadabe ( 04/12/2005 02:14)
veloo fa njy angaha efa nampiesoniny ???:-w
42. Veloo ( 04/12/2005 02:16)
dadabe a ie nahasosotra zay ilay bandy knou njy tys nahita:roll:
43. jennifer2 ( 04/12/2005 02:23)
efa tsy ato intsony zany dakoma an, esy, mahazo mandry tsara zany, sa mbola misy avelony?
Ary herimiafina aza dedaka ohatran'io rehefa mba misy miaro.
44. Herimiafina ( 04/12/2005 02:28)
Anjay ry jennifer, zah ve tsy mahazo midedaka njay, nefa zany no tena kilalao favy tena fanaoko, hehehehhehe:-D:-D:-D:-D
45. dadabe ( 04/12/2005 02:46)
=D=D=D
46. Veloo ( 04/12/2005 02:48)
jennifer a njy nga mbola tsy mahalala an'ndra hery :-D:-D:-D:-D
47. jennifer2 ( 04/12/2005 02:49)
mbola vo haingana za no niserasera de vo mijery ny toetran'olona ato.
48. Veloo ( 04/12/2005 02:54)
jennifer:-D:-D:-D:-D
49. Herimiafina ( 04/12/2005 02:56)
Ka aza de manadihady loatra ny momba an-draherimiafina izany fa sao d ehipoaka eo ny côcô klé, zah ne espesy rare e, tsy zakan'ny sain'ny sarababembahoaka, hehehehe:-D:-D:-D:-D
50. dadabe ( 04/12/2005 03:17)
he he he kapohy dieny mbola mafana ny vy ry le zama a:wink:
51. jennifer2 ( 04/12/2005 03:17)
rehefa ampiasaiko ny fitaovana ari-fomba ve tsy ho fantatro eo ianao?
52. Veloo ( 04/12/2005 03:44)
jennifer a :-D:-D
53. jennifer2 ( 04/12/2005 04:48)
inona akia no mampihomehy andry ry veloo? ampiasaiko an'le herimiafina ihany koa akia .
54. Herimiafina ( 04/12/2005 18:50)
Ngah kou njy manana pouvoara otsanah klé? Dikan'izany ve hoe good match tsika? hehehehe:-D:-D:-D:-D
55. Veloo ( 04/12/2005 19:57)
jennifer ampiasaho ny fitaovana e :-D
56. fiaritiana ( 04/12/2005 20:24)
fitaovana inn lo io ry Veloo a! fitaovam-piadina ave sa inn?
57. dadabe ( 05/12/2005 16:59)
fiaritiana> aza miditsa @ aferan'olona fa ny antsika banjinina
anjekaky oo kay veloo eo :-$
58. Veloo ( 05/12/2005 17:12)
fiaritiana a anontanio an'i jenny aky a :-D:-D:-D
dadabe tsy tahotra tsy henatra eo @ devant-ko eo :twisted:
59. akamatiana ( 05/12/2005 18:13)
:-D:-D:-D:-D
60. jennifer2 ( 05/12/2005 23:30)
hoy herimiafina:
Ngah kou njy manana pouvoara otsanah klé? Dikan'izany ve hoe good match tsika? hehehehe

Ieeee! zany anie no nampifanantona antsika e! saingy tsy haiko hoe tena mitovy ve le izy. mbola mila hofakafakaina tsara ny @ io.

Hoy veloo:
jennifer ampiasaho ny fitaovana e

Rehefa @ fotoana ilana azy izy no tena ampiasaina ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2324