jereo ny statistika!

21. ravakamalala ( 01/12/2005 15:55)

Hoy i watafon :
andraso fa dépasser-ko io rapitso ihany e!


Raikitra ny fanamby zany!! zay mahasaky volabe!:-D:-D
22. fijo ( 01/12/2005 22:37)
fiaritiana,nahagaga ahy izany satria za efa nanana isa 18789 de niova indray izany?
sady le eo ambavany kosa tsy za ka.
23. diamondra27 ( 01/12/2005 23:21)
misy miady seza njay izy zany
24. pitchou ( 02/12/2005 03:06)
matahotra nga fijo sao laniny eo?
25. fiaritiana ( 02/12/2005 11:40)
fijo:

fiaritiana,nahagaga ahy izany satria za efa nanana isa 18789 de niova indray izany?
sady le eo ambavany kosa tsy za ka.



zany an!ka enao no voalohany angamba herinandro zay dé nodepassen drà-herimiafina
tsy eo amin ny vavany enao fa aiza? masony ve sa orony? raha oharina amin lé score ange e!
26. Veloo ( 02/12/2005 16:02)
fiartiana a,
an3 aky a i fijo no be isa indrindra pour l'annee ka
i rahery mety ho volana angamab io :-D:-D
27. fiaritiana ( 02/12/2005 19:10)
Veloo:tato amin ny dinika hatramin izay ono io stat io aky ka tsy haiko a!
28. fijo ( 02/12/2005 22:31)
tsy miady seza aho ka, fa izay fotsiny no efa hitako teo.
ka sao laniny eo aho ko.izay no loza
29. Herimiafina ( 02/12/2005 22:32)
Ie, i raHerimiafina vao tamin'ny volana août vao niditra tato fa nisy kakabesola dakoma izay saika hangala-jaza tato de voatery tsy maintsy nantsoina i Herimiafina hiady aminy, hehehehe:-D:-D:-D:-D
30. fijo ( 02/12/2005 22:34)
ka sao dia i dakomamiafina ary io?,,,,
31. Herimiafina ( 02/12/2005 22:56)
Ny dakoma ngah miafina izany klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
32. jennifer2 ( 03/12/2005 03:25)
fa iza aloha le dakoma e?
33. fiaritiana ( 03/12/2005 14:20)
makoda ve zany?
34. Herimiafina ( 03/12/2005 20:25)
jennifer2:

fa iza aloha le dakoma e?

Any izy izay, any Dago any, mandrangitra adimpoko sy mi-viol sipa izay ileiry any, hehehehe:-D:-D:-D:-D

35. fiaritiana ( 04/12/2005 00:16)
zany an!lé naman i toi ve? so dé mpiviol koa ty herimiafina ity satria naman i dakoma!
36. jennifer2 ( 04/12/2005 00:56)
sao de manana namana dakoma tokoa enao? sao de amporisihany hiviol anay eo mantsy koa.
37. dadabe ( 04/12/2005 01:42)
aokanareo ny sefonay fa tsy dakom lery fa miaro antsika @ dakom
herimiafina > sa
Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 01-12-2005 11:29:19
Lohateny : Re : jereo ny statistika!
ennemi an'iza ndray ony le ol e.......
akory less liaka ty!!:-D
sanatria aloha tsy ho indry mihitsy e...:wink:
38. Herimiafina ( 04/12/2005 01:49)
Hehehehe, io ary dadabe fa tonga de miaro anah mahintsiny an, hitanareo io, hehehehe:-D:-D:-D:-D
39. Veloo ( 04/12/2005 01:49)
jennifer a i dakoma retsy bandy teto fa tsy hitan-njy a...nampihesona be zay :-D:-D:-D
40. Herimiafina ( 04/12/2005 01:53)
Misy te-ho violer-n'i herimiafina njay hono ato klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5798