Tafita i Madagasikara!!!

41. Stone ( 12/12/2005 15:16)
Tsara foana raha manana petrole i Mcar, tsy maintsy misy fiatraikany @ lafiny sosialy izany. Tsy maintsy misy embauche bebe ihany koa izany.
42. fijo ( 13/12/2005 21:03)
enga anie ary ka tsy ho be vato ny fitrandrahana.hi hi i
43. jamal ( 14/12/2005 02:25)
Tsy hanofy an'izany solika,diamondra izany aho aloha.

Ny atidohako sy ny sakafo eo ambany masoko ihany aloha no priorité.

Ny lovan'ialahy sy ny kilongan'là aza efa trosa.Bà kiraro sisa tavela dia frais bus ankatso aller simple.Tara loatra zorro e.Firenena efa mikorosa @ rano-potaka no nitotonana'i leiry .
Zorro anie mety kôfa milay fa tena ny basin'leiry 8 coups ,ny andry menasofina sy ry goaika mitambatra 100 cps à la seconde.

Tiavo fotsiny dago na ara-kasa,na ara-kevitra na ara-bola na ny miteny ny fitenindrazana fotsiny aza dia efa fitiavana zany.Indrindra ny any ivelany,aza menatra fa malagasy ianao.Mianara ,ampianaro ny kilonga dia mamokara,mitadiava ny mahasoa.Aza mitan'andro e.
44. fijo ( 14/12/2005 04:26)
ka ny olana anie dia misy kivy sahady e
45. namanao ( 16/12/2005 10:24)
ananan'i madagasikara ny harena voajanahary tsy hita pesipesenina, fa manino no mbola tsy tafita? ny petrole ve mety hahatafita antsika?
Théoriquement tokony ho tafita isika. fa hatramin'zao dia iaraha mahalala. Ny olana fahitako ny antony dia eo amin'ny tsy fanarahan-dalàna. Rehefa voahaja daholo ny lalana misy dia efa lasa lavitra be noho izao isika. Eny fa na dia mety misy tsy mifanaraka amin'ny zava-misy aza ny lalàna sasany.
Raha mandoa hetra ara-dalana avokoa zao ny varotra harena ankibon'ny tany de mety efa bebe ihany ny azo atao.
Misy fanantenana ny fahitana ny solika satria orinasa lehibe avy any ivelany no hitrandraka de misy ny fandoavana tambiny amin-tsika ka za mino fa reo manara-dalana kokoa noho ny amin'ny sehatra sasany. Sady io sehetra solika io mampidim-bola hainga dia haingana kokoa.
Ny hamaranako azy na dia tsy eo aza ny solika tokony ho lasa lavitra isika.
46. fijo ( 16/12/2005 19:38)
ka ny harena ankibon'ny tany anie hatr'izoa KARANA NO NANJAKA TAO E;fongary ireo dia miova isika
47. Stone ( 16/12/2005 20:29)
Ny harena ankibon'ny tany eo foana fa tokony tsy hihonona @ zone franche textile intsony koa fa hitatra any @ pieces detachees, electronique, appareil isika. I Ra8 izao tena afaka manao izany invest izany miaraka @ Singapour ohatra.
I Fatsoraly ve antenaina hanao izany?....
asie du sud est izany no alaina exemple fa tsy afrique sy ny adim-pokony akory.
48. fijo ( 16/12/2005 21:52)
hevitra tsara,ary izay anie no diany tany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0468