Tafita i Madagasikara!!!
21. Herimiafina
(
02/12/2005 22:36)
Aza mangalatra mahintsiny kalongany raha tsy tafiditra antoko politika matanjaka klé, izay ny fika raha mbola any amin'ny tany mahantra, hehehe:-D:-D:-D:-D
22. xxx
(
02/12/2005 22:40)
tsy nampoiziko marivo fisainana toy t... entin-driaka enao ty ry fijo
fijo:
ka izay le fomba fiasa eran tany ko
23. Herimiafina
(
02/12/2005 23:03)
Inona zany marivo fisainana sy t...entindrika izany ry xxx? Vokabolarin'ny mpanohina sa ny mpanohitra klé? hehehehe:-D:-D:-D:-D
24. lapino
(
02/12/2005 23:56)
xxx:
tena tompony mihitsy isika ary voafaritry ny lalana izany. isika no manapakevitra na ho trandrahana ilay izy na tsia, isika koa no manapa-kevitra hoe iza no hitrandraka azy.
"isika" io, iza io? Tsy isika mihitsy no manapa-kevitra fa ny fanjakana. Ny tany sy izay eo aminy dia an'ny fanjakana (satria ny fanjakana no manjaka). Ary efa misy lalàna eo amin'ny fanjakana mitondra an'ireny raharaha ireny, resaka ohatra hoe misy appel d'offre alefa dia izay mahasahy indrindra no mahazo azy. Tarehimarika no mitondra ny fanapahan-kevitra, fa tsy fitsapan-kevi-bahoaka akory. Fa raha te mba handray anjara i xxx dia mba mandefasa koa offre, dia ataovy mi-compete amin'izay an'ny olona rehetra.
Eritrereto-n'i xxx ange ohatra, raha miaraka mitrandraka volamena izany isika sy xxx, dia i xxx nahazo 100g, fa izaho tsy nahazo. Dia hoy aho hoe: "isika no manapa-kevitra amin'iny volamena notrandrahan'là iny ry xxx". De ahoana izay?
xxx:
izany no atao hoe HALATRA toy ny mahazatra amin'ny politika nisy teto hatrizay.
Rahoviana àry vao ho tsapan'ny malagasy fa ny harena sy tombontsoa dia ifandrombahana sy ifaninanana, ampiasana côcô, ary ifandritahana mihitsy fa tsy zaraina akory? Sa mbola heverin'ny malagasy fa raha vao mifandrombaka sy mifaninana, dia mifamono izay, ary raha vao mampiasa hafetsena dia mangalatra izay?
Dia avy eo izay manan-karena dia ankahalaina, ary rehefa mampalahelo dia lasa ohatra ny héro-n'ny angano? Kanefa tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka, dia aleo ihany tsy manan-karena. Ilay sôsialisma koa moa mbola nanampy an'ilay voambolana hoe "mpangoron-karena" :(
Raha ny toerana misy ny malagasy amin'izao aloha, tsy ny mpanao pôlitika no limitant. Satria na mahay ohatra ny inona aza ny mpitondra eo, kanefa ny vahoaka ilay tena ain'ny firenena passif foana, dia ohatra an'i Schumacher mitondra 2CV ihany.
xxx < ny hevitrao kosa no tohany fa aza ny olona no tsaraina e!
25. xxx
(
03/12/2005 00:39)
lapino:
"isika" io, iza io? Tsy isika mihitsy no manapa-kevitra fa ny fanjakana
amiko ny fanjakana dia tsy inona fa isika vahoaka Malagasy. raha tsy hiasa ho an'ny vahoaka fa ho an'ny tombotsoan'ny tenany manokana dia tsy mendrika hitondra fa mpangalatra. ary izay mitrandraka rehetra dia mandoa hetra ho an'ny firenena araka izay vokatra notrandrahiny. io hetra io dia tokony mankao amin'ny kitapombolam-panjakana fa tsy mankany amin'ny olom-bitsy. sa kosa i lapino dia anisan'ireo olom-bitsy manao am-pihimamba?
26. lapino
(
03/12/2005 01:27)
xxx:
amiko ny fanjakana dia tsy inona fa isika vahoaka Malagasy.
Amiko anefa tsy izay. Ny fanjakana, efa hatramin'izay io, dia "personne" iray masi-mandidy sy manana ny fahefana rehetra. Taloha io personne io dia personne physique iray mihitsy, fa amin'izao mizara ho amina olona maromaro ilay pouvoir. Ireo olona mahazo pouvoir ireo dia voafidin'ny vahoaka. Izany hoe ny vahoaka no mandrafitra ny fanjakana hitondra azy, fa tsy ny vahoaka no fanjakana. Tsy mitovy izay amiko
xxx:
raha tsy hiasa ho an'ny vahoaka fa ho an'ny tombotsoan'ny tenany manokana dia tsy mendrika hitondra fa mpangalatra.
Ny vahoaka no miasa ho an'ny vahoaka, ny tsirairay miasa ho an'ny tsirairay. Raha mandroso ny vahoaka dia noho ny vahoaka (satria ny vahoaka no miasa, ny vahoaka no mifidy ny fanjakana), ary raha tsy mandroso dia noho ny vahoaka ihany koa (ny vahoaka io na ny tsirairay koa). Ny olona voafidy, mpitondra, dia manjaka araka ny fahefana natolotry ny vahoaka azy. Ka raha tsy mendrika hitondra izy dia tsy tokony hofidian'ny vahoaka. Tsy azo sakanana tsy hiasa ho an'ny tombontsoany manokana mihitsy koa ny olona raha mbola tsy halatra no hahazoany azy, ary tsy mandika ny lalàna manan-kery.
xxx:
ary izay mitrandraka rehetra dia mandoa hetra ho an'ny firenena araka izay vokatra notrandrahiny. io hetra io dia tokony mankao amin'ny kitapombolam-panjakana fa tsy mankany amin'ny olom-bitsy.
Olom-bitsy mpitrandraka io sa fanjakana, fa mihodina mifangaro be izany resaka izany ... Raha olom-bitsy mitrandraka ka manan-karena noho ilay fitrandrahana, vaventy miha-vaventy, dia tsara. Fa raha olom-bitsy manodina ny volam-panjakana dia diso, ireny no ilaina ho fongarana.
xxx:
sa kosa i lapino dia anisan'ireo olom-bitsy manao am-pihimamba?
Ianao io ry xxx dia manao am-pihimamba. Normal izany fa tsy misy fahadisoanao na kely aza. Fa raha ny fahazoako an'ilay "am-pihimamba" tianao holazaina, ... Tsy aritra angaha fa tokony mba hahazo amin'ilay volam-panjakana mihodina koa ianao?? Sa tokony hahazo ny vola vokatry ny asan'ny olona??
Raha ny momba ahy, dia tsy anisan'izay heverinao velively mihitsy aho. Fa izany resaka resahako izany dia resaka efa ela no tokony ho noresahana, fa ny fahendrena malagasy sasany dia fahadalàna.
Ka raisiko ho adidy ny miteny azy amin'izao izy ao an-tsaiko izao, satria raha amin'ireo mpitondra no hisy hiresaka an'izany, dia ho diso fandray ny vahoaka mihaino. Indrindra fa efa ao an-tsain'ny olona fa rehefa mahazo toerana dia ôtr'ôtran'izay.
27. xxx
(
03/12/2005 01:35)
Fanjakana = ETAT, amin'i lapino izany etat = personne. lol! ny pasipaoron'i lapino izany misy soratra hoe" pasipaoron'ny fanjakana Ravalomanana?:-D:-D:-D
Ny vahoaka no miasa ho an'ny vahoakakanefa kosa raha asaina miasa ry zareo moa ny mpitondra mangalatra dia miasa ho an'i rainy lezafy hoy ny fitenenana taloha fa ho an'i levalo angamba ny fiteny mety ankehitriny :-D:-D:-D:-D
Olom-bitsy mpitrandraka io sa fanjakanaizy roa, satria samy mpiray tsikombakomba amin'ny kolikoly.
28. lapino
(
03/12/2005 01:57)
Mba hazavao re izay mpahay lalàna, hoe inona daholo moa ireny "personne physique", "personne morale", ireny. Na izay mahay etymologie mba hanazava ny atao hoe "personne".
Fanjakana = ETAT, etat = personne, mba hazavao koa hoe azafady raha azo raisina ho "personne morale" ny Etat, ohatra ny entreprise na association sns ...
Miala tsiny aho aloha milaza aminao, fa ny vahoaka no nifidy an'i rainlezafy sy rainilevalo, ka tokony ho assumer-n'ny vahoaka koa izay. Sa noho iza koa no tsy nivoahana olona tsara noho ireny hofidiana?
De mampalahelo mihitsy hoe hatraiza no faharesen-dahatra fa hoe tsy afaka hanankarena raha tsy manao ratsy. Tandremo fa raha fialonana hoà io dia ny sainao ihany no vao mainka handentika anao.

29. Herimiafina
(
03/12/2005 01:57)
Ary toi zany anie ry xxx mitady hangalatra ny style-ko e, hehehehe:-D:-D:-D:-D
31. xxx
(
03/12/2005 02:06)
miasa, miasa mafy, miasa foana...sao tsy misy hamenoanay paosy :-D:-D:-D:-D
32. lapino
(
03/12/2005 02:41)
Izahay vahoaka tsy hiasa fa lasa any am-paosinareo daholo ny 5%-n'ny asanay e! 95% ve sisa! Aleonay ihany mahantra kle! Zay miaina amin'ny zava-misy zay! Iza koa no hitatatra ho an'i rainile-xxx eo? tsss
Fa toa tsy mamokatra mihitsy izao firenena entinareo ao izao e? Tsy mahavita azy mihitsy nareo. Mahavidy 4x4 angaha ny karamanareo? Tsinjovy le vahoaka fa tsy mamokatra e!
:P
Fa toa tsy mamokatra mihitsy izao firenena entinareo ao izao e? Tsy mahavita azy mihitsy nareo. Mahavidy 4x4 angaha ny karamanareo? Tsinjovy le vahoaka fa tsy mamokatra e!
:P
33. xxx
(
03/12/2005 02:47)
olety ry lapino a, sao dia heverin'ialahy fa vitan'ny resaka 5% io kolikoly io? milliards lety no miteny a! resaka harena ankibon'ny tany ny tsipihina eto an.
izay birao andalovan'ialahy dia mikapa mafy daholo hatrany @ phase d'etudes ka hatr@ mise en exploitation.
raha izaho manokana aleoko lavitra tsy miasa toy izay manao kolikoly. dia omena tsiny izany ny olona raha mijoro amin'izay fahamarinana izay?

34. antso2005
(
03/12/2005 03:48)
Manan-karena Madagasikara fa rehefa tsy avelan'ny tany manakarena handroso isika dia mbola mahantra eo foana e.
Tsy hatao mahakivy nefa ny fahatrana satria Madagasikara dia manana ny akora rehetra sady manana kolotsaina miaina falifaly ny Malagasy na dia mahantra aza e! Sa tsy izany?
Tsy hatao mahakivy nefa ny fahatrana satria Madagasikara dia manana ny akora rehetra sady manana kolotsaina miaina falifaly ny Malagasy na dia mahantra aza e! Sa tsy izany?
35. ravatorano
(
03/12/2005 06:35)
iza marian aloa ity xxx ity eh fa toa mitsaratsara olona b fahatany toy izay nataony an 'i fijo teo
hevitra no aposaka eto fa tsy resaka fanarabiana na fandontoana olona - misaotra anao
za aloah raha tena hita fa hahitan 'ny vahoaka malagadsy tombotsoa ny fitrandraha ny solika d tsy olana anamiko mihitsyu fa araky ny voalzanareo fa miteraka sa sy ny sisa io d tsy koi zany fa saingy tokony hisy vokany eo ami'ny fiainam bahoaka mivantana mihitsy eh
marina ny tenin i herimiafina hoe az mangalatra raha tsy ao amin ny antoko politika matanja fa tsy hiaro anao eh manjary tsy mipassy ny savony houzy zalah iizay.Marina koa fa tsy 5% zany bizina alain dry zalah amin ireny fa tena 10 ka hatramin 'ny 15 any raha tontalian satria samy maka avokoa izay handalovan iny tetik asa iny hahahahahahahaha.
Tsy voatery hangalatra kosa aloha vao manakarena eh fa ny antsika kosa raha vao tafa ny olona iray dia hoe nanapoaka io matoa lasa ohatran io satria saika izay dhl no niavian ny fananan ireo mpanana manodidina antsika angambany ah
Izao mnatsy nisy olona iray izay tompoin andraikitra amin drafanja mihisty sahy milaz fa raha lasa minisitra enimbola izy defa milamina mandrakizay ny fiainany sy ny zanany ka hatramin ny zafikeliny d tena kepoka za wa we tena zany an !

36. lapino
(
03/12/2005 17:18)
Tsy haiko aloha hoe ohatra ny ahoana no tena zava-misy amin'ilay kolikoly sns ireo! Fa ny tiako hotenenina dia valin'iry fanontaniana ery am-boalohany iry hoe: Aiza ny olana?
Dia hoy aho hoe ny voalohany dia aty amiko, any aminao, amintsika tsirairay.
Dia hoy aho hoe ny voalohany dia aty amiko, any aminao, amintsika tsirairay.
37. fijo
(
07/12/2005 21:37)
XXXX aza variana manofy fa izay zavamisy hiainana.izay no misy ka izay tsy maharaka an'izay dia very.ny kominisma anie ka revy e.tsy mitondra mankaiza io.hafatsy any amin'ny fahantrana,satria na ry zalahy mpitarika ani=io aza manao ilay fomba eran tany ko.
ary manaraka,aza mangalatra ny stylan'ny sasany marina fa tsy mitovy aminy tompony anie e.
noheverin'i XXX ve fa tena fitaovampiadiana marina no nidiran'ny amerikana tany Irak??????raha izay no fisainana,dia matoria aloha fa mbola ao anaty nofy enao izany.

38. miarina
(
07/12/2005 22:34)
Manana anie tsy midika hoa ny vola ho lasany vahoaka gasy fa voahdina eo foana io aza taitra na hoe petrole aza madagascar ray manontolo de tsisy ho any vahoaka io
39. miarina
(
07/12/2005 22:37)
Manana anie tsy midika hoa ny vola ho lasany vahoaka gasy fa voahdina eo foana io aza taitra na hoe petrole aza madagascar ray manontolo de tsisy ho any vahoaka io