RADADATOA Mpanao fanafody

61. hesham ( 11/12/2005 00:57)
ka ny masony no tiko vidina fa tsy ny lohany kou:-D:-D:-D:-D:-D
62. Herimiafina ( 11/12/2005 00:58)
De refa te hanao fanainga de mila miantoka frais kou klé, ngah ny bus aty azo atao kidaona sy PA klé? hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
63. hesham ( 11/12/2005 01:01)
ie refa tsy hanao kidaona de mijanona ihany any sady aty misy sady tsy afaka vola na ny ariary ary. Adidy vita fahafinaretana azo:-D:-D:-D:-D:-D
64. Herimiafina ( 11/12/2005 01:02)
Koa no mitady nya diresin'i dadatoa klé? hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
65. hesham ( 11/12/2005 01:42)
mba te hiresaka fotsiny fa aty misy tsy ialambola bdb :-D:-D:-D
66. ari.malala ( 12/12/2005 11:29)
:-D
67. Herimiafina ( 12/12/2005 23:13)
Fa tsisy herimiafina fa pôkaty daholo, hehehehe:-D:-D
68. jennifer2 ( 12/12/2005 23:29)
ha! ha! ha! bravo herimiafina. Poakaty tsisy herimiafina ny an'i hesham.
69. ari.malala ( 13/12/2005 05:49)
ka zao no nahapoak'aty anazy, herimiafina + hesham vô miseho ny tena herin'y herimiafina d ts ao i hesham d lasa poak'aty i herimiafina hehehehe:-D:-D
70. Veloo ( 13/12/2005 21:02)
ari :-D:-D:-D
71. dadabe ( 14/12/2005 08:09)
mbola tsy nisy tratran'ny fanainga alavitra ihany angaha ??? arimalala kely sisa d ho avy amindry le izy....:-w
72. ari.malala ( 14/12/2005 11:10)
dadabe, aza ùmirediredy eo wa! :-D:-D:-D ts mandaitra @ko zany
73. pissoa ( 15/12/2005 05:21)
:-D:-D:-D
74. ari.malala ( 15/12/2005 13:15)
dadabe a, za mahery mihazakazaka b d ts tratranao zany
75. fijo ( 16/12/2005 04:29)
hummmm sao tratra ihany ka ho sahirana.
76. jennifer2 ( 16/12/2005 04:35)
ari-malala. hesham mihitsy no tsisy herimiafina fa i herimiafina misy fonafona
77. ari.malala ( 16/12/2005 06:30)
fijo, ts tratra wa enao v ts ilazako e ;)

Jenni, hay v e, d iza zany le poak'aty ra zany? :-D
78. dadabe ( 16/12/2005 09:19)
arimalala tairo aza le ny sarin'i toi anie ka aefa aty amiko e :D d asina labozia d asiana akondro ,d asina tantely d ivavahana ,d tonga toi , mirediredy mitady anaha:wink::-D
79. ari.malala ( 16/12/2005 10:13)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=)) aleo alo hime!!!! tena
80. ari.malala ( 16/12/2005 10:17)
diso frapy kay za fa laozako nimeme be!! ary tena efa mpanao azy mitns kay dadabe an!! tairo fa za wa ts tratran'zany!=))=))=))enao no vizana miaritory eo ko hianjera eo le voromby;):-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0097