RADADATOA Mpanao fanafody

21. Herimiafina ( 25/11/2005 22:35)
Tsotra meo billet-na rôpilanina izy de saofera sy limouzina.
De aza adino ny akoholahy volosira an'i dadatoa miampy vola roapolo tamin'ny andron'i Radama, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
22. balite06 ( 26/11/2005 09:54)
ny fanafody dia fitaovana hibaikona ny demony na ny anjely hanao izay tianao atao , io izany no karazana commande.exe ao aminy.Tsy miraharaha izay zon'ny hafa isika fa ny zontsika ihany no ilaintsika.Voahozona izay malemy ho eo ambany vahoan'ny mahery , ny Victoire ihany ny antsika ary izay resy mazava ho azy fa andevontsika ka samia mifidy izay camp misy azy.Tsika koa afaka manao zavatra mahery amin'ny anaran'ny maitre antsika fa tsy voatery blablam-mpiangonana ihany no ankalazaina nefa tsy mahita vokany akory.Andremanitra anie tsy mahay afatsy zavatra tsy misy dikany toa ny tany volana ... nefa sty mahay manao vam ,ordy ,... donc resintsika izy ary defierntsika hatramin'ny farany.
23. xxx ( 26/11/2005 14:39)
velesiko @baib... ny lohanao dia lazaiko we mivoaha @anaran'y ....
24. mirabel ( 26/11/2005 16:52)
:-D:-D:-D:-D firy ny ahitra efa nodoranao sy laninao radadadany? tandremo ihany fa billet aller simple any @ asile ianao raha psy no iresahanao toy izany
25. hesham ( 27/11/2005 00:31)
otsan`ny te hanainga an`i herimiafina aty amiko njai za zany :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
26. Herimiafina ( 27/11/2005 03:43)
Tsy miasa amiko ireny fa simpla kely ny ody ampiasaina raha te hanainga anah ianao: bebeks sy masikita ary lasopy tongotr'omby de tsy maharay lamba zah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
27. dadabe ( 27/11/2005 07:08)
le maskita tery akaikin'ny " MILORD" ve zany le ?(morondava).

fa zao klou e,ho an'i balita06>ity ko misy hery ambonin'ny hery rehetra omeko anao: miresaha @ Jehovah Andriamanitra Tompon'ny hery sy ny fahefana rehetra @ alalan'ny fifadian-kanina dia azonao izay zavatra irinao:D,Ilay Izy hatrizay ka ho Mandrakizay
28. dadabe ( 27/11/2005 07:49)
:^)
29. sasa ( 28/11/2005 06:11)
hummmmmmmmmm za matawatra hody gasy fa avelao za hivoaka klé
30. mamzelkely ( 28/11/2005 07:31)
ndao haingana sasa ande tsika roa mapatahotsa ty resaka ty zany klé:-D
31. xxx ( 28/11/2005 09:08)
ty vava ry balite06 a, sao d tsy niborosy nify aza ela lesy, ka mirediredy:-D
32. namanao ( 28/11/2005 09:23)
balita06> ny herin'i Jehovah tsy voarodan'ny herin'ny maizina fa ny herin'ny maizina kosa voarodan'i Jehovah tsara. Araka io lazain'ny dadabe io eh! Enga anie mba hampahitan'iJehovah ny heriny ianao ry balita06
33. dadabe ( 28/11/2005 15:57)
AMEN !^:^
34. pissoa ( 29/11/2005 09:14)
njyyy - fa inn ty mahazo ry balita ah! :-w
otran'ny voan'ny ody gasy mahery vaika nareo zany le! :-D:-D
35. ari.malala ( 30/11/2005 11:30)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dtena efa mafy b v ny fiainana d mirediredy sisa no aatao e... aleo memezana fts fa nandra b :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
36. dadabe ( 30/11/2005 14:00)
izy anie tsy ho nandra e,fa tahaka ny voasaronjavatra !!
37. ari.malala ( 01/12/2005 07:22)
voasaronjavatra in ko fa ol miadaladala fts!!!!!! sady manely tsaho fts... asakasakareo ze vonona hiresaka @ alo fa za ts ao kle :-DX:-D:-D:-D
38. fijo ( 02/12/2005 05:49)
ok balita 06 an,kozy milay be
39. pissoa ( 02/12/2005 13:13)
ngah fijo tany? de tena nanainga le sipa? :-D:-D:-D
40. fijo ( 02/12/2005 23:45)
nanidina le sipa ko.lasa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6414