mba te hanana namana vaovao

1. valih ( 24/11/2005 11:56)
coucou e ,

za ry reto mba te hanana namana vaovao indrindra ny mba te hiresaka ny momban'ny fiainana an , je me sens si seule , g de tas de blèmes et g besoin d'en parler , merci d'avance

valih
novalian'i Fiffi ny 11/01/2007 09:24
2. Fiffi ( 24/11/2005 12:29)
valih: ary ny namanao taloha ve izany dia avelanao daholo fa aleo vaovao indray ?
Izaho aloha tsy mandaha ho namana izany an!izay koa manko no nahatongavana eto mba itady namana sa ahoana ?
3. bichette ( 24/11/2005 13:29)
valih > namana daholo izahay , mandefasa hafatra amin'izay olona tianao resahana, jereo ny mombamomba dia mifidiana fa vonona ny hamaly daholo ny ato :wink: :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
4. Ragadona ( 24/11/2005 18:22)
D za le namanao teo alo ahoana ?
5. xxx ( 25/11/2005 02:46)
tsy namàny aho, hehehe :-D:-D:-D
6. Herimiafina ( 25/11/2005 19:34)
valih:

coucou e ,

za ry reto mba te hanana namana vaovao indrindra ny mba te hiresaka ny momban'ny fiainana an , je me sens si seule , g de tas de blèmes et g besoin d'en parler , merci d'avance

valih


Resaho amin'i herimiafina eto fa tonga de bonne be la vie akia an, hehehehe:-D:-D
(NB: style herimiafina zany le hehehehe sao enao de tezitra an).
7. hesham ( 01/12/2005 18:08)
Zay reo namana daoli fa fidio tsara fotsiny izay itantaranao ny probleme nao mba tsy hiparitaka .:-*:-*:-*
8. dio ( 05/12/2005 17:07)
oatraniza ny namana tadiavinao alou fa sao de tsy miady @piesiko.....
9. Theo ( 06/12/2005 14:26)
salu je sui la

10. Ikala ( 09/12/2005 12:33)
za konkoa e!
11. sonwin ( 09/12/2005 12:41)
12. Maheriloha ( 18/12/2005 13:40)
koukou
13. narindragasy ( 27/12/2005 11:31)
tantarao amiko le blem ary de ezahatsika vahana e! suis là!
14. diamondra27 ( 31/12/2005 08:04)
ario any doly na namana na problème fa fotoana kely sisa de tonga ny taona vaovao de soloy daholo ze azo soloina. blem blem blem lasa libre libre libre
15. armanda ( 02/01/2006 08:32)
:?:(l)salut tous les mondes mopi c'est armanda et j'aimerai avoir des amies pour partager mes bonheur
16. dadabe ( 02/01/2006 12:19)
heheheheh :*
17. boaykely ( 06/01/2006 06:43)
Slt,namana ohatran'iza no tadiavinao?Za,tsy misotro,tsy mifoka ary mila namana koa aho
:D:D:D:D
18. Angie ( 09/01/2006 10:24)
Tratry ny taona daholo ny namana vaovao e dia mirary anareo rehetra hahita fahafinaretana ato @ namana serasera.
Aza mihafahafa manoratra izay tiana ambara fa samy malagasy isika e. Aoka fotsiny mba hampiasa fiteny mihaja an :D
19. fasaly ( 09/01/2006 13:47)
hesham:

Zay reo namana daoli fa fidio tsara fotsiny izay itantaranao ny probleme nao mba tsy hiparitaka .:-*:-*:-*



marina mintsy zany hesham a! nmana dooly fa misy ny azo antoka misy ny tsy azo antoka, efa tratra mantsy aho matoa miteny izany e! fa tsy aminareo reo alou e!
20. MILY ( 17/01/2006 09:27)

Mitady nmana lahy na vavy eo @ 50 -55ans aho.Mba manantena valiny aminareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4324