mba te hanana namana vaovao
21. Fiffi
(
17/01/2006 10:02)
valih: efa nahita namana izay tianao ve ianao ? toa tsy hita intsony ? nefa ange ka izahay rehetra ato dia namana daholo e!
Mily: ny anao indray tonga dia nazavainao fa ireo 50-55 ans no tianao ho namana , indrisy anefa fa izahay rehetra eto tsy feno izany taona izany nefa mahatsiaro fa samy namana daholo:)
Mily: ny anao indray tonga dia nazavainao fa ireo 50-55 ans no tianao ho namana , indrisy anefa fa izahay rehetra eto tsy feno izany taona izany nefa mahatsiaro fa samy namana daholo:)
22. Veloo
(
17/01/2006 21:26)
afaka mijery ny profile ny rehetra nareo afaka mijery par gage ko ary @ anamana oooooo
23. mirana5
(
20/01/2006 06:03)
MILY:
Mitady nmana lahy na vavy eo @ 50 -55ans aho.Mba manantena valiny aminareo
izaho mba ao anatin'ny taona tadiavinareo é manorata aza é:D:lol:
24. dadabe
(
22/01/2006 04:37)
MILY a tsy ampy bandy le ps :°)
zah aloha vao haingana no teto @ serasera e!:(
mirana5 aleo tsika mitsam aza no hiaraka e,@ zay zah mba tsaboin'i toi rehefa marary :wink:
zah aloha vao haingana no teto @ serasera e!:(
mirana5 aleo tsika mitsam aza no hiaraka e,@ zay zah mba tsaboin'i toi rehefa marary :wink:
25. mirana5
(
28/01/2006 19:01)
eny ary é, fa dia aiza marofy aloha no teneniko voalohany ho anao:lol::wink:
29. RADOUXE
(
19/02/2006 13:48)
Eny ary ry valih fa d miandry anao zany tanana retra fa enao sisa eee von doly reo anampy e
31. mazoto
(
02/03/2006 09:48)
Namana hoe ahoana no tadiavinao e?
namana atao vady ve sa namana tene namana e,
izao koa mantsy mitady e bye:?::?:
namana atao vady ve sa namana tene namana e,
izao koa mantsy mitady e bye:?::?:
32. diamy
(
24/03/2006 11:03)
salut. g te conseille d'avoir des ami a qui tu pourais vraiment paré pas a kk1 sur le chat. mercijavascript:emoticon(':/')
34. doune
(
25/03/2006 18:05)
:-o:-o:-o:-o
valih:
coucou e ,
za ry reto mba te hanana namana vaovao indrindra ny mba te hiresaka ny momban'ny fiainana an , je me sens si seule , g de tas de blèmes et g besoin d'en parler , merci d'avance
valih
37. randjara
(
31/03/2006 10:07)
Za konkou reto ah. Mbola vaovao rahateo aho. Tsy aleo mifampicomprendre ah? randjarax@yahoo.fr
40. kqnty
(
17/05/2006 05:57)
slm daholo zay mahita de mamaly ny antso fa maika hila namana aho manao anio de@zay isika vao mitatasika