anarana hafakely

1. ari.malala ( 24/11/2005 10:20)
Nisy sipakely ony zany niditra tao @ patisserie hividy gateau fa aniversaire ny zandriny..

sipakely :manahoana tompoko o; mba hividy gateau za fa anniversaire ny zandrikely androany
mpivarotra :hay, iza ny anaran'ny zandrindry ary d ataoko @ gateau ny anarany e
sipakely :petale
mpivarotra, hay, tsara kosa izany anarany zany ko... fa ahoana no nahatonga ny anarany ho ohatr'zany aky?
sipakely, t@ izy mbola kely d nisy petale na rose nilatsaka teo amboniny d natao anzany ony ny anarany
mpivarotra : ary ny anarandry ary iza e
sipakely : poutrelle
mpivarotra : :roll: :roll:




novalian'i Veloo ny 01/12/2005 18:11
2. gasitiako ( 24/11/2005 10:42)
mahita mintsy njy ty ry ari ka, marina e, tena misapôritra anao mintsy aloha za ka,de mba hein marina e, jereo ny volon-kelikako
3. majakely ( 24/11/2005 10:44)
hihihi, efa henoko io blagy io, fa milay kokoa le izy refa i ari.malala no mitantara anazy !¨hihihi....:-D:-D
4. mamzelkely ( 24/11/2005 12:30)
ty ko aza misy mitovitovy amin'io:

nisy ankizy lahy hono zany nanotany ny dadany
- fa maninona kay dada ny zokiko vavy no atsony hoe" fontaine bleu"

de namaly ny dadany:
- matetika zany aty am tribu antsika de omena anarana mifanandrify am situation nanaovana azy izy , azonao ve zany ry "preservatif troué":°)
5. ari.malala ( 24/11/2005 12:40)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dhafa kely daolo le anarana an ;)
6. jentilisa ( 24/11/2005 14:56)
ary natao teny frantsay jiaby ilay izy an!
7. Veloo ( 24/11/2005 22:26)
:-D:-D:-D:-D ari, mamzel :-D
inn aloha ty poutrelle e?
8. ari.malala ( 25/11/2005 06:42)
veloo, poutrelle aky a :-D:-D:-D:-D:-D
9. dadabe ( 25/11/2005 15:55)
anjekaky oo:roll:
10. annie ( 27/11/2005 01:03)
za tsy kôpy fa vera sy zinga lol
11. dadabe ( 27/11/2005 08:07)
sao dia sotro??:-w
humm annie anjekaky oo:@
12. dadabe ( 27/11/2005 08:09)
sao dia sotro??:-w
humm annie anjekaky oo:@
13. Veloo ( 29/11/2005 18:09)
dadabe a maninn anjy ndray i annie io e? lozana mikoty an :twisted:
14. ari.malala ( 30/11/2005 07:32)
annie, sao d vaky @zany nj iko ra azeran'ny ol? :-D njiko tô vera oey njiko ko :-D:-D
15. Veloo ( 30/11/2005 21:16)
ari :-D:-D:-D:-D
16. dadabe ( 01/12/2005 03:41)
veloo ka njy alina tsy nanome sakafo anah ko:(:(
17. Veloo ( 01/12/2005 18:11)
ledada efa oe efa nisy nihinana knou , ntsooooooooooo:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2552