amour impossible

21. fasaly ( 24/11/2005 19:50)
possible ka tena possible!....sady io virotaly io ange zao ny majorités hitadiavan'ny olona eran'zao tontolo izao ny malalany e! moa tsy izany va???
22. hesham ( 24/11/2005 19:59)
marina an`izany hihihihi:-D:-D:-D:-D:-D
23. Mael ( 25/11/2005 05:31)
:twisted::arrow: ireto lesy tena adalad'amour mihintsy koulé:lol::lol::lol::lol:, efa hoe impossible ny impossible :(:( ko mbola ilaozan zalah mik^ty ny cousine ihany tssssss,:-*:-*:-*.
24. zakony ( 25/11/2005 13:35)
sshhh, ka raha vao atao possible le izy de tsy amour impossible tsony ...
25. vale ( 25/11/2005 13:38)
Mael> cousine, cousine in'é! aza mba medaladala fa ntsss!hihihi....
26. Mael ( 25/11/2005 13:56)
vale>>:D,hi,hi,hi cousine manjaaaa keullll ko énô ngah aôna a!!, ireny le tena fakampanahy gaigy ho an'ny cousin 8-)8-).
27. Herimiafina ( 25/11/2005 18:38)
Tsisy impossibla zany e, teny avy aiza izany, avy any amin'ireny resy an'ady ireny klé.

Matoa impossibla de tsy ampy zany le fitiavana avy amin'ny iray amlé concerné e. hehehehe :-D:-D
28. fameusecousine ( 26/11/2005 06:59)
ka ny dosin 'ilay fitia tsy mitovy mahintsy ..samy manana ny andraisany hoe tia ny bandy sy ny sipa ..sipa plus dans les sentiments ny kofy .plus dans l 'acte ...=))=))=))=))=))
29. lapino ( 27/11/2005 10:43)
De le amour sentiments ve no impossible resahana eto sa le acte?
Toa ile acte no tsy lasa amin'ny virtoaly ko! Dia izay izany ilay ataon'i majakely hoe impossible ny amour virtuel! Fa i majakely aloha bandy sa sipa e? :wink:
30. fijo ( 02/12/2005 23:26)
ny fitiavana olona efa jokotra no tsy possible intsony,fa ankoatr'izay mbola mety ihany ka
31. Herimiafina ( 09/12/2005 15:13)
Ngah ny fitiavana misy pointure otsan'ny kiraro zany e? Ny fiarahana no misy pointura klé. Kanefa fitiavana tsy midiha mihintsy foana hoe fiarahana.
32. tsahanontaniana ( 09/12/2005 23:33)
ie fa en pourcentage ny unité-ny :}nenaka zo 100% ny pointurany fitiavako refa mitia za.
33. Fantara ( 11/01/2006 05:16)
Misy tantara fantatro amour impossible e! Vehivavy iray izay nifankatia tamin'ny zaodahiny, izany hoe vadin'ny rahavaviny. Izany hoe tsy azo tanterahina ho lasa fanambadiana fa afaka natao satria niafina, ary dia ny olna dia niteraka adin-tsina lalina na ho an'ilay bandy na ho azy vehivavy. Ka ny amour impossible toy izany amiko dia tsara raha atao ary ny tsy aha-possible azy satria tsy maintsy hisy ho simba ny iray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6261