amour impossible

1. xxx ( 24/11/2005 09:32)
misy karazana fitiavana betsaka nefa koa ao ny atao we amour impossible toa ny fisarahan-toerana na koa tsy mifampiteraka na koa tsy libre intsony ny iray ,tsy avelany ray amandreny miaraka... sns sns !
ahoana ny atao mba ahatonga io amour impossible io ho possible?
novalian'i Fantara ny 11/01/2006 05:16
2. pika ( 24/11/2005 09:43)
raha tena mivaivay ny fitiavana na ny andaniny na ny ankilany tsy tokony hisy izany amour impossible izany
tsy maintsy ahitana vahaolana foana

inona moa ny maha impossible ilay tsy mifampiteraka zaza7 aza anie hono tsy mahafehy trano e ny fitiavana no mamatotra azo antoka aharitra fa tsy ny zaza misy ny olona tsy mifampiteraka fa mifankatia...

rehefa tena tia mahay misacre e :lol:
3. ari.malala ( 24/11/2005 09:50)
miombonkevitra @ pika za
4. lapino ( 24/11/2005 10:12)
ahoana ny atao mba ahatonga io amour impossible io ho possible?

Sô de mba mila vôtsiary zany k'le?!!

5. Falitiana2005 ( 24/11/2005 10:52)
je vous dit seulement "rien n'est impossible" aussi avec l'amour on peut faire tout.
6. majakely ( 24/11/2005 11:11)
Ny amour virtuelle zao impossible ...hihihi
7. hajasoa ( 24/11/2005 11:38)
tsy misy ny azo a mbara f aleo mamitsaka
8. bozimanga ( 24/11/2005 11:40)
tsy misy tsy vitan' ny fitiavana fa tsy misy an' izany impossible zany.Marina mihitsy io tenin' i pika io
9. lapino ( 24/11/2005 11:56)
Manaova hono zany fitiavana dia lasa possible ny impossible!

Sa diso aho? :lol:
10. mamzelkely ( 24/11/2005 12:51)
majakely:

Ny amour virtuelle zao impossible ...hihihi



sure amizany ve ky njy :roll: de refa mifanena aveo de aôna mbola impossible fôna veuuuuu:roll::-D
11. Ragadona ( 24/11/2005 13:13)
Iriko d mba iriko tokoa ny hahatanteraka an ilay hoe tsy misy tsy vitan ny fitiavana, indrisy anefa fa tsy afa misaraka amin lay vatana manana ny fetrany izy...kanefa na izany aza, hevero ho toy ny hery tsy azo toherina izy d hanakaiky ny lanitra faha 7 ianao...
12. Mael ( 24/11/2005 13:29)
8O8O ko raha anambavy kosa vé leretsy tsy ho amour impossible a!! ,:oops::oops:, ilay hoe amour mantsy eto tsy voafaritra tsara hoe amour amina sipa, hi,hi,hi...., za kou fetsss an!!.:P
13. fameusecousine ( 24/11/2005 14:37)
za sy i hermiafina ohatra de impossible=))=))=))
14. majakely ( 24/11/2005 14:45)
mamzelkely
15. mamzelkely ( 24/11/2005 15:22)
majakely< marina ange ky zany e :roll:
16. sonwin ( 24/11/2005 15:58)
tout est possible sauf l'impossible :°)
17. fasaly ( 24/11/2005 17:22)
tout est possible jusqu'à l'amour impossible
18. Herimiafina ( 24/11/2005 17:25)
fameusecousine:

za sy i hermiafina ohatra de impossible=))=))=))

Inn ty ataonao mitingitingina ato ry cousine malala lova tsy mifindrako, hehehehe=))=))

Matoa impossibla le fitiavana de tsy ampy angazman zany izy roa e, avy amin'izy roa ny faute n'inn n'inn mitranga ato excuse eo, hehehehehe:-D:-D:-D:-D

19. hesham ( 24/11/2005 18:45)
majakely:

Ny amour virtuelle zao impossible ...hihihi



Mety ho possible nji fa oka etsy an hihihihi , za zao amoureuse @ virtuelle hihihihi:-D:-D:-D
20. vale ( 24/11/2005 19:03)
"l'amour hono plus fort que la mort" ka rehefa tena mifankatia ve izy roa tsy ho lasa possible ho azy eo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5452