tsy mahafantatra recette mofo akondro

1. larissa ( 23/11/2005 16:38)
efa ela aho no tea anao mofa akondro fa mba meo raha manana nareo azafady!!!
répondu par larissa le 15/12/2005 18:56
2. Fanja1 ( 23/11/2005 16:56)
125g de farine
1c à soupe d'huile
1c à soupe de sucre
1 oeuf
1/2 verre d'eau ou lait ou bière
Sur le feu très doux, melangez tt ds 1 casserole jusqu'à ce qu'elle devienne absolument lisse, mais pas trop liquide. Recouvrez la d'1 tissu propre. laissez reposer pendant 1H ou 2h. pelez puis coupez les bananes en rondelle épaisse.
3. Fanja1 ( 23/11/2005 16:57)
io de misy ray au lait de coco? ka ahoana?
4. Fanja1 ( 23/11/2005 17:12)
Preparation et cuisson : 20mn
12 mini bananes (varieté asiatique de bananes , à defaut 4 bananes=
Pour la pâte:
25g de beurre, 10cl de lait de coco, 75g de farine de riz, 3 c à soupe de noix de coco râpée., 2 c à café de sucre, 1 pincée de sel, 1l d'huile pour la friture.
1) Pelez les bananes (si ce sont des bananes courante, coupez les en 3 morceaux égaux) Faites fondre le beurre, à feu doux ds une petite casserole.
2) Ds 1 saladier, mettez le lait de coco, la farine de riz, le sel, le sucre , la noix de coco râpée et le beurre fonduN travaillez tous ces ingrédients à l'aide d'un fouet pour obtenir une pâte lisse. Celle-ci doit avoir la consistance d'une mayonnaise.
3) Faites chauffer l'huile ds une friteuse. Tournez les bananes ds la pâte obtenue et faites les dorer pendant 4mn ds l'huile chaude par petites quantités. Attention aux projections d'huile! lorsqu'elles sont cuites, retirez-les à l'aide d'une écumoire et égouttez-les soigneusement sur papier absorbant
bon app!!!!!!!!!! :-)
5. fiaritiana ( 23/11/2005 18:26)
efa nanao lesy tsika tato an trano a! sa ela te hanao azy mihitsy e
6. larissa ( 24/11/2005 18:08)
misotra any fanja:D:D:D




7. ari.malala ( 25/11/2005 07:31)
merci Fanja1! tena appetissant b le izy aky, nitelondrora mitns ah :)
8. Fanja1 ( 25/11/2005 17:20)
larissa sy ari.malala de mba ilazao vao
9. Fanja1 ( 25/11/2005 17:21)
lasa tsy nahy. larissa sy ari.malala de mba ilazao vao² aza za an!!!!!!!!! de rien e
10. Herimiafina ( 25/11/2005 18:31)
Misy ingredient tena important be adinonareo klé: asina vanille kely mba ho manimanitsa tsara.

De ty kou preparation favy: refa masaka le mofo akondro de atao anaty caramel sy chocolat.

Izany hoe izao izany: atao mafana foana izany mba hitsiranodranoka foana le chocolat caramel de alefa ao le mofo akondro. Dessera favy an, hehehehe:-D:-D
11. Fanja1 ( 26/11/2005 10:15)
miam miam herimiafina
12. larissa ( 26/11/2005 23:37)
misotra anareo rehetra adeha anao za zao !!:-*:D
13. fiaritiana ( 27/11/2005 15:01)
zay njay ny recetten dra herimiafina,so de voan ny diabeta amin zany eo:-D:-D:-D:-D, mofo akondro a l americaine ny an i herimiafina!=D=D=D
14. mirana5 ( 28/11/2005 19:11)
lay recette mofo akondro @coco ve dia tsy asiana atody akory koa tsy ho mafy hum!
15. Herimiafina ( 28/11/2005 20:25)
À l'amerikana ahoana njay ary ry fiaritiana? ny mofoakondro aza gasy de raherimiafina konkou gasy petaka knou, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
16. fiaritiana ( 28/11/2005 20:41)
mofo akondro au chocolat:-D:-D:-D:-D:-D:-D,mbola tsy nisy nivarotsa io??:-D:-D:-D:-D
17. Herimiafina ( 28/11/2005 20:53)
Ie, resaka marketing io, mila ovana ny mofoakondro amidy mba ho tin'ny mpanjifa, mila zava-baovao ny mpanjifa e, hehehehee:-D:-D:-D:-D
18. zouzou ( 28/11/2005 21:03)
Herimiafina:

Ie, resaka marketing io, mila ovana ny mofoakondro amidy mba ho tin'ny mpanjifa, mila zava-baovao ny mpanjifa e, hehehehee:-D:-D:-D:-D



Tena mba gravy be izay recettes omenao an !!!
Raha ianao no manao sakfo foana izany dia tsy amin'ny kilao fa amin'ny tône ny fianakaviana :-D

19. Herimiafina ( 28/11/2005 21:15)
Ka andahoina ho an'iza ary le sakafo tsy ho an'ny akama sy ny fianakams e, Favy be le mampirevy an, fa aza diso siramamy na sira fotsiny le izy fa tonga de voamenomenona klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
20. fiaritiana ( 28/11/2005 22:07)
ampiseho anà oe zany mofo akondron i herimiafina zany??:-D:-D:-D:-D:-D, zany ve tsy marron marron be raha au chocolat?? hihihihihihi, toa mampiné anà sahady zany!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1934