tsy mahafantatra recette mofo akondro
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
21. Herimiafina
(
29/11/2005 00:10)
Tena vrai mofoakondro alou le tin'i toi hita sa le mofoakondro sens figuré, klé, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/e40e0944d4ee8b6a1134dd220053d00c.jpg)
23. zouzou
(
29/11/2005 09:13)
Herimiafina:
Tena vrai mofoakondro alou le tin'i toi hita sa le mofoakondro sens figuré, klé, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
Ataovy an-tsary hoe izany fa tsy azoko, somary vendrabendrana ny akama eeee:?:
![](https://avatar.serasera.org/b695bd8e33ff067ab8c59ac271e12f5f.jpg)
24. fiaritiana
(
29/11/2005 13:57)
Herimiafina:
Tena vrai mofoakondro alou le tin'i toi hita sa le mofoakondro sens figuré, klé, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
ka na lé vrai mofo akondro na lé mofo akondro amboarina toa mitovitovy ihany satria nenao avec chocolat dé tsy misy hanavahana azy tsony!fa ny hamaminy lo tsy haiko raha mitovy na ahoana e!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
25. Herimiafina
(
29/11/2005 18:30)
zouzou:
Ataovy an-tsary hoe izany fa tsy azoko, somary vendrabendrana ny akama eeee:?:
Le vrai moafoakondro le hitanao eny amin'ny mpivarotsa ireny, fa le an'i herimiafina le asiana chocolat, hehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/e40e0944d4ee8b6a1134dd220053d00c.jpg)
26. zouzou
(
29/11/2005 20:06)
Herimiafina:
zouzou:
Ataovy an-tsary hoe izany fa tsy azoko, somary vendrabendrana ny akama eeee:?:
Le vrai moafoakondro le hitanao eny amin'ny mpivarotsa ireny, fa le an'i herimiafina le asiana chocolat, hehehehe:-D:-D:-D:-D
:-D tandremo aza sao dia botan'ny sôsy an !!!
tsy afaka miafina intsony ianao sinon :lol:
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
27. Herimiafina
(
30/11/2005 06:17)
Ka zah anie ry zouzou tsy miafina fa le pouvoara-ko no miafina eh, hehehehe:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
29. Herimiafina
(
01/12/2005 00:14)
Ie, de injainjay kou glacer-na tsara de otsan'ny gateau eclair mahintsiny, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
31. Herimiafina
(
01/12/2005 19:24)
Tsy avela hivaingana kah, le chocolat mifono amizany ihany no mihamafy de tena lasa favy be klé, miaraka amin'ilay tsiron'akondro ao anatiny, hummmm:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/b695bd8e33ff067ab8c59ac271e12f5f.jpg)
32. fiaritiana
(
01/12/2005 20:02)
aza avela ho mafy be aza fa manjary tsy laitra hohanina a!zà mantsy somary efa bangabanga izay ihany ary efa malemilemy ny nifiko sasany! lol!
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
33. Herimiafina
(
01/12/2005 20:37)
Inn foan ary ty lol-nao isaky ny mihetsika ity, iza njay no nampianatsa an-driko an'izany? hehehehe:-D:-D
Meo tsakoiko kalongany de avy eo vao haninao rah tsy laitranao, hehehehe:-D:-D:-D:-D
Meo tsakoiko kalongany de avy eo vao haninao rah tsy laitranao, hehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/e40e0944d4ee8b6a1134dd220053d00c.jpg)
35. zouzou
(
02/12/2005 07:28)
Herimiafina:
Inn foan ary ty lol-nao isaky ny mihetsika ity, iza njay no nampianatsa an-driko an'izany? hehehehe:-D:-D
Meo tsakoiko kalongany de avy eo vao haninao rah tsy laitranao, hehehehe:-D:-D:-D:-D
tena tsy lany resaka mihintsy ianao an !!!!
![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
36. ari.malala
(
02/12/2005 07:54)
Herimiafina:
Tena vrai mofoakondro alou le tin'i toi hita sa le mofoakondro sens figuré, klé, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
fa in le mofoakondro au sens figuré? :-D:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/b695bd8e33ff067ab8c59ac271e12f5f.jpg)
37. fiaritiana
(
02/12/2005 12:10)
Herimiafina:
Inn foan ary ty lol-nao isaky ny mihetsika ity, iza njay no nampianatsa an-driko an'izany? hehehehe:-D:-D
Meo tsakoiko kalongany de avy eo vao haninao rah tsy laitranao, hehehehe:-D:-D:-D:-D
reny lol reny zao no mba laitrako e!aleo alonako kely lo raha mafy be fa raha tsakoinao ve tsy faikany sisa klé!
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
39. Herimiafina
(
10/12/2005 20:42)
DE aza adino le chocolat klé, mofoankondro au chocolat, zany an, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/d4917cd4cedae16417cfddb3ce292e45.jpg)
40. larissa
(
11/12/2005 09:51)
Fanja1:
misotra
Preparation et cuisson : 20mn
12 mini bananes (varieté asiatique de bananes , à defaut 4 bananes=
Pour la pâte:
25g de beurre, 10cl de lait de coco, 75g de farine de riz, 3 c à soupe de noix de coco râpée., 2 c à café de sucre, 1 pincée de sel, 1l d'huile pour la friture.
1) Pelez les bananes (si ce sont des bananes courante, coupez les en 3 morceaux égaux) Faites fondre le beurre, à feu doux ds une petite casserole.
2) Ds 1 saladier, mettez le lait de coco, la farine de riz, le sel, le sucre , la noix de coco râpée et le beurre fonduN travaillez tous ces ingrédients à l'aide d'un fouet pour obtenir une pâte lisse. Celle-ci doit avoir la consistance d'une mayonnaise.
3) Faites chauffer l'huile ds une friteuse. Tournez les bananes ds la pâte obtenue et faites les dorer pendant 4mn ds l'huile chaude par petites quantités. Attention aux projections d'huile! lorsqu'elles sont cuites, retirez-les à l'aide d'une écumoire et égouttez-les soigneusement sur papier absorbant
bon app!!!!!!!!!! :-)