enina ny tongony
1. gasitiako
(
23/11/2005 11:46)
Sendra mbola teo am-pandriana ramatoa niaraka tamin' ny sipany no niditra avy any ilay vadiny mamolava tsy nampoizin-dRamatoa mihitsy.Ilay rangahy anefa tsy nahatsikaritra n' inon' inona fa tonga dia nisisika teo am-pamdriana koa moa ilay rafilahy tsy afa-nitsoaka intsony
-O ramatoa ity a,toa enina anie izany tongotra mivoaka ny drap izany e.
-O rangahy ity a,f' ianao ve mahay manisa e.Andehana anie midina dia isao indray e.
Nidina ny fandriana ilay rangahy.
-Isa ,roa ,telo,efatra.Hay ,marina ny anao ramatoa.

novalian'i Veloo ny 24/11/2005 23:16
9. gasitiako
(
24/11/2005 11:53)
marina kosa ny an'ny lery fa efatra sisa ny tongotra satria lery nidina nanisa de tsy voaisa intsony ny azy ko