fitiavan-tena ve!

21. Herimiafina ( 23/11/2005 16:14)
Ie, ny basy anie mbola chargé tsara ary betsaka bala e, ary ny haza marobe.

Fa misy condition bedabe izany: ohatra hoe tsy voarara ny fihazana (tsy manambady)ary efa nahita le haza tsy mety lany izay nampirimina any antrano.

Izaho anie tsy manohitra ny fampirafesana e, fa raha te hampirafy de aza rarana fotsiny le partenera tsy hampirafy konkou.

Raha mbola te-hampirafy de aleo ihany selibatera aloha toy izay efa manambady. Satria manjary toy ny namitaka le vady raha izy takiana fitiavana bedabe sy fidelité nefa kay ny tena tsy afaka hanome fahafampo azy akory.

Betsaka ny olona no miady mivady satria mandefa vola any amin'ny fianankaviany ilay ramatoa ohatra, de ny ao antrano no asiana mihafy. Otsan'izay ihany le izy.

22. mandrindra ( 23/11/2005 16:30)
Fa maninona no hoe natokana ho an'ny selibany ny fananana olon-tiana isankarazany ? raha alaiko amin'ny famaritanareo hoe mamitaka ny mitifitra any ivelany dia samy mamitaka daholo anie izany na selibany na ny efa nandalo teo alohann'ny ben'ny tanana e !!!
Sady aiza ao antin'ilay taratasy nosoniavina iny moa no misy hoe tsy mahazo mikaly any ivelany fa tsy maintsy ao antrano foana.
Fa marina aloha ny hoe rehefa mitifitra any ivelany ny andaniny dia mba mahazo mandeha manao gibier koa ny ankilany e.
23. Herimiafina ( 23/11/2005 16:49)
Ny fanaovan'ny olondrehetra an'izany anie tsy midika mahintsiny hoe tsara ny mihinana any ivelany e.

Tsoahy anie ny frein morale retsaretsa de hitanao ny fihodin'ny société raha tsy lasa bordel.

Raha ohatra atao hoe tsy maninona raha mamono olona rehefa tena justifié fa tokony novonoina ilay olona, ohatra, de jereo ny vokany avy eo.

Ny frein morale tsy maintsy asiana, tsy natao hampijanona taneteraka fa mba hampi-ralentrir ny zavatra toy izany.

Manjary miheritreritra daholo mantsy i babay sy roavohitra fa afaka manao izany izy, nefa be dia be ny contexte mahatonga izany, be dia be ny condition, fa tsy isaky izay mahatsiarod e andeha handeha hihinana any ivelany.
24. vivi ( 23/11/2005 19:41)
za akory tsy manome rariny ny mpanoratra fa indraindray kosa anie mety ho sendra tenter ny tena e , fa tsy midika akory we zay olona hitanao mandalo zao d ahatara anao daholo fa ny tena kosa anie mbola olombelona d mety hosolafaka e , fa ny ezaka aloha d ny tokony tsy hanao intsony @ manaraka , fantako koa aloa we tanana efa zatra mitsotra d tsy mety intsony fa ny zavatra tsy maintsy hezahana d ny mivavaka satria io no hery hafaka hanafaka antsika @ fakampanahy ,io koa anie tsy fantatrao fa io olona iny koa no tena hanjara indray d ahoana zany, misy olona misaraka d manambady d iny no vadiny mandrakizay e!, matoa koa anie ilay izy miseho @io fotoana io d mety misy dikany kosa anie ! maninona hisanandro ianao tsy @zany mihitsy fa indray andro tsy ampoizina no sendra anio ,ao raha fa tsy haitsika ,aza adino koa ny lahatra !
25. Herimiafina ( 23/11/2005 20:44)
Zah re tsy de stricta izany fa mba mi-testa fotsiny zah hoe hatraiza no mety maha-convaincu antsika amin'ny hevitr'isika e.

Misy mantsy olona mifanerasera amin'i herimiafina matetika manana principe be nefa tsy tena mety aminy fa nahita olona manao ilay proincipe izy de mba mangalatahaka fotsiny de izay.

Toute action humaine est pertinente (misy antony daholo izany, ary antony mazava).
26. mamzelkely ( 24/11/2005 12:45)
za alo de mitazona ny hvt tro e:wink::-D
27. Ragadona ( 24/11/2005 13:33)
OK, mety ho azo justifierna tsara ilay fiarahana amin olona hafa ivelany, fa justifiable kokoa zay mety ho réaction n'ilay tompony ra mahatratra... tena ohatry ny tsy mety le izy ry akama isany a
28. mamzelkely ( 24/11/2005 15:25)
zany veuuuuuuuu:-D
29. Herimiafina ( 24/11/2005 17:28)
Ny fitiavana kou ne azo atao any antsaina tsara e, afaka mitia olona an'heritreritra fa tsy voatery hifapikasobatana foana klé,

Refa mifampikasobatana injay de mitovy daholo, misy tanana roa, misy tongotra roa, misy tranonjaza iray misy fofon'elika, misy fofotongotra, mitovy aby e, hehehehe:-D:-D
30. Ragadona ( 24/11/2005 17:30)
Ieeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
31. hesham ( 24/11/2005 18:52)
Herimiafina:

Tsy aleo ve izy tsy nofatorana tao antrano ry sasa raha tsy nahafeno ny banga akory. Manjary lasa otsan'ny nisoloky njay mantsy raha mahavita manorintoikatrano, managataka fitiavana amin'ilay olona nefa tsy de tia azy akory fa mitady famenompitiavana any ivelany.
Aleo wa tsy manambady toy izay tafajabaka amin'ny zavatra toy izany.
Ratsy ny mandainga, ratsy ny mamitaka sy ny misoloky, nefa vitan'ny olona amin'izao fotoana izao ny mampanantena fitiavana de manambady mihintsy nefa aty ambadika kay mbola mitady fitiavana hafa sy manampitiavana amin'olonkafa.


Ilay izy anie ry herimifiana mety tamin`ny voalohany mety tsy te hamitaka ilay olona 1 e , ary mety tsy nanana eritreritra ny amin`izany fa mandeha volana , taona mety niova tampoka ny fiainana ao antokantrano , lasa misy zavatra banga tampoka dia zay anie no mahatonga ny olona sasany mampirafy ohatra e , in11 le izy aty aorina vao hita hoe misy tsy ampy fa tsy alohan`ny nanambadianana azy .:-D:-D:-D:-D

32. vivi ( 24/11/2005 19:03)
mitovy hevitra @nao ko za satria raha efa fantatra kosa v @ voloany v d inona ny mbola hidirana @ fanambadiana , fa aty aoriana ianao no mitsara we tena tsy izy ty , nefa efa trop tard ka tsy maintsy manao ny adidinao @ mahavady anao ianao , zany we tsy afa misaraka , io ilay voady ,fa ny tsara aloa d ny aza tratrany fotsiny , za aloa tsy sahy manao voady e , za zao efa ela b tsy niresaka t@ herimiafina d efa tena mafi amiko , maika fa herimiafina mivantana d aleo tsy mahita ka fa sao hijangajanga eo ! eo vao voatorabato ny tena vhv !, sady @ zay vato kolonjy b an! an! an ! maty a!
33. hesham ( 24/11/2005 20:04)
vivi hihihihi :-D:-D:-D:-D:-D
34. hesham ( 24/11/2005 20:12)
XXX an . Tsy fitiavantena fa manao zay mahafalifaly ny fo sy saina mba ho ela velona .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
35. Herimiafina ( 25/11/2005 18:40)
Ary le hesham ty mamalankira an, mitady ampirafy anah ngah ndroky klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
36. hesham ( 01/12/2005 14:13)
herimiafina hihihi ,io ary fa tsy mahatanty sahady nefa manao , mbola vo soratra fotsiny ary io fa raha action mety tsy zakanao raha hanao za an .
Ka za mamalankira fona satria refa mba tokony hankany ampengonana hianatra hira tsy mande any fa lozana mankany ankafa fona :-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6694