fitiavan-tena ve!

1. xxx ( 22/11/2005 19:41)
hitako tato @ torohevitra maro tato we ny hezaka atao mba ahazoana olona iray tsiriritinao d ilazana we fitiavan-tena , tsy fitadiavana fahasambarana v zany? ohatra :raha misy olona 1 tsiriritiko nefa za manam-bady, zany v d efa fitiavan-tena nefa za aza tia azy b,lafiny iray anie fantako izany tsy mety nefa ilay olona tsiriritiko aza mety iharaka amiko indraindray !ny tsy mety angamba dia ny fanaovana tsinotsinona ny ao an-trano fa ny tsy fampirafesana akory raha miezaka za anafina sy hanolotra fitiavana betsaka aminilay ao antrano d ho diso v ,izy aza efa sambatra vokatra ny ataoko @! , ary ilay any ivelany aza faly koa !hevitrareo! ady hevitra io fa tsy voatery we zany ny zava misy!
novalian'i hesham ny 01/12/2005 14:13
2. cutie ( 22/11/2005 19:47)
refa zakanao de ataovy , in ny pble :-D
3. steeeel ( 22/11/2005 21:16)
xxx:

ny tsy mety angamba dia ny fanaovana tsinotsinona ny ao an-trano fa ny tsy fampirafesana akory

Inn mahasamy hafa an'izy roa ireo, hazavao kely hoe, fa tsy takatry ny sain'i herimiafina an!:-D:-D:-D:-D


4. Herimiafina ( 22/11/2005 21:17)
steeeel:

xxx:

ny tsy mety angamba dia ny fanaovana tsinotsinona ny ao an-trano fa ny tsy fampirafesana akory

Inn mahasamy hafa an'izy roa ireo, hazavao kely hoe, fa tsy takatry ny sain'i herimiafina an!:-D:-D:-D:-D


Ie, azavao tokotrany hoe fa tsy mety takatry ny saiko klé, hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D

5. sasa ( 23/11/2005 05:18)
amiko indray aloha matoa tia olona hafa ankoatran'ny le efa ao an-trano, d tsy d hoe fitiavan-tena loatra mety hoe misy zavatra tsy feno angamba ny an'ilay ao an-trano ka miezaka ny hameno an'izany any ivelany ilay olona.
Hevitro manonkana io.
6. Herimiafina ( 23/11/2005 05:23)
Tsy aleo ve izy tsy nofatorana tao antrano ry sasa raha tsy nahafeno ny banga akory. Manjary lasa otsan'ny nisoloky njay mantsy raha mahavita manorintoikatrano, managataka fitiavana amin'ilay olona nefa tsy de tia azy akory fa mitady famenompitiavana any ivelany.
Aleo wa tsy manambady toy izay tafajabaka amin'ny zavatra toy izany.
Ratsy ny mandainga, ratsy ny mamitaka sy ny misoloky, nefa vitan'ny olona amin'izao fotoana izao ny mampanantena fitiavana de manambady mihintsy nefa aty ambadika kay mbola mitady fitiavana hafa sy manampitiavana amin'olonkafa.

Mino aho fa metetika ny olona manao toy izany le faran'izay tsy mahatanty refa manao kou le ao antrano (mampirafy io an). Crois-moi, efa hitako izany, zah nahatanty fa refa nanao amin'izay zah de hitako hoe narary an'ilay olona ny vokany, de naleo faranana, toy izay hifamitaka.
7. pika ( 23/11/2005 05:52)
Mino aho fa metetika ny olona manao toy izany le faran'izay tsy mahatanty refa manao kou le ao antrano (mampirafy io an). Crois-moi, efa hitako izany, zah nahatanty fa refa nanao amin'izay zah de hitako hoe narary an'ilay olona ny vokany, de naleo faranana, toy izay hifamitaka.

marina io ary hihombonako hevitra
8. fasaly ( 23/11/2005 06:23)
sasa:

amiko indray aloha matoa tia olona hafa ankoatran'ny le efa ao an-trano, d tsy d hoe fitiavan-tena loatra mety hoe misy zavatra tsy feno angamba ny an'ilay ao an-trano ka miezaka ny hameno an'izany any ivelany ilay olona.
Hevitro manonkana io.




ié zà kou milaza izany lazain'i sasa zany
9. majakely ( 23/11/2005 06:48)
Samy misy mahamarina azy dôly reo voalaza ireo....Ny tiko holazaina fotsiny de raha i xxx afaka mi-gerer tsara azy mou,de tsy hitako ny olana ka...tandremo fotsiny sao tratra ka ho votso_droa eo!!;-)
10. fasaly ( 23/11/2005 12:20)
tsara ny manandroa fa ratsy be raha votso-droa
11. mamzelkely ( 23/11/2005 12:35)
fasaly< marina ny anjy:wink:
12. ari.malala ( 23/11/2005 13:14)
ts haiko alo zareo fa za d contre ary contre fôna mints ny afmpirafesana!!! tsisy tsy vitan'ny resaka anie e, ka raha fitiavana tsy ampy no mahatonga hitady any ivelany, manin ra miresaka we zao anie no tsy ampy ahy e... d mba miezaka ny andaniny manarina ilay tsy mety... asa alo e... ary le filazan'i xx we
lafiny iray anie fantako izany tsy mety nefa ilay olona tsiriritiko aza mety iharaka amiko indraindray
ts mamitabahoaka v enao @zany sa v d teneninao we enao efa manambady enao d izy no mbola mety miaraka aminao? maivandoha izy...
13. diamondra27 ( 23/11/2005 14:11)
sasa: ka oviana vao ho feno f'anga tsy hitanareo le lisitra be @ le dinika oe inona ny itiavan'ny vhv ny lhl. mitovy ihany na vice-versa aza e
14. diamondra27 ( 23/11/2005 14:13)
sasa sy fasaly: de ahoana ary no hamenoanareo ny banga e! tsy misy olona idealy nge eto antany fa tsy maintsy misy defaut kely foana e! ka iny kely iny indrindra no mahatonga azy hijery any ankafa
15. diamondra27 ( 23/11/2005 14:15)
zai mits ry ari a! dialogue ihany no solution
16. ravakamalala ( 23/11/2005 14:35)
mety hoe misy zavatra tsy feno angamba ny an'ilay ao an-trano ka miezaka ny hameno an'izany any ivelany ilay olona.


f'anga dia tsy maintsy fenoina ilay banga, ianao izany tsy mba afaka ny hiafy mihitsy hoe izay zany ny toetran ilay olona, fa efa novadianao izy dia mba anjaranao ny, 1° na miafy ianao, na 2° miezaka manova azy. Aminao koa anie zao misy banga e! misy zavatr tadiavin ilay olona miaraka aminao fa tsy ananao, dia handeha hameno banga any ankafa koa izy?

raha misy olona 1 tsiriritiko nefa za manam-bady, zany v d efa fitiavan-tena nefa za aza tia azy b,lafiny iray anie fantako izany tsy mety nefa ilay olona tsiriritiko aza mety iharaka amiko indraindray !ny tsy mety angamba dia ny fanaovana tsinotsinona ny ao an-trano fa ny tsy fampirafesana akory raha miezaka za anafina sy hanolotra fitiavana betsaka aminilay ao antrano d ho diso v ,izy aza efa sambatra vokatra ny ataoko @!


FITIAVAN TENA? ny tenanao no faly voalohany satria azonao daholo izay tadiavinao : ilay ao an trano , ilay any ivelany.
17. Herimiafina ( 23/11/2005 15:25)
Juste imaginer-o hoe misy mangalatra ny lambanao miahy eo antokontany, na voasoloky ianao, de ahoana ny fihetsemponao?

Ho an'ilay mpangalatra sy mpisoloky de tsy mampaninona azy izany satria izay angamaba no nitezana azy hoe afaka maka ny an'olona ianao.

Ho an'ilay voasoloky sy voahalatra de mety vodona ny fierté, ny orgeuil, voafitaka nanome fitiavana kay tena tsy ampy an'ilay olona izany, nefa ilay olona nitaky be de tsy nanome akory izay tokony nomeny fa nozarainy tamin'olonkafa izany.
18. mamzelkely ( 23/11/2005 15:28)
misy zvt ry reto ts vita dialogue le izy anie sentiment ts hay ny manakana anazy e refa tinao iny de ra manana okaz kosa ve enao ts saisisser-nao iny fa hiandry eo zay le we mamy etsy fy eroa e...:-D
19. mandrindra ( 23/11/2005 15:47)
marina izany mamazelkely !!

herimiafina, juste imaginer-o hoe mpihaza mandehandeha any an'ala dia nahatifitra vorona iray. Ny basy mifahana, ny bala mbola betsaka ny vorona sy ny giiber feno, dia tsy hitifitra intsony ve? an3 tifiriko daholo izay mety ho voako raha izaho ilay mpiaza.
20. chipie1 ( 23/11/2005 16:04)
mandrindra > oka marina hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.602