Ny voany no amantarana ny hazo

1. tsimiandravola ( 21/11/2005 15:05)
-Toy izao no voankazo novokarin'ny hazo izay nilazan'i Jesoa hoe: "ny voany no amantarana ny ny hazo".
"Ny amantaran'ny olona fa mpianatro ianareo,dia raha mifankatia"
"Miasa foana ny mpanorin-trano raha tsy i Jehova no manorina azy"
"tsy ampy saina ny olona manorina ny tranony eo ambony fasika"
Araka ireny teny ,na fehezan-teny ireny (izay notsongaiko toy ny fampiasan'nireo izay milaza azy ho kristianna ihany=extraction hors contexte) dia ahoana indray no fomba iarovanareo ny "idéologie" kristianna?.

INDRO ARY NY ROHY http://www.christianisme.ch/christianisme.htm
NB:Maro ny kristianina no tsy mahafantatra akory ny tantara ka ny famalianao an'io lohahevitra io haingana dia haingana dia porofo fa tsy mandraharaha akory ny hamaky ny rohy ianao.Aleoko lavitra aza tsy misy mihitsy ny mpamaly ny dinika arosoko.
Misaotra fa tsy kwa!:lol:
novalian'i jentilisa ny 03/12/2005 13:27
2. lapino ( 21/11/2005 15:15)
tsimiandravola:
dia ahoana indray no fomba iarovanareo ny "idéologie" kristianna?.

"Ideologie" ??!!!...

:arrow: Andriamanitra no miaro ny Teniny ry Tsimiandravola
3. xxx ( 21/11/2005 17:25)
marina ny an\'i Lapino.

Mety hiteny ianao ho tsy namaky ny rohy aho --- fa raha nahavaky sy nandalina io zavatra lava be io ianao, dia antenaiko fa efa mba namaky, na nitsiditsidika fotsiny aza, ny baiboly - Ooops, hay moa efa nolazainao ao amin\'ny momba anao, fa nampiasa filtre solaire mihitsy ianao hahitanao ny lesoka ao anatiny! Dia na ny tanjaky ny filtre aza ve tsy mampiaiky anao? nefa ny olona tamin\'izany tsy mbola nahay resaka montage sy mixage akory! dia avelako ianao no handinika ny tantara!~

\"Un peu de science éloigne de Dieu, beaucoup de science rapproche de lui\" (F.B.)
4. ravakamalala ( 21/11/2005 22:08)
Ka ny rohin i tsimiandravola mampatahaatsa!!
5. xxx ( 21/11/2005 22:40)
tsimiandravola:
dia ahoana indray no fomba iarovanareo ny "idéologie" kristianna?.

Fangah izy io ideologie? Izahay tsy hiaro fa anjaran'Andriamanitra izany ka dia enjeho mafy araka izay tratry ny eritreritrao ry tsimiandravola an!

Fantatrao ve hoe iza no handresy amin'ilay Aramagedona (tsimiandravola v.s. Dieu)?
6. eprom ( 22/11/2005 06:44)
Ireo rehetra voalaza ireo de tantara efa fantatro ny ankabeazany. Aza hadinoina fa ny kristiana de olombelona ihany, izay manana ny fahalemeny, ka tsy tokony atao hahagaga mihitsy raha misy kristiana manao hadisoana. Tsimiandravola ary ve de sahy milaza fa rehefa ny \"raison\" fotsiny no mitondra ny olona de manjary tsara fitondran-tena izy? Firifiry ny mpamono olona, mpisavi-behivavy, mpangalatra no mihevitra fa tsy diso satria ny eritreriny de manamarina ny ataony?
- Moa de mpivavaka daholo ireo mpandripaka tany Rwanda?
- Tsy ny rationalisme ve no nahatonga ny kominista hanao habibiana mahatsiravina hatramin\'izao ( Korea avaratra, chine )?
- Moa de ny fivavahana no nanosika an\'i Hitler hamono ny Jiosy? Tsarovy fa na Lotera aza tsy nahita porofonkevitra mazava ara-baiboly hanamarinana ny fankahalana jiosy, ary izay fampianaran\'ny Lotera mikasika izany de tsy notanan\'ny fiangonana loterana velively satria avy @ olombelona izany fa tsy avy @ Andriamanitra.
- Avy amin\'iza ny fandripahana mpitondra fivavahana tany Espaina t@ ady antrano 1936?
- Tsy Frantsa laika ve no nisian\'ny raharaha Dreyfus?
- Tsy ny revolisionera frantsay tsy tia fivavahana ve no niady antrano nifamono ( Danton, Robespierre,..)tamin\'ny sarintsarim-pitsarana?
- Ny mpivavaka ve sa ny mpitrandraka volamena no nanao izay nandripahana ny mena hoditra?
Lava loatra raha tohizana.....
7. jentilisa ( 22/11/2005 07:44)
Efa maro ny nanoratra, na i Paoly aza efa niteny fa misy ny rahalahy sandoka...Misy ny manala baraka ny anaran'Andriamanitra, ary tsy mahagaga izny fa tsy maintsy ny malaza ratsy ihany aloha no malaza voalohany! Sa ahoana?
8. lapino ( 22/11/2005 08:26)
Tena nisy ary mbola misy ary hisy foana ny fampiasana ny anarana 'kristiana', sy izay voasoratra ao amin'ny baiboly ho amin'ny zavatra ratsy, fitondram-piangonana mihitsy no nanapa-doha, sns ...

Nisy mihitsy koa ny fampianarana diso, fanasana atidoha natao ny olona teo anivona fiangonana 'kristiana',

Tsy voatery mitovy anefa ny hoe "olon'ny fiangonana" sy "olon'Andriamanitra". Ary misy olona mahavita mampandainga an'Andriamanitra.

Ka ny voany no amantarana ny hazo: raha misy hazo mihoditra sy miravina kristiana kanefa mamoa voa hafa dia tsy izy izay!
9. jentilisa ( 22/11/2005 08:49)
Hitako amin'ilay tantara aloha dia rehefa nidiran'ny Eoropeana ity fivavahana ity no nivadika tanteraka ny resaka e!

Mbola tsy tena resy lahatra ireo nandray ny fampianarana fa mbola nanjakan'ny fisainana tsy tia Aziatika na Arabo na Indiana...

Tena hafahafa anie izany mivavaka amin'ny finoana Aziatika mankahala Aziatika izany e! Tsy zakany ilay hoe tsy avy aminy ilay zavatra!

Jereo tsara amin'izay ny olana indray eto...Iza no tena mafana fo amin'ny fanenjehana eto? Eoropeana no mitarika...izy ireo hatrany manko no te-ho lohany sy te-hidera tena fa mpitondra ny fahazavana manerana izao tontolo izao! Dia efa nosimbainy koa ny atheisme tamin'ny famonoana ny kristiana tany amin'ny faritra nanjakan'ny Atheisme voalohany indrindra sy ny faritra nahery indrindra izany atheisme izany!

Ny ady voninahitra indray izany eto no fototry ny ratsy mitranga sy soratana etsy sy eroa!
10. annie ( 22/11/2005 14:32)
za tsy mila mamaky rohy zany!Amiko dia fiainako manontolo ny Baiboly ka na iza hitsikera sy hanaratsy azy dia fahavaloko,efa voalaza ao @ Baiboly fa maro no hijoro vavolombelona lainga hanaratsy Azy
11. tsimiandravola ( 22/11/2005 22:58)
Ireo rehetra voalaza ireo de tantara efa fantatro ny ankabeazany. Aza hadinoina fa ny kristiana de olombelona ihany, izay manana ny fahalemeny, ka tsy tokony atao hahagaga mihitsy raha misy kristiana manao hadisoana.
Vao eto fotsiny ianao ra-eprom dia tsenaiko.Rahefa fantatrao ary ny ankabeazany dia tsy ampy ve izany handinihinao fa ireny rehetra ireny dia voankazon\'ny kristianisma.

\"Aza adinoina hoy ianao\" fa..;\"=))=))=))Eo hoaho ilay eskiva ê!!!Omenao \"indulgence\" araka ny fomba fanao katolika ny olon-tsy vanona!!!OK ok OK !Sady tena fetsy be ilay hoe izay tsara dia vokatry ny kristianisma fa izay ratsy dia voankazon-javatra hafa.^:^.Dia tsy menatra ve ianareo?Tsy mahagaga ahy aloha izany satria fihetsika nahabotrabotra ny kristianna izany.

Izao indray ary ny ahy=Aza hadino fa na amin\'ny lafiny \"morale\",na amin\'ny lafiny \"écriture\" (baiboly io),na amin\'ny kolon-tsaina isan-karazany dia mpandova an\'ireny kristianna ireny daholo na izaho na ianao.Eny fa na ny ohatra apetrakao amin\'ny alalan\'ny fanontaniana rehetra aza dia vokatry ny culture sy atmosphère kristianna daholo.
Raha ny rationalisma indray dia tsy mihambo hahavaha ny olana rehetra mety hipetraka anie izy ê.Ny mihambo hahavaha (na eritreretina hamaha)ny olana rehetra mety hiseho amin\'izao tontolo izao dia ny Andriamanitry ny kristianna.Ka dia miala tsiny.

Ny amin\'ny communisme indray dia reska polotika izany,ary resaka idéologie toy ny kristianisme.Raha naharary anareo kristianna ny nataony,inona no mahagaga amin\'izany eo anatrehan\'ny habibiana kristianna????(jereo indray ilay rohy ê)Sady io koa samy mijinja ny nafafiny hoy ny baiboly:ny kristianna namafy \"opium du peuple\" dia normal raha mijinja toharianan\'ny communistme.NB:toy izany koa ny resaka Satanisme:marihiko fa resaka mampandany jiro anareo fotsiny ireny fa tsy tena sérieux satria réaction épidermique fotsiny contre ny kristianisme.Nefa dia revo ery ny kristianna sasany ary mino tokoa fa misy tokoa izany \"satana\" izany=))=))

Tadidio fotsiny ilay antsoiko hoe atmosphère,na ambiance.atmosphère kristianna daholo no niainana hatramin\'izay,ka na tsy mino,na communiste athé aza ny olona maro dia tsy nanakana azy ireny izany tsy hanana culture na comportement na fotopisainana kristianna,mbola mankany ampiangonana foana izy rehefa misy fanasàna mariazy,batemy etc etc.Ho avy izao ny Noely,dia eritreretinareo hankaiza aho fa dia tsy maintsy mihira ny hoe petit papa noel,sy mihaino ny air hoe \"les anges dans les montagnes\"(imposé io)
12. tsimiandravola ( 22/11/2005 23:11)
annie:

za tsy mila mamaky rohy zany!Amiko dia fiainako manontolo ny Baiboly
Tsy manome tsiny anao aho raha minia ianao hanampi-maso.Mety kosa angamba ny anao, amin'izay tsy mahita ny firodany.Mba maharary ihany ny hoe mirodana fotsny izay mba nantenaina sy nanakinana ny fiainana manontolo,nantenaina ho mandrakizay.
Ny torohevitro anao fotsiny dia aza mitarika ny olona hino intsony satria sao ho hitany any aoriana ny firodany ka hampalahelo izy amin'ny fahadisoanmpanantenana.

13. LazaRandri ( 22/11/2005 23:18)
tsimiandravola:
Mba maharary ihany ny hoe mirodana fotsny izay mba nantenaina sy nanakinana ny fiainana manontolo,nantenaina ho mandrakizay
ka ianao tsinona manankina ny fiainanao manontolo amin'ny hazo boboka. Oups! amin'ny fisainanao mantsy e! Kay moa mitovy ihany izany! hahaha.

[quote=tsimiandravola]Ny torohevitro anao fotsiny dia aza mitarika ny olona hino intsony[/quote
hahaha! marina mihitsy ilay voalazan'i xxx etsy ambony hoe:
aramagedona = tsimiandravola vs Kristy
14. LazaRandri ( 22/11/2005 23:20)
tsimiandravola:
Mba maharary ihany ny hoe mirodana fotsny izay mba nantenaina sy nanakinana ny fiainana manontolo,nantenaina ho mandrakizay
ka ianao tsinona manankina ny fiainanao manontolo amin'ny hazo boboka. Oups! amin'ny fisainanao mantsy e! Kay moa mitovy ihany izany! hahaha.

tsimiandravola:
Ny torohevitro anao fotsiny dia aza mitarika ny olona hino intsony

hahaha! marina mihitsy ilay voalazan'i xxx etsy ambony hoe:
aramagedona = tsimiandravola vs Kristy

15. eprom ( 23/11/2005 06:23)
Tsimiandravola>

Rahefa fantatrao ary ny ankabeazany dia tsy ampy ve izany handinihinao fa ireny rehetra ireny dia voankazon\'ny kristianisma.

Rehefa manao fihetsika tsy ara-dalàna ve ny mpilalao de tsy maintsy ny mpanazatra izay no \"nanoro\" azy? Aoka marina eh.
Tsy resaka \"indulgence\" izany ry Tsimiandravola fa samy manana ny andraikiny ny tsirairay.
De mba jereo indray ary ny zavatra tsara vitan\'ny kristianisma eh. Sa sahy milaza ianao fa tsy nisy mihitsy? Aoka wa!Na ianao io aza ve de tokony hoe izay ratsy vitanao ihany no aderadera?Sa nareo mbola tsy nanao fahadisoana mihitsy...?mea culpa.
atmosphère kristianna daholo no niainana hatramin\'izay

Atmosphere kristianina ve no niainana tany korea avaratra na sina? Aoka wa marina!
Raha dinihina ny tany rwanda : ny atmosfera kristiana ve no nahatonga ny adin\'ny tutsi su ny hutu sa ny kristiana hutu sasany no tsy nahatana ny fampianarana nomena azy vokatry ny atmosfera pôlitika?
De mba diniho ity tanintsika ity eh. Faritra nandova ny kristianisma ve ireny faritra be dahalo ireny? ( androy, bara, andrefana..). Manao ahoana ny fahasamihafan\'ny faritra nandray betsaka ny fivavahana kristiana sy ny tsy mbola nandray na zara fa nandray? Ny voany tokoa no amantarana ny hazo an!!!
de mba ankininao amin\'ny inona moa ity fiainanao? Hatreto mantsy toa tsy manana asolo ny Andriamanitry ny kristiana akory ianao nefa de lavinao izy. Ilay fisainanao iaraha-mahalala fa voafetra ? Fahalalana izay ekenao fa bitika tsy mahavaha ny olana rehetra? sshhh..Tsy T1 manala bac ve izany?
Ary maninona moa ianao no tsy mitana ny hevitrao amin\'ny Noely eh. Manjary heverin\'ny olona ho kristiana anie ianao de izay ataonao avy eo no ataony hoe \"vokatry ny hazon\'ny kristianisma \". De hisy Tsimiandravola hafa indray hanao hoe \"ireny ve no mba...\" tsss...Aoka wa marina!!!Mba manaova toa an-dRasalama eh. Nitana ny finoany na ambiansa mpanompo sampy aza no niainany.
16. jentilisa ( 23/11/2005 08:50)
izaho aloha dia spekta fotsiny e :)
17. tsimiandravola ( 23/11/2005 10:20)
Rehefa manao fihetsika tsy ara-dalàna ve ny mpilalao de tsy maintsy ny mpanazatra izay no \"nanoro\" azy?
Rehefa raisonnable ny mpandinika dia azo atao ny mijery ny nampianarin\'ny mpanazatra ny mpilalao.Ny fototra ijoroan\'ny fanazarana sns sns.Ohatra:nisy ady baolina(tsy tadidiko oviana,fa reko fotsiny) nifanaovan\'ny Israel sy allemagne.Ilay mpanazatra israelianna dia nampirisika ny mpilalao hiezaka mafy ny handresy na dia tsy favori loatra aza.Astuce=\"tadidionareo fotsiny fa ireo allemand ireo no namono ny 1 Million taminareo,ary nazi ireo\".Nanomboka teo dia interdit ny manao toy izany.
De mba jereo indray ary ny zavatra tsara vitan\'ny kristianisma eh
Misy ka!lol.Fa ny ratsy no betsaka ary tena miantoka mihitsy izay azony an!:lol:
Sa nareo mbola tsy nanao fahadisoana mihitsy...?mea culpa.
Nanao fahadisoana aho ka!Fa matetika fahadisoana en rapport amin\'ny moralité katolika.
Fantako koa anie fa misy mahatsara azy ny ataon\'i père Pédro ê,fa avy eo ataon\'i léry lasa katolika sy kristianna indray ilay vahoaka,eo aho dia jaloux kosa satria rehefa mba manao zavatra dia tokony tsy hisy takalony rehefa mihambo tsy ho \"interessé\".
Atmosphere kristianina ve no niainana tany korea avaratra na sina
Hay ve lasa any ny eritreritr\'i Ra Epron?Ny ahy dia teo amin\'ny tontolo Judéocrétien fotsiny ny eritreritro tamin\'ny nanaposahako ny hevitro.Mbola tsy niresaka boudhisme sy shintoisma aho,ary tsy mahalala firy an\'ireny,ny nentin-drazana no fantatro.Ny fantaro koa fa maro koa ireo mythologie antique no voatery nivalona satria tonga ny intolérance réligieuse kristianina.
Ny resaka mivalanorona rehetra dia tsy maintsy nisy source.Ny source ho an\'ny tontolo Judéochrétien+islam dia ny foto-pinoany indrindra indrindra.Izay no mahatonga ilay atmosphère.Ary rehefa ny raison no ampiasaina dia fantatra fa maro karazana ny source araka ny voalazako teo,fa ny mi-préoccupé ahy aloha dia ny sources Chrétiennes.Hitako mantsy fa tediavin\'i ra Epron hapetrako eo an-tsoroky ny kristianisma daholo ny mivalan\'orona rehetra.Marihiko fa betsaka ny mivalan\'orona amin\'ny kristiannisma.Ka raha misy zavatra kely ve mba tsara entin\'ny kristianisma dia antony ampy hampibabena ny vahoaka ny filozofia kristianna,sy anamarinana fa hazo tsara voa ny kristianisma \'jereo indray ilay rohy ê)
Manao ahoana ny fahasamihafan\'ny faritra nandray betsaka ny fivavahana kristiana sy ny tsy mbola nandray na zara fa nandray? Ny voany tokoa no amantarana ny hazo an!!!
=))fa ahoana ny fahitànao azy?Sûr mihitsy aho fa ny anao dia mifamadika tanteraka amin\'ny fahitàko.Ka noho izany=amafisiko fa ny voa no amantarana ny hazo.Sady mbola hita amin\'ny toerana rehetra angaha ny fizaram-paritra?Sao dia tsy ny kristianisma no kritère tokony ho raisin\'i Epron????Sambatra ny firenena manana an\'i Jehovah ho Andriamaniny hoy ilay pasitera iray izay.Objection=Ny Japoney tsy dia mitaraina nefa tsy i Jehova no Andriana,hoy ilay namaly.
de mba ankininao amin\'ny inona moa ity fiainanao? Hatreto mantsy toa tsy manana asolo ny Andriamanitry ny kristiana akory ianao nefa de lavinao izy
Bonne question hoy ny tsotsoka.Jereo i google dia tediavo ny mot clé hoe vivre sans réligion.Ny ahy kosa dia tsy à l\'ordre du jour.Tsy nisy ny fotoana mbola nandraisako \"révélation\" ho ahy manokana.Raha misy izany dia ho avy izy satria fantany fa ilaiko ny mametraka ny fiainako aminy.Ny fantatro fotsiny hatreto dia io \"izy\" io dia tsy ny amndriamanitr\"i Jesoa na i Jesoa na i Jehovah na i boudah,na allah...\"Ce sont tous des imposteurs\" ny marina dia impostures daholo ireny.
Ary ny manitikitika ahy kely dia ilay suggestion hoe tsy manana asolo an\'i Jehova aho nefa laviko izy=))Fa angaha izy izany atao filàn-raha tsy mahita???????Atoa Epron,izaho dia mihezaka ny ho raisonnable,fa raha izaho ianao dia tsy suggerer-vako ho toy ny filan-draha tsy mahita toy izany ny andriamanitra lalain\'ny maro=))
Tsy T1 manala bac ve izany?
Tsia,tsy T1 manala Bacc fa singambolo mandavo ny vosotra.Bacc,bacc.=)).;Fa angaha examen koa ity izy ry tony ê???
Manjary heverin\'ny olona ho kristiana anie ianao de izay ataonao avy eo no ataony hoe \"vokatry ny hazon\'ny kristianisma \"
Je n\'ai rien à me reprocher,je subi.
Nitana ny finoany na ambiansa mpanompo sampy aza no niainany
Aza omena tsiny aho rehefa mahery fiteny indraindray,satria fantako fa \"mépris\" foana no ao ambadiky ny tenin\'ny kristianina matetika,hatramin\'izao aloha.Ny resaka hoe mpanompo sampy dia ohatra amin\'ireny.Ny anisan\'ny teny mahery fampiasako mantsy dia toy izao=Matimaty foana toy ny fatin\'xxxxx i Rasalama sy ireo teny andohan\'Ampamarinana satria ilay Jesoa kristy notoriana taminy sy nolalainy dia tsy nisy ara-tantara akory fa montage mythologique nanomboka tamin\'ny faran\'ny taon-jato voalohany.
Fiangaviako=mihezaha ianareo mpino Kristianina mba tsy hampiteniteny foana anay intsony,nefa aza omena tsiny izahay raha mbola mahateny indraindray nohon\'ny antony efa mazava=atmosphère kristianna mbola raiki-tapisaka satria nolovana tamin\'ny ray aman-dreny sy ny mpiara-belona.
18. tsimiandravola ( 23/11/2005 10:27)

19. eprom ( 23/11/2005 13:53)
Rehefa raisonnable ny mpandinika dia azo atao ny mijery ny nampianarin\'ny mpanazatra ny mpilalao

de tsy fantatro izay nampianarina anareo fa izahay fony nanao sekoly Alahady de \"aza mangalatra..aza mamono olona..tiava ny fahavalonao ets...\" no nanazarana anay.

Fa ny ratsy no betsaka ary tena miantoka mihitsy izay azony an!

Mba porofoy kely hoe. Firy ny olona novonoin\'ny \"kristiana\" noho ny fivavahany, de firy ny olona novonoin\'ireo tsy matahotra an\'Andriamanitra, ireo izay mihevitra ny sainy ho fanaperana sy mitoky amin\'ny herin\'ny tenany? Iza tamin\'ireo tsy mpivavaka any eoropa ireo no nahafoy ny ainy sy ny fianakaviany hampianatra ny malagasy? Kianina ny misionera nefa inona no mba vitany eo @ fiaraha-monina? Mba firy ny mahantra tsy manana ny mahaolona intsony (4mi) mba navotan\'i Tsimiandravola sy ny namany no hanakiana an\'i Pedro izy raha mba mizara ny finoany mompera. Za aza protestanta tsy manome tsiny azy raha avadiny katolika daholo ny 4mi. Voa mafy ve izany izy ireo raha lasa katolika fa tokony hijanona ho 4mi ihany de tsy mino an\'Andriamanitra? Mba lanjao kely hoe
fa ahoana ny fahitànao azy?Sûr mihitsy aho fa ny anao dia mifamadika tanteraka amin\'ny fahitàko.

Tena mifamadika mihintsy aloha eh.
Eran-tany, mba jereo hoe ny tatitra IDH navoakan\'ny PNUD. De aiza ho aiza ny fandrosoan\'ny tontolo kristiana ( protestanta indrindra indrindra )@ankapobeny raha mitaha @ tsy kristiana? Frantsa firenena laika sy manandratra mafy ny laisite de any aorian\'ireo firenena tavaratra loterana.
Eto madagasikara: manao ahoana ny fandrosoan\'ny faritra sy toe-tsain\'ny olona ahitana kristiana betsaka sy ny zara raha ahitana fiangonana?
Maso inona kosa aloha no ampiasainareo eh.

Sambatra ny firenena manana an\'i Jehovah ho Andriamaniny hoy ilay pasitera iray izay.Objection=Ny Japoney tsy dia mitaraina nefa tsy i Jehova no Andriana,hoy ilay namaly.

zafady fa hanao matematika kely. raha vrai ve ny p=>q (manana an\' Jehovah=>sambatra) de midika fa faux ny Np=>Nq? (tsy manana an\'i Jehovah toy ny Japoney=>tsy sambatra)?

Tsia,tsy T1 manala Bacc fa singambolo mandavo ny vosotra

Manandratena an!!!! Fa tsy manakivy anao aho aloha fa tsy mbola amin\'izao andro iainanao izao koa no ahafoana ny fivavahana.

Ny amin\'ny fatin-dRasalama izay lazainao toy ny fatin\'xxxxx indray kosa de nareo sy izy no hifandahatra any aoriana. Ahoana moa hoy izy? Mbola hifanatrika izao sy ianao Ramiandravola.Hay moa dadatoany io fa tsy ianao.
Hono ho\'aho? Raha mandinika ny fahantran\'ny malagasy ankehitriny. Mba matimaty foana toy ny inona ireo maty t@ 1947, ireo VVS, ireo menalamba? Toa misy tonokalon\'ny Rado mamaly izay fa mba vakio hoe.
Fa nga nareo miteniteny foana? Sa ny voany tokoa no amantarana ny hazo? Fa maninona moa rehefa manaonao foana ianareo de ny atmosphere kristiana no omena tsiny fa rehefa misy mpivavaka manao hadisoana kosa de hoe \"fampianarany\" ? Nahoana koa raha mba ekena fa ny atmosphere sociale no nahatonga ny kristiana sasany ho lasa raciste ohatra? Sa lova jodeokristiana ny rasisma? Amin\'ireo karazankeloka ao anaty rohinao ireo,inona amin\'ireo no tsy hita any amin\'ny faritra hafa tsy niaina ny kristianisma ka sahinao lazaina fa lova kristiana? Fiarovana ny fivavahana? Famonoana izay tsy mitovy hevitra amin\'ny tena? Fankahalana vahiny(jiosy,sinoa sy karana)?Sao de mba \"ambiance sociale\" fa tsy lova kristiana?
Fiangaviana=rehefa mbola tsy ampy fahalalana (T1) de aza mipingapinga mitandroka sujet efa lasa lavitra ( Existence de Dieu). Tadidio fa raha T6 no asainao mikaroka ny x²=-1 de pas de solution hoy izy ( Verite absolue moa?). Hay mbola N ny espace fantany!!!!!
20. sonwin ( 23/11/2005 14:18)
milay ny hevitra alahatry eprom zany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.206