fitsaboana hafakely
1. gasitiako
(
17/11/2005 14:17)
narary filahina ity lhl iray izany hoe tsy mety en érection mihintsy hono ny azy ka voatery nanantona mpitsabo, in 4 niova mpitsabo izy satria tsy nahita mpitsabo lhl mihintsy, ny aretina nefa miegravy ka tapa-kevitra nony farany, nony vita anefa ny traitement rehetra de tsy maintsy mipass test mba ahitana ny résultat, makà enao imagination tsara zay tena manintona anao @ vhv, n'inon'inona ve dokotera hozy lery, eny hozy ilay dokotera, na de firaisana ara ve dokotera, izay ary no tena tsara indrindra raha mety hozy le dokotera, natao ary le izy ka mbola nitolefika foana lery, tsy hita intsony izay hevitra de hozy le lhl hoe, dokotera tsy mahay n'inon'inona, aza maika enao hozy le dokotera sady nasingany ambony be ny blouseny, nipoitra @ ilay fe fotsy bota malandilandy, noraisin'ny filahin'ilay lhl de nakasokasony teo akaikin'ny fivaviny teo, taitra tampoka ny an'ny lery, hitanao zany hozy ilay dokotera fa sitrana enao, marina izany dokotera fa avelao ary izy mba..., valiny felaka tahamaina
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:10
2. Veloo
(
17/11/2005 17:58)
ary ahona ary no miverina indroa doly ilay izy...sa mety tsy ho mazava ratsy tsy indroa :-D:-D:-D:-D
4. gasitiako
(
18/11/2005 13:57)
tiko be le mamerina ry veloo a, atao inona ko izay indrepa tsy miverina izany e