NAHOANA????
41. sof
(
16/11/2005 21:56)
ftma:
Izaho izao te hamaly, nefa tsy mahay mikabary
raha resaka finoana dia aleko mangina.
Akamatiana: tena lasa poety mihitsy ndry zandrikeliko.
Dia variana ny tenanay
mijery zato haingam-panahy
Za anefa tsy mahay
Ny hamaly tsy ho sahy
Bravô Zandry, mivavaha, mahereza
Zokinao mivavaka mba hateza
izato finoana ngeza dia ngeza
42. sof
(
16/11/2005 21:58)

43. dadabe
(
17/11/2005 02:25)
:cry: de zahay tsy mahay dia ahoana??:-w
ny saina reraka ny kibo noana
mijery an'i akamatiana eto @ internet (l)
mampisaina antsika izay manao ny tsy mety :-$
ao koa ra -xxx miezaka hatrany
ilay ondry matotra eto antany
mody tsy miseho nefa hainareo ihany
ny hevitra avokany lozantany:-$
mbola hitohy....:@

44. dadabe
(
17/11/2005 02:30)

46. akamatiana
(
17/11/2005 05:06)
Misaotra antsika retsa Akamatiana
Injinja i zoky izay mba liana
Am zato rediredinjanjiny :-D
Sady tsy manafina ny anarany :P
Dia veloma no atao
Fa Akamatiana klou handao
Veloma tsy ho mandrakizay
Fa am manaraka ihaona eto indray
Bizzzz ho an'ny retsaretsa(l)
tehaka =D=D ho an'ireo poeta
:)tsiky ho an'izay tsy tia
:-*(l) ho an'hery mpiandraikitra ty serasera ty
Maztouuu dôlidôly ô!!!

47. xxx
(
17/11/2005 07:03)
Zà ko mba hamorona tonokalo:lol:
ka aiza le fahamasinana ?
Zay nambara an-dravalo
ka aiza ko ary le fahamarinana?
Zay nandrasany maro!
Fa ny Akamatiana no namoaka hevitra mety
Nefa koa tsy midika oe marina
Fa tsara ra havaoka @gazety
Fa zay maharitra iany no tafarina!!!
Sa aoana Akamatina ,namanao iany ty!!!8)

48. Rehindra
(
17/11/2005 09:22)
Manakory avao,
Zao tsy kristiany, fa manaraky fomba-taniko avao. Ka ny itako, dia manavakavaky, intolérant ny fivavaha manahaky kristiana, slamo, jiosy. Izy mievitsy fa ninazy avao ny marina, koa tsy magaga raha misy takizao ny disadisa, tsy magaga raha misy koa terorisma.
Aya moa zalahy, ty FVPM ty, foronin'olo tamy FJKM avao, olo io nesory tan-dravoangy ka lasa nioko nananga fivavaha anazy manokana!
Fitiavan-tena izany, tsy kabaron-dranahary, ary magaga fa misy koa olo maneky taritiny!
Momba lakroa nirehitsy tao Antaninanandrano, hay zalahy MPANGALATSY COURANT JIRAMA koa ty atokopinoana ty! Akory zany ahay mpanjifa? Ary akory koa olo minomino foana milaza raha masaky ty, mivola fa misy fahagagaha. A! Zalahy, manahaky raha ataon'i Dadilahy sy Dadarabe koa ataon'ireto secte reto zalahy!
Koa noho zany: aleoko ninahy avao no karakaraiko baba!
Samby soa!
REHINDRA

akamatiana:
Maro ireo jiolahy
Izay mandrava sy sahisahy
Nefa toa avela hatrany
Handrahona sy hiliba eto an-tany
Maro ireo mpino an'i Kristy
Manangona ireo ondry izay mania
Nefa toa voasakana izy
Ka mipetraka, tsy manan-tsafidy
Ka ho aiza ireo ondry vaovao?
Fa ny lalana toa nahidy, tsy ela akory izao
Dia ny Fiangonana [b]P[b/]rotestanta [b]V[b/]aovao eto [b]M[b/]adagasikara
izay nahitany aim-baovao nefa dia VOARARA
Koa napetrako ny hoe:"NAHOANA"
Ireo mpitondra no nanafoana
Ilay vala iray
Izay fivorian'ny Kristianina tsirairay
Sa manelingelina ny hafa
Ny manahita ireo kristianina tafa
Ka mamorona izao rehetra izao
vokatr'ilay fialonana nikotroka ela tao
52. xxx
(
18/11/2005 08:32)
Zao lazaiko nareo fa tahaka ny tam androny Tompo io
Fony Izy mbolaeto an tany tompoko!
Zay nanaraka fomba marina sy lalàna Ry fariseo.
K\'inona nefa valina ra ts lonilony teo.
Moa va ts zany ko niainan tsika!
Zay nisy disa²makany @fiaina tsita!
Za tsy mitsara fa ny marina no mba lazaiko
Zay ts takatry ny saiko
Ka mba fantaro iany ny soratra masina
fa ts zay mivavaka akory no masina,
De ts haiko miitsy tononkalo
Fa hangataho tsodrano ravalo!

55. lapino
(
19/11/2005 19:18)
mimiso:
:-w:-w:-w:
varina be zà mahita anareo mampiady rima ry zareo
Mody tsy miseho milay kanefa koa mahay an! :wink:
56. akamatiana
(
20/11/2005 05:21)
mimiso hahaha zany an variana an !
mahita an-jazoba mampiady rima??
hehehe nefa njy refa mahita ahy
ilay mampiseho l aingam-panahy
D meme sy mikakakaka
nefa kay njy varina sy tena mivanaka
:-D :-D :-D
mahita an-jazoba mampiady rima??
hehehe nefa njy refa mahita ahy
ilay mampiseho l aingam-panahy
D meme sy mikakakaka
nefa kay njy varina sy tena mivanaka
:-D :-D :-D
58. xxx
(
10/12/2005 22:32)
xxx:
namanao >>
Alefaso ilay faharoa
Fa nareo toa mahavoa
Mahay mihitsy fa tsy vena
Fa mody manetry tena
:-wmanetry tena angaha????^:^^:^^:^=))=))=))
59. xxx
(
10/12/2005 22:36)
lapino:
mimiso:
:-w:-w:-w:
varina be zà mahita anareo mampiady rima ry zareo
Mody tsy miseho milay kanefa koa mahay an! :wink:
:-w:-w:-w:-w^:^