KABALE ...

41. Samoana ( 29/11/2005 08:25)
Ny finoana "bakalle" raha mbola afangaro @ finoako somary bancale ity mety hampidi-kizo kle ! Aleo ihany mijanona @ le bracelet nomen'i Neny ho ahy:D
42. Herimiafina ( 01/12/2005 05:50)
bichette:

herimiafina > mba zarao ny connaissance-nao hoafa e :-*

Hiaraka ho any Israely ve tsika sy bichette e? hehehehe:-D:-D:-D:-D

43. bichette ( 01/12/2005 07:38)
herimiafina > andao aza e zah vovona
44. Herimiafina ( 01/12/2005 21:12)
DE entiko eny amin'ny mur de lamentation ianao de le Mont Sinai, de Nazareth de asehoko anao fa misy izany jiosy silamo sy jiosy katolika izany fa tsy voatery ho le jiosy heritreretina foana akory ny jiosy, de avy eo tsika sy ndroky hinana specialité israelianina amlé hotel Tafkididim izay de dodo, hehehehe:-D:-D:-D:-D
45. bichette ( 02/12/2005 08:00)
efa tany angah i Herimiafina , dé tsy minana viande carné koa zany ?
46. Herimiafina ( 03/12/2005 21:26)
Zah mihinana kah, andao ary hatao ny pro de any tsika sy njy no hanao vakansa e. I Madonna kou aza moa tany de niteraka savorovoro be ny fandehanany tany, hehehehe:-D:-D:-D:-D
47. bichette ( 05/12/2005 10:55)
herimiafina, ié andao fa teneo ana hoe aona sy aona avy no atao, ny entina sns
48. Herimiafina ( 05/12/2005 18:48)
Anjaso fa mbola baosy be zah amin'izao fa refa malalaka zah de contacter-ko njy de hatao ny pro, zany an, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
49. onimp ( 06/12/2005 10:32)
Izaho dia mifanerasera betsaka @ HINDOU aty @ tanin-dry zareo ary dia manao io bracelet manify mena @ tanany io koa izy ireo, saingy hery fiarovana @ fahavalo no sady fanehoana ny finoany koa izany eny na hatr@ capot fiarany aza asiany tady menamena kely, dikany miaro @ accident io . Noho izany tsy voatery hoe izao na izao io fa mety misy antony manokana ireny zavatra ireny eo @ olona tsi11
50. bichette ( 06/12/2005 15:29)
hafa kely indray izany
51. Herimiafina ( 21/01/2006 05:07)
Salut Bichette! Vonona ve ndroky?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4664