KABALE ...

21. jentilisa ( 17/11/2005 13:42)
ny maso no mifandanja amin'ny maso sa maso solon'ny maso?
22. Herimiafina ( 17/11/2005 17:42)
Otsan,ny fombandrazana malagasy ihany kah, fombandrazana jiosy zany no handraisana azy e, anjaranao ny mijery sy manao analizy hoe tsara ve sa ratsy izao sy izao.

Ny jiosy refa manao zavatra de mi-consulter izay voasoratra ao amin'ny Kabbale foana, ohatra, ny fety isankarazany toy ny Passah (Paka), Shavuot (Pentekôty), Rosh Hashana (taombaovao), sy ny Yom Kippour (thanksgiving), dia voasoratra daholo ny fombafomba rehetra hatao, sns.

Ny Baiboly kristianina dia mampiseho ireo fombafomba rehetra ireo ankolaka.
23. cutie ( 17/11/2005 19:22)
herimiafina , njaso alou za hifindra any Israel :-D
24. Herimiafina ( 17/11/2005 21:36)
Hiraka amiko ve enao e, te-hi convertir amin'ny judaisma ngah ndriko. hehehehe:-D:-D
25. Herimiafina ( 17/11/2005 22:02)
Adraso alou zah hijery Kabbale kely hahitana ny fomba hanaovantsika azy, hoe inona no tokony hatao raha hiaraka amiko any Israely enao.

Tanjemo fa Samy hafa mahintsy izany hoe Israeliana, Hebreo, sy Jiosy izany an. Mbola misy koa ny Israelita.
26. cutie ( 18/11/2005 04:51)
herimiafina,za ihany no mankany kou , nga tsy le enao no manafatra avy eo :-D
27. bichette ( 18/11/2005 08:11)
herimiafina mahay zavatra ..... jiosy angaha ..... :^)
28. jentilisa ( 18/11/2005 10:08)
ohatran'ny hoe andraso aho hisikidy kely no fijeriko azy izany :lol:
29. bichette ( 18/11/2005 11:00)
:-D
dé mba in no tombotsoa efa nahare venareo olona nahita soa tanteraka taminizy io
30. rmidera ( 18/11/2005 22:44)
Ny kabale tsy resaka fivavahana izany fa science cachée no andikana azy.Ka aza dia be resaka loatra rehefa tsy fantatra ilay zavatra fa tsy mety.
31. fijo ( 18/11/2005 23:46)
resaka jiosy indray dia liana i bibi kely an.hummmm ndry wa aza mankany fa hummmmmmm.
32. Herimiafina ( 19/11/2005 05:23)
Ny fombadrazana koa de tsy resaka fivavahana fa sciences cahée, cosmologie, mety mampiditra esoterisme kely mahintsiny aza, ary aleo hilaza ze te hilaza hahitana ny marina, fa tsy maintsy hipoitra foana ny marina.
33. Herimiafina ( 20/11/2005 03:15)
Akav kashalom, tohizo le resaka fa mahaliana. 8)
34. rmidera ( 20/11/2005 13:28)
Ka isika malagasy anie manana ny kabale antsika manokana.Ary misy malagasy iray efa namoaka boky mikasika io resaka io.Ary ny mpandika eran-tany betska no naka hevitra tamin'io boky io.Misy fifandraisany ny kabale-ntsika sy ny jiosy.
35. Herimiafina ( 21/11/2005 17:35)
Tsy i Xhi sy Mah indray ve izany ry rmidera?
36. rmidera ( 21/11/2005 19:02)
Tsy ireo olona ireo no lazaiko fa olona hafa mihitsy.Olona vaovao taty aoriana.Xhi sy Maa ny fahafantarako azy resaka sikidy no tena tiany nampiseho.
37. jentilisa ( 22/11/2005 08:36)
lazao hoe ny anarany?
38. Herimiafina ( 22/11/2005 16:14)
Ao tanà de ao Allemagne misy association gasy jiosy, sao nareo de mafantatra?
39. Herimiafina ( 23/11/2005 05:41)
Tena tsisy kil tsony ty resaka ty klé.
40. bichette ( 29/11/2005 07:46)
herimiafina > mba zarao ny connaissance-nao hoafa e :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2443