hafatry ny fiainatsihita

41. cutie ( 17/11/2005 07:08)
saka ihany no ilaina :-D
42. Herimiafina ( 17/11/2005 07:13)
An3, manjary matin'ny hatsiaka any ivelany any kou ilay alika, niresaka pet cementery enao teo de zay vao tadidiko fa lafo be ny mandevina pet aty amainay aty de aleo alou ry zareo ampidirina vetivety, hehehehe:-D:-D
43. cutie ( 17/11/2005 07:15)
non ny pet-nao ihany no sacrifier-na eo fa tsy ny ahy :-D
44. Herimiafina ( 17/11/2005 07:16)
Sady ampijerena film kely. Maditra kou anie ry leirony e, lasa nandrava zoridiran'olona any indray, hehehe:-D:-D
45. cutie ( 17/11/2005 07:20)
dain nga tsy mba omenao sakafo ry zareo :-D
46. Herimiafina ( 17/11/2005 07:25)
Efa misakafo tsara ry zareo kah, fa le mandrava zoridira zany no mba fahafinaretany e, de avela milalao kely any aloha, hehehehe:-D:-D:-D:-D
47. rabejo ( 17/11/2005 09:26)
raha resaka demony nama aza mba ampidirana baiboly fa tsy miaraka ireo a !
Andraso ny farany dia ho hitanao ny famadihan'izany anao.
48. mirabel ( 17/11/2005 16:56)
o ry balita 06 a raha nisy marina ve izany tsy ny kamboty no sambatra sy tafavoaka voalohany indrindra !!!! ary tsy ireny olona milaza fa ipetrahan'ny razandry dadabe sy bebe rangory ireny no manankarena voalohany
raha tena izy ianao dia omeo ny n° hivoaka @ euromillion izao hanavotana ny gasy fa aza manadala vahoaka eeee
49. Veloo ( 17/11/2005 18:38)
rabejo a marina ny an'i se:wink:
50. cutie ( 17/11/2005 19:11)
misy mandray antendrony njay ny sasany :cry:
51. Veloo ( 17/11/2005 19:24)
:-D:-D:-D
52. cutie ( 17/11/2005 19:28)
veloo :-D:-D:-D
53. Veloo ( 17/11/2005 20:03)
54. nofy ( 18/11/2005 10:31)
safidy io ry zalahy !ary rehefa inoana dia mety hahavitana zavatra sa...? izay te-hanaraka aibalita manaraka
55. nofy ( 18/11/2005 10:32)
safidy io ry zalahy !ary rehefa inoana dia mety hahavitana zavatra sa...? izay te-hanaraka aibalita manaraka
56. diamondra27 ( 18/11/2005 11:25)
tsara aloha rehefa mizara ny experience @ namana fa ny ahy ny mi-intéressée ahy de ny fiainana any ambany ranomasina tantarao @ antsipirihany. Ny fantako fotsiny @ ankapobeny de hoe tena misy fiainana ohatra ny eto antany any,saingy tsy misy mahantra sy olona miady fa fety lava, satria hono ny olona eto antany no manao contrat amindry zareo ka le terrien zany no manatitra le offrande de avy eo ry zareo manome ze tadiavin'le terrien na inona zany na inona : volabe, trano, pouvoir ETC... fa kosa misy rituel ataon'le terrien isanandro ary secret io tsy tokony hisy olona hafa hiditra ao @ le efitra fanaovany rituel na fivavahany !!!

ze mahalala de mba lazao zahay na tena marina io na resaka fotsiny.
57. dadabe ( 18/11/2005 14:18)
Mpandefa : maditra [ Valio ] 16-11-2005 02:35:26
Lohateny : Re : hafatry ny fiainatsihita
Izay ary fa mba nahita vavolombelona nilaza azy fa mahay zavatra aho. Rombo zalahy. lol

=D=D=D=D

ary aiza klou le kofiboay nanao antso e?? nanao pub lery kay ,fa mety mitaiza olona ingahirainy de tsy nisy kil tsony d mitady eto @ serasera:@
58. Veloo ( 18/11/2005 20:06)
:-D
59. fijo ( 18/11/2005 21:06)
hilazao sombiny aloha izahay vao mino,fa sao hamono kle
60. dadabe ( 19/11/2005 11:56)
:^):^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4282