hafatry ny fiainatsihita

21. cutie ( 16/11/2005 23:55)
zany ve ?
mpanao in alou io
22. Herimiafina ( 17/11/2005 00:02)
Mpitsabo, Mpampianatra, Mpanavotra, sns,afaka amanmpya nao Izy raha tinao.
23. cutie ( 17/11/2005 00:17)
nope merci :-D
24. Herimiafina ( 17/11/2005 00:27)
Fa le mpanao inona no tena tedavin'i cutie? Sao de mba haiko ihany mantsy ny zavatra tedavinao? hehe:-D:-D
25. cutie ( 17/11/2005 06:29)
herimiafina , le mpanao magie iny e e:-D
26. Herimiafina ( 17/11/2005 06:31)
Hay, haiko atao ireny raha tinao, fa le illusion fa tsy le magie noire an, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
27. cutie ( 17/11/2005 06:32)
enao nga mpanao magie ?:-D
28. Herimiafina ( 17/11/2005 06:33)
Afaka mahay magie zah raha tinao izany, mila demons kely ngah toi? hehehe:-D:-D
29. cutie ( 17/11/2005 06:35)
hitondra ahy any @ afobe ve :-D
ie mila mitsy lol
30. Herimiafina ( 17/11/2005 06:38)
Hehehe, akipio ary ny maso de averimbereno matetika ny anarako, hehehe:-D:-D:-D:-D
31. cutie ( 17/11/2005 06:40)
herimiafina, kay tena demony mitsy :-D
ary film efa nandeha io soratanao io :-D
32. Herimiafina ( 17/11/2005 06:41)
Ie, methody iray ihany no fampiasako. hehehehe, ratsy ngah zany demony zany ry cutie, hehehehe:-D:-D
33. cutie ( 17/11/2005 06:42)
mampatahotra zany :-D
34. Herimiafina ( 17/11/2005 06:44)
Hay ve izay izay fotsiny e, f'angaha moa ratsy ny mampatahotra, de naninona tsika le injay anjo iny nijery film mampataotsa raha izany? hehehe:-D:-D:-D
35. cutie ( 17/11/2005 06:46)
mapatahotra fa jerena fona ka :-D
fa refa veo vo tsy mahatanty
36. Herimiafina ( 17/11/2005 06:49)
Tsy mahatanty ve, zah eto foana kah, mankanesa ety akaikiko raha tsy mahatanty, hehehehehe:-D:-D
37. cutie ( 17/11/2005 06:58)
tsy zany ve le we avia aty ampitahoriko :-D
38. Herimiafina ( 17/11/2005 07:03)
hehehehe, ary arakao mahintsiny le fika an. Ie, raha misy zavatra atahoranao de aza andosirana fa vao maika anie hatony fa hitanao fa mitombo ny herimpanahinao e de lasa tsy matahotra tsony enao avy eo. hehehehe :-D:-D:-D:-D
39. cutie ( 17/11/2005 07:05)
ndao aza hijery an'le film pet cemetery e :-D
40. Herimiafina ( 17/11/2005 07:07)
hehehehe, ndaoa ary e, anjaso ary alou ampidiriko ny alikako sy ny sakako kalongany, hehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3929