Fisaorana an'i Ornella - Jenna - Nirina

1. xxx ( 14/11/2005 11:58)
Isaorana ireo telo vavy nisolo tena ny gasy eto suisse
tamin'ny missmanja 2005. Tsy ratsy ilay naka place 3 voalohany. Mankasitraka e.
Bisous be de amin'ny manaraka njay!!

2. lorra ( 14/11/2005 14:25)
de manarina izany fa tsara ry zareo, tena mendrika e!
3. fasaly ( 15/11/2005 06:14)
manja daholo izy rehetra lay candidates zany e!
fa ireo telo no vofidy.
4. Veloo ( 15/11/2005 18:32)
aiza no ahitanareo an'ireo ry reto a za mba te hijery ooooooo
5. sygasyga ( 22/11/2005 11:20)
Mba omeo an'ireo sipa reo ny n°-ko e!
Jos:0610449415
6. fiaritiana ( 02/12/2005 18:58)
mankasitraka e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6676